Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sakaizakely ( 24/06/2008 08:49)
ny be antitra
zavatra mba manohina ahy aty aminay aty dia ny fitokotokoana ny zaza vao 3 volana alefa tambabe any am kreshy :cry: :cry: :cry: :cry: ny ankizy dia any antsekoly tontolon'ny andro ny RaD vari... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/07/2008 20:07
verlik29 ( 24/06/2008 06:53)
SAKAKELY (ifanihy), foitran'ny vadin'ingahy polisy
:lol: mba mitady an'ireo hira ireo e. misaotra... tohiny
LazaDaddy ( 24/06/2008 05:27)
vehivavy miantsena
tsy zoviana amintsika intsony fa ny ankamaroan'ny vehivavy dia ela be rehefa miantsena. Ny lehilahy kosa indray malakilaky. Fa ny mahavariana dia ny lahy sy vavy miara-miantsena e! Toa vao maika el... tohiny
ravatorano ( 24/06/2008 05:25)
Nenibetsinjaka feno 110 taona niainana sady mpanakanto malaz
Nenibetsinjaka Fenoarivo. Elle est née à la fin du XIXème siècle. Et c’est une mémoire vivante de la musique malgache. Honneur à la doyenne des artistes malgaches et à ses 110 ans Son... tohiny
ravatorano ( 24/06/2008 05:19)
Fanendrena minisitra roa vaovao
Voatendry omaly teo amin'ny fivorian'ny filakevitry ny governemanta omaly ny minisitry ny fanatanjahatena vaovao izay tsy iza fa Andriamatoa Jean Louis ROBINSON izay nitana ny toeran'ny minisitry ny f... tohiny
novalian'i penguin ny 25/06/2008 01:32
niryna ( 24/06/2008 04:59)
Ho tia anao aho na inona na inona manjo antsika
Nisy rangahy lehiben'ny toeram-piasana izany nangataka ny ametra-pialana. Rehefa nanontanian'ireo mpiara-miasa aminy izy ny antony hialany dia niteny izy fa marary ny vadiny ary tsy mahafantatra azy ... tohiny
novalian'i niryna ny 01/08/2008 19:45
penguin ( 23/06/2008 23:24)
Resaka fampiadina Malagasy ny an'i kidoropamba
Tsy hisy olona faly amin'ny zavatra tsy mety saingy io no tetika hitan'i kidoropamba. Aiza no hisy olona ho faly raha gadraina ny havany. Ny zava-misy dia na tratra mangalatra ambody omby aza mbola ma... tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:56
LazaDaddy ( 23/06/2008 23:02)
misasaka ny taona 2008
Misasaka sahady ity ny taona 2008. Mahatsapa ve isika fa nisy fiovana ny fiainantsika ara-pinoana? Raha oharina tamin'ny volana Janoary, akaiky kokoa an'Andriamanitra ve isika ankehitriny sa niha alav... tohiny
novalian'i cutie ny 19/07/2008 18:59
xxx ( 23/06/2008 22:56)
kilalao ohatran'ny koboko
Misy kilalao hoe ohatran'ny koboko izay. [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/super-heros-024.gif[/IMG] ankamatatra... tohiny
laotsy ( 23/06/2008 22:37)
Fitiavana! Naôn no tsita nefa nmitady izy?
Mino za fa mba efa mpazo ny rht zany e! ny tiko lazaina de zao oe : ny tina matetika tsy tia, nefa ny hafa tsy eritreretina nefa tia. D aôn ny eritreritry ny maro @zany kay!... tohiny
novalian'i laotsy ny 17/07/2008 21:37
diamondra27 ( 23/06/2008 22:32)
bedy
refa misy manabedy nareo de aona ny ataonareo... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 10/07/2008 08:03
Belami ( 23/06/2008 21:11)
Asaramanitra
Ho avy ny fetimpirenentsika, fotoana iray hifaliana sy fandinihana ny dingana vita sy izay mbola hatao eo @ sehatra nasionaly. Fa mino aho fa toy izany koa na eto @ sehatry ny serasera aza, fotoana... tohiny
novalian'i jobamilay ny 06/07/2008 00:18
kidoropamba ( 23/06/2008 20:20)
Hoan'i kanota be konetaka nefa te-hiseho be hatoka
Aza manao fisainana "zaza mpandAny" ianao ry rahalahy kanota a. Ialao ny fialonana, ary aza matoky an'ireo Matsilo ireo ianao na i rajemison sy ranjivason aza no ao. Ravalomanana Ihany, Ravalomanana ... tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:44
rakaroka ( 23/06/2008 18:41)
Marina ara-bakiteny
Ny hoe :"ny manana dia mbola hanana , ary ny tsy manana na ny kely hananany aza dia mbola esorina aminy". Rariny? hitsiny? anjara? lahatra? satria voasoratra? :roll: 8O :?: ... tohiny
novalian'i prime ny 10/07/2008 11:22
tafita ( 23/06/2008 14:47)
MILA TOROHEVITRA LEHIBE
Vonjeo re rey olona. Misy mpampianatra iray avy any ambanivohitra , nampianatra t@ EPP ary lasa nampianatra t@ CEG izy io , feno 60 ans le Rangahy ka nikarakara ny dossiers rehetra mba hanoma... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 03/07/2008 15:30
xxx ( 23/06/2008 11:24)
Antsam-panahy Chorale FIDERANA + Luk sy Mahery
Ny antoko mpihira [b]FIDERANA[/b] dia faly manasa anao hanatrika ny antsam-panahy Fisaorana izay hataony ho famaranana ny taona 2007-2008ny alahady 29 jiona 2008 amin’ny 11 ora sy sasany (aorian’n... tohiny
novalian'i adriane ny 25/06/2008 19:39
ronaldo09 ( 23/06/2008 10:04)
euro 2008 Rusiie : May endimboanjo ny eropeana tandrefana
Russie: Tompondakan'i Eoropa amin Basket ,Mpanjakan'izao tontolo izao amin'ny Tennis,Tsy azo atao ninoninona amin'ny Hockey ,andohalehana amin'ny athletisma , tsy ho lazaiko intsony moa ny volley sy ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 30/06/2008 18:59
cla732 ( 23/06/2008 09:51)
Foire de Majunga
Manahoana daholo. Ahoana sy ahoana le fandehany Foire ao ary le mpivarotra mosakiky nahita toerana foana ve ? Mahatsiaro jangile ré zay aty, ny hafanana, ary ny bord de la mer. BYE daholo :D :D ... tohiny
hery ( 23/06/2008 07:32)
Euro2008: Italia resy, ny marina
Angamba tsy dia tena ny marina rehetra fa mba eritreritra fohifohy fotsiny taorian'ny naharesen'i Italia alina. Azo atao hoe tsy ao intsony ireo mpilalao italiana ireo fa tsy tahaka ny tamin'ny mon... tohiny
novalian'i enric ny 24/06/2008 18:23
sff ( 23/06/2008 05:45)
veloma ry malala
Na lahy aza aho Dia feno toloko Fa lasa tsy hita Ilay olon'ny foko Nandrianiko ela Nokoloiko fatratra Fa tsisy tavela Ilay tonga lafatra Efa tamim-boalohany No fantatray izany Fa tsy nal... tohiny
novalian'i sff ny 26/06/2008 02:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.06