Mampieritreritra
1. hery
(
25/05/2025 08:08)
Mahalasa eritreritra ihany hoe mbola Rajoelina foana no filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.
répondu par Azrael666 le 11/10/2025 17:57
2. Azrael666
(
30/05/2025 00:13)
hery:
Mahalasa eritreritra ihany hoe mbola Rajoelina foana no filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.
Mbola zaza ihany aho t@ 2009 ireny, saingy mba efa nahavita analyse tsotsotra fa:.
-"lozanao ry tany raha zaza no mpanjakanao" (mpitoriteny ts tadidiko reference)
- tsy andrakandrana ny fitondrana firenena
- mila olona mba nianatra ihany izany fitondrana firenena izany (gestionnaire,juriste,economiste,sns) fa tsy izao "dj populiste" sy "demagogues" rehetra izao.
- TENA MALAGASY TIA TANINDRAZANA vonona hampandroso tokoa no ilaintsika, fa tsy vazaha an-taratasy izay efa mibaribary fa tsisy hiraharahian'ny sainy an'i Madagasikara any
3. platenigh
(
08/10/2025 07:49)
Azrael666:Tena mampieritreritra tokoa izany. Mila fanovàna matotra sy olona tena vonona hanompo tanindrazana isika.hery:
Mahalasa eritreritra ihany hoe mbola Rajoelina foana no filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.
Mbola zaza ihany aho t@ 2009 ireny, saingy mba efa nahavita analyse tsotsotra fa:.
-"lozanao ry tany raha zaza no mpanjakanao" (mpitoriteny ts tadidiko reference)
- tsy andrakandrana ny fitondrana firenena
- mila olona mba nianatra ihany izany fitondrana block blast firenena izany (gestionnaire,juriste,economiste,sns) fa tsy izao "dj populiste" sy "demagogues" rehetra izao.
- TENA MALAGASY TIA TANINDRAZANA vonona hampandroso tokoa no ilaintsika, fa tsy vazaha an-taratasy izay efa mibaribary fa tsisy hiraharahian'ny sainy an'i Madagasikara any
4. Azrael666
(
11/10/2025 17:57)
Resy androany Rajoelina! Any amin'ny EXIL no anjara toerany. Lesona: aza mively rano @ tsisy dikany intsony letsy Zoel kwely a! Ialahy dia hiongana: tsy maintsy miongana.
