Mampieritreritra

1. hery ( 19 andro lasa)
Mahalasa eritreritra ihany hoe mbola Rajoelina foana no filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.
novalian'i LillianQuinn ny 10 andro lasa
2. Azrael666 ( 14 andro lasa)
hery:
Mahalasa eritreritra ihany hoe mbola Rajoelina foana no filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

Mbola zaza ihany aho t@ 2009 ireny, saingy mba efa nahavita analyse tsotsotra fa:.
-"lozanao ry tany raha zaza no mpanjakanao" (mpitoriteny ts tadidiko reference)
- tsy andrakandrana ny fitondrana firenena
- mila olona mba nianatra ihany izany fitondrana firenena izany (gestionnaire,juriste,economiste,sns) fa tsy izao "dj populiste" sy "demagogues" rehetra izao.
- TENA MALAGASY TIA TANINDRAZANA vonona hampandroso tokoa no ilaintsika, fa tsy vazaha an-taratasy izay efa mibaribary fa tsisy hiraharahian'ny sainy an'i Madagasikara any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.261