Liste des messages

Liste des messages, inserés par hery, par ordre de date
hery ( 12/04/2026 16:21)
Hymn'All ho ana vondrona mpihira
Raha toa mpitantana Chorale ianao, na vondrona mpihira, na olon-tsotra te hanana raki-kira tsotra fotsiny ihany koa dia nivoaka izao ny Hymn'All izay fitaovana mety hanampy anao. [ul] [li]Tehirizo a... suite
hery ( 20/03/2026 18:38)
Fitsapana lainga
Nanontaniako i ChatGPT fa mbola i Madagasikara ihany aloha no firenena nampiasa fitsapana lainga izany raha ny fahafantarany. Zavatra mbola tsy nisy ???? raha toa ka hanivanana izay hitondra firenena ... suite
répondu par hery le 21/03/2026 10:20
hery ( 18/03/2026 22:06)
Application Tononkira 3.1.4
Efa elaela ihany izay no nivoahan'ny application Tononkira ho an'ny Android. Na ny iPhone koa ara efa vonona fa tsy mbola eken'ny Apple dia avelako ao aloha. Koa indro indray ary ny version farany ni... suite
hery ( 17/03/2026 18:52)
Hajanona ve ny ady any Iran?
Saika faly ihany ho nanafika mafy be tampoka Trump nahafaty ny Gida Siprema mba ho hanafaka ny Iraniana, saingy toa tsy vitany ilay izy. Handroso maty raibe, hihemotra maty renibe, hijanona maty fotsi... suite
hery ( 16/03/2026 08:21)
Rajaonarison Mamitiana
Elaela tsy niresaka pôlitika.  Nahafinaritra ahy ny PM teo aloha Herintsalama noho ny  asa vitany. Fa avy eo moa rariny ihany ny nanalàna azy satria mbola governemanta voalohany tao anatin'ny fan... suite
hery ( 24/02/2026 16:41)
Fanavaozana ny Radiovazogasy
Eo an-dalam-panavaozana tanteraka ny Radiovazogasy aho amin'izao fotoana izao. Ny site sy ny studio no hohavaozina amin'izany.  Ny site aloha dia atao mitovy amin'ny fitaovana izay ampiasain'ny To... suite
répondu par hery le 07/03/2026 23:54
hery ( 27/09/2025 06:18)
Tsy mahavita 2e mandat foana ny mpitondra
Amin'izao situation izao dia sarotra be ny hino hoe hahavita 2e mandat koa Rajoelina raha tsy hoe hampiasa herim-pamoretana tanteraka. Dia lasa ihany ny saina hoe fa maninona izany ny mpitondra eto M... suite
répondu par RBNIR le 14/11/2025 03:00
hery ( 25/05/2025 08:08)
Mampieritreritra
Mahalasa eritreritra ihany hoe mbola Rajoelina foana no filoham-pirenena amin'izao fotoana izao. [img]https://forum.serasera.org/media/images/2025/05/25/m/mbola_tapaka.jpg[/img]... suite
répondu par Azrael666 le 11/10/2025 17:57
hery ( 05/05/2025 16:00)
Finoana tsy arahin'asa
Matetika adino matetika (adion'ny kristianina sy adinon'ny tsy kristianina koa) hoe ny Fiangonana dia tena miasa. Asa fampandrosoana, asa sosialy, asa fanabeazana. Mety hoe misy fidiram-bola ny sasany... suite
hery ( 13/02/2025 21:14)
Lalao ohabolana malagasy
Efa azonao alaina ao amin'ny app store sy ao amin'ny play store ny lalao ohabolana malagasy. Fiezahana mamantatra ohabolana ilay izy, izany hoe misy tapany amin'ny ohabolana dia anjaranao ny maminavin... suite
hery ( 29/08/2024 12:14)
Miteny gasy ny bots
Tena tonga saina ihany aho amin'ireo bots lasa miteny gasy eto amin'ny forum. Mamaly hafatra dia mametraka liens. Ilay teny gasy amin'io mikasika tanteraka ny lohahevitra. Tahaka an'ireny olontsotra i... suite
hery ( 26/08/2024 17:16)
Tsy ny pasitera na ny filoham-pirenena no diso
Resaka taorian'ny hetsika fitoriana lehibe nataon'ny Vahao ny oloko teny Antsonjombe tamin'ny asabotsy teo. Taloha aho no nanome tsiny an'i Pasitera Maihol, nanome tsiny an'i Rajoelina, rehefa avy ... suite
répondu par huanmarie le 19/12/2024 06:35
hery ( 23/06/2024 07:30)
Fahasalamana: Ireo azonao handraisana anjara
Heno fa tena fijaliana no iainan'ny mana-marary eto Madagasikara. Raha tsy manam-bola be ianao dia hosahirana, ary na manam-bola be ara mbola mety tsy ho araka ny tokony ho izy ny fitsaboana. Tsy azo... suite
répondu par kundewayne le 08/05/2025 09:55
hery ( 31/03/2024 10:34)
Foana ny facebobaka: Vahaolana
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2024/03/31/m/serasera.org.jpeg[/img] Araka ny vaovao heno izany izao dia tsy azo atao intsony ny mivarotra data internet latsaky ny 0,93$ ny 1Go. Noho iza... suite
hery ( 04/03/2024 22:08)
Tosa-panavaozana 2024
Nanomboka ny faramparan'ny taona 2023 dia mandalo fanavaozana daholo indray ny takelaky ny [b]serasera.org[/b]. Efa nanomboka hatramin'ny [url=https://login.serasera.org]Vavahady fidirana[/url] izany,... suite
répondu par Azrael666 le 19/04/2025 13:58
hery ( 03/03/2024 22:27)
Fifaninanana tononkalo marsa 2024
Araka ny efa nampanantenaiko herinandro vitsivitsy izay dia hanomboka hanao fifaninanana tononkalo isika eto amin'ny Serasera.org  Fifaninanana voalohany ity fa ny manetsa be mbola ho avy. Koa toa i... suite
répondu par bevis0405 le 16/06/2025 00:49
hery ( 28/05/2023 10:55)
Teny malagasy : latsaka sa nianjera?
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/05/28/m/latsaka_sa_nianjera.jpg[/img] Rehefa tena mpiteny malagasy isan'andro hatramin'ny mbola kely dia tsy mahatsapa hoe misy teny maromaro izay ... suite
hery ( 19/05/2023 18:05)
Takelaka tononkira amin'ny teny frantsay
Raha ny tena satriko dia amin'ny teny malagasy daholo ny takelaka serasera rehetra, izay no efa tanjona hatramin'izay. Mila vola nefa ny takelaka (fampiantranoana sns) kanefa tsy mbola manana fahafaha... suite
répondu par Azrael666 le 31/05/2023 15:47
hery ( 18/05/2023 18:14)
Aza gadraina ny mpampaneno lakolosy
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/05/18/m/maherylanto.jpg[/img] Anisan'ny famantarana iray hoe manomboka mafanafana ny toe-draharaha eto amin'ny firenena, ary manomboka marefo ny fanj... suite
hery ( 02/05/2023 21:54)
Mikasika ny takelaka vetso.serasera.org
Azo atao hoe vita izany izao ny fanavaozana ny takelaky ny tononkalo vetso.serasera.org. Miezaka manamaivana ny lohamilina sisa satria hitako mbola miadana vokatry ny fivangongon'ny angona (database)... suite
répondu par Djess le 02/01/2024 15:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0467