Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 30/03/2016 12:58)
Mandalo fanamboarana
Manao mise-à-jour-n'ny site serasera tsikelikely (mamindra azy amin'ny serveur vaovao) dia mety hisy olana vitsivitsy...... tohiny
novalian'i hery ny 17/04/2016 05:43
hery ( 10/03/2016 18:38)
Malagasy Mizara Nahandro
Takelaka ahitana sakafo malagasy isan-karazany http://www.mamina.org ... tohiny
hery ( 23/02/2016 06:15)
Tononkalo 8252
Misaotra antsika rehetra hatrany fa efa mahatratra 8252 izao ny tononkalo ao amin'ny vetso.serasera.org http://vetso.serasera.org Samy nandalo fotoana kely naha "poeta" azy daholo isika ka tsy mahame... tohiny
hery ( 07/11/2015 21:57)
Raspberry pi
Salama daholo. Misy mampiasa Raspberry PI ve ato? Inona no tena ampiasanareo azy? Nividy iray aho mantsy nefa tena tsy hitako hoe atao inona (afatsy hampidirana linux izay efa ananako amin'ny ordinat... tohiny
novalian'i Tibao ny 04/12/2015 14:43
hery ( 09/10/2015 06:25)
Tsy azo atao ve ny mandinika olona maharitra eny andalam-be?
Misy lalàna mikasika izany ve? Nisy bandy izay mantsy nibanjina tovovavy ela be mihitsy, ambony ambany. Dia tezitra ilay sipa dia nifampimenomenona teo. Dia ny navalin'i leiry hoe mpanao sary hono i... tohiny
novalian'i 5laody ny 13/10/2015 10:49
hery ( 22/09/2015 13:00)
Voafitaka ve Chef Mbinina sa,,,?
Nalaza tamin'iny voalohan'ny herinandro iny fa nahazo loka avy amin'ny BID tany Geneve i Chef Mbinina izay mpitantana ny Gastro Pizza. Raha ny fivoarany no jerena dia tena manana ny lanjany tokoa ny l... tohiny
novalian'i hery ny 22/09/2015 11:28
hery ( 11/09/2015 10:44)
Manangona angano
Manomboka manangona angano aho fa efa manomboka mahazo fy amin'ilay itantarana angano isaky ny alohan'ny hatory ny boay kely. Dia araraotina mba atao amin'ny teny malagasy ilay izy fa sady fampianaran... tohiny
novalian'i i-tie ny 26/02/2016 07:06
hery ( 11/09/2015 07:35)
Ireo hadisoana telo nataon'i Lalatiana namaly ilay resaka sary miparitaka
Erreurs 3 nataon'i Lalatiana? namaly ilay resaka sary nivoaka. 1. Raha tena tsy misy dikany ilay resaka dia tsy tokony novaliana. Izany no fanaon'ny mpanao politika rehefa misy zavatra maivana. Fa mat... tohiny
hery ( 08/09/2015 23:58)
Takelaka Namana voatra 3.0 andrana
Salama, Efa mivoaka izao ny voatra faha 3.0 andrana (beta) amin'ny takelaka namana.serasera.org Raha hanandrana ianao dia midira amin'ny http://namana.serasera.org/?beta=on Dia apetraho eto amban... tohiny
hery ( 25/08/2015 22:43)
Voavonjy ve ny silamo?
Ohatry ny hoe ny Kristianina foana ihany no mifanosinosy eto :-) Fa mba te hanontany aho hoe voavonjy ve ny silamo? Dia raha tsy voavonjy ny silamo, maninona no tsy ireny aloha ifanotofan'ireo fiango... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/09/2015 11:17
hery ( 01/08/2015 07:38)
Momba ny fiara misy familiana havanana (volant à droite)
Raha ny tokony ho izy dia tokony nifarana omaly ny fahazoan-dalana mampiasa fiara misy familiana havanana. Amin'izao anefa dia nohalavaina 3 volana izany. Koa mbola azo ovaina (na ariana) izany ny fia... tohiny
novalian'i 5laody ny 22/08/2015 14:03
hery ( 31/07/2015 15:11)
Be loatra ny halabato tamin'ity fifidianana ity
Tamin'ity fifidianana komonaly ity vao tena betsaka ny fikafika tratra amin'ny fangalaram-bato. Misy mpifidy an-jatony maro foronina, misy tsy omena kara-pifidianana sy tsy anaty lisitra, misy biletà... tohiny
hery ( 06/07/2015 23:30)
Dikan'ny teny hoe rano manoro?
Inona kay ry zareo ny dikan'ny teny hoe Rano manoro amin'ilay hoe Ranomasina rano manoro?... tohiny
novalian'i endriny ny 21/10/2015 04:39
hery ( 09/06/2015 18:33)
Baoritra compil
Izao sisa no nihafaran'ilay resaka vola sy baoritra... Aleo ihomehezana fotsiny ny politika. [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/f0b093f12784a264e2299992c55fb40f.jpg][img]http://forum.seras... tohiny
hery ( 10/05/2015 21:17)
Refus de visa
Mba misy fanontaniana kely. Inona kay no atao raha réfusé ny visa? Efa nisy nanana expérience ve ianareo? Nahazo an'ilay taratasy hoe "Refus de visa" misy ny antony, dia ery ambany ery misy an'ila... tohiny
hery ( 26/03/2015 11:33)
Klip Gasy
Tsy haiko na hahaliana na tsia fa avoakako eto ihany. Takelaka efa nandeha ela izy ity fa tsy à jour intsony dia vao navaozina indray. Takelaka noeritreretana hanangonana clips malagasy maro atao mir... tohiny
hery ( 05/03/2015 08:21)
Vato be ao Ambolonkandrina
Sao mba misy afaka maka sary an'izany vato mandondona ao Ambolonkandrina izany fa tsy azoko antsaina mihitsy. Maninona no tsy apoaka dieny mbola tsy mikodia? [quote=orange.mg] 10h30> AMBOLOKANDRINA :... tohiny
novalian'i hery ny 16/03/2015 08:34
hery ( 04/03/2015 10:37)
Ho an'ireo mangataka mp3 ato amin'ny Radiovazogasy
Misy namana matetika mandefa hafatra aty amiko mangataka ny hira mp3 ao amin'ny Radiovazogasy. Matetika tsy voavaliko ireny hafatra ireny ka raha mety dia apetraho eto ambany izay hira angatahinareo (... tohiny
hery ( 02/03/2015 17:54)
Nanahoana i Nana Mouskouri?
Mba nanao ahoana ihany ilay fampisehoana Nana Mouskouri teny Ivato tamin'ny alahady? Nahazo olona betsaka ve?... tohiny
novalian'i maholisoa ny 19/08/2015 12:00
hery ( 26/01/2015 15:19)
Boko-Haram - Hiara-hihetsika ihany i Afrika?
Ny Afrikana no anisan'ny be nimenomenona tamin'ny hetsika JeSuisCharlie tany Frantsa farany teo hoe olona firy fotsiny no maty dia anaovana hetsika goavana tahaka an'iny kanefa ireo matin'ny Boko Hara... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1201