Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 08/10/2014 13:54)
Nohatsaraina kely koa ny takelaka tononkalo
Raha sendra nandalo tao ianareo dia nahita fa novaina kely koa ny Takelaka tononkalo ao amin'ny http://vetso.serasera.org Teneno ihany raha misy tsikera na soso-kevitra. Marihina fa mahatratra 7000... tohiny
novalian'i hery ny 10/10/2014 14:52
hery ( 03/09/2014 13:46)
Parodies Hanambady aho
Be dia be ny hitady ny parodies-n'i Hanambady aho an'i Gangstabab ato ho ato ka aleo hapetraka eto izay hita ravalomanana vs rajaonarimampianina hery an? hody aho hody ahoana ianao hody aho ko fa hod... tohiny
novalian'i aleix ny 07/12/2014 23:18
hery ( 14/08/2014 16:29)
Chargé des affaires USA
Fa misy inona no voatery mampiseho be mihitsy ny ambassade-n'i Amerika hoe mbola ao Madagasikara i Wong mpiandraiki-draharaha? Tsy arako ilay resaka [quote] Normalement, nous n'aurions pas pris la p... tohiny
hery ( 02/08/2014 21:10)
Nohatsaraina kely ilay lalao anarana
Ho anareo (be dia be) izay milalao ao amin'ilay http://lalao.serasera.org/anarana dia nohatsaraina kely ilay izy mba hitondra fahalalàna teny malagasy ihany koa. Manomboka izao ary, ny teny tsirairay... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2014 17:14
hery ( 21/07/2014 07:51)
Bois de rose: miaiky fa voafandrika
Namaky lahatsoratra iray tao amin'ny Tribune aho vao tonga saina hoe toa voafitapitaky ny foza marina ka aleo zaraina aminareo ihany. Ilay lahatsoratra dia milaza hoe fika be fotsiny iny resaka hoe b... tohiny
hery ( 18/07/2014 09:51)
Valan-dresaka Fanabeazana Olom-pirenena Vanona
Sao dia tokony handeha amin'itony ianareo mpiresaka politika eto: ---------- Ezaka Fifanavaozana Kristiana (EFIKRI) Ny Filohan’ny Ekipa sy ny Mpikambana dia faly manasa anareo ho tonga handray anja... tohiny
hery ( 13/07/2014 22:31)
Merci Götze :-)
Ho an'izay tsy naharaka dia lasan'i Allemagne ny amboara eran-tany an :-) i Götze no nampiditra ny baolina nandreseny azy tamin'ny minitra faha 113 Nanana 90 minitra ny Argentine hamonoana baolina fa... tohiny
novalian'i 5laody ny 17/07/2014 10:27
hery ( 08/07/2014 14:59)
Mémoire-na DEA amin'ny Economie eny Ankatso mitovy tanteraka?
Apetrako eto ihany ity fa mino aho fa hiparitaka atsy ho atsy. Misy mémoire anakiroa, olona roa samy hafa (ny anarana aloha dia samy hafa), sy taona nanolorana azy samy hafa ihany koa (2012 sy 2013... tohiny
novalian'i vazivazo ny 11/08/2014 09:06
hery ( 07/07/2014 21:51)
Amin'ny telephone
Sahirana be zah rehefa mijery forum amin'ny telephone dia namboarina kely natao responsive tsotsotra ny forum. Tsy dia tena raitra fa efa azo vakiana amin'ny telephone fotsiny aloha amin'izao. Ny ami... tohiny
hery ( 20/06/2014 05:20)
Tsolotra goavana ao amin'ny Federation Malgache de Foot Ball ?
Salama indray, Mamaky fotsiny dia mandinika an'ity email nifanaovan'i Ahmad tamin' i Najeeb Chirakal [url=http://www.wikileaks-forum.com/fifa-files/629/fifa-files-doc-38-madagascar-ahmad-and-a-promi... tohiny
novalian'i hery ny 14/01/2015 10:22
hery ( 14/05/2014 14:09)
Nangina ve ny infogasy?
Ohatra ny tsy misy mandalondalo intsony ao amin'ny infogasy.net ry zalahy. Nangina ve? Sa variana any amin'ny facebook? :-) Zavatra tokony hampidirina ao koa izao ireny review-na zavatra vaovao ireny,... tohiny
novalian'i Nav ny 18/10/2016 05:41
hery ( 13/05/2014 08:02)
Mbola ilaina ve Ravalomanana
Tafiditra tanteraka ao anatin'ny fitondran'i Hery Rajaonarimampianina isika amin'izao fotoana izao, ny zavatra nolazainy tamin'ny zoma dia hoe izao amin'izay izy vao tena hiasa satria izay vao tena mi... tohiny
novalian'i endriny ny 07/06/2014 05:51
hery ( 22/04/2014 12:50)
Fihaonan'ny Namana Dago 1er Mai 2014
1er Mai 2014 Toerana : BATOU BEACH AMBOHIMANAMBOLA Fiaingana: Ambohijatovo Ora: 8ora maraina Fiverenana: 4ora sy sasany Afaka tohizana ho an'izay afaka manohy ny hariva. Fifandraisana: 032 07 552 39... tohiny
novalian'i ora ny 16/05/2014 04:36
hery ( 18/04/2014 06:24)
Et voilà de nouveau Pappy Jeannot loll
I Jeannot Ramambazafy angamba no manana dossiers be indrindra ho an'ny olona be indrindra ao Madagasikara. Na ianao io aza :-) Fa ny tena mampihomehy dia tsy mivoaka mihitsy ireny dossiers ireny raha ... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/04/2014 12:36
hery ( 17/04/2014 08:14)
Masimbavy Kateri Tekakwitha
Mahatsiaro ny resak'i rhaj0 momba ny amerindiana aho dia manararaotra mametraka eto an'ity rohy ity izay milaza ny momba an'i Kateri Tekakwitha. Androany 17 aprily tokoa mantsy no ankalazain'ny Fiango... tohiny
novalian'i toriteny ny 25/04/2014 15:23
hery ( 10/04/2014 18:38)
Mamo sa tsia? loll
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/54d01de33d340ec9c0cc4ddc3cc3f4dd.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/54d01de33d340ec9c0cc4ddc3cc3f4dd.jpg[/img][/url]... tohiny
hery ( 10/03/2014 15:01)
Manaiky "homosexualité" ve ny fiaraha-monina malagasy?
Raha heverina hoe efa hatramin'ny taloha no nisy izany "firaisana hafahafa" izany, satria nisy an'izany tamin'ny androndry Noe (tany Sodoma), dia mety hoe nisy an'izany koa ve teto Madagasikara taloha... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/04/2014 12:25
hery ( 27/02/2014 08:37)
Fandrika fotsiny i Resampa?
Efa noeritreretiko ihany ary nohamafisin'ny L'Express de Madagascar fa hoe mety fandrika fotsiny ho an'i Hery Rajao ilay resaka Resampa. Tifitra mahavoa roa hoy ny fitenenana. Hitandry zalah fa tena t... tohiny
novalian'i moi ny 04/03/2014 11:49
hery ( 23/02/2014 20:48)
Empêchement du président vs Dissolution de l'assemblée
Raha tena hiditra amin'ny krizy tokoa i Madagasikara ka hifanolana ny filoham-pirenena sy ny maro an'isa ao amin'ny solombavam-bahoaka dia ny iray amin'ireo zavatra roa ireo no hitranga. Dia ny fanong... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/02/2014 08:26
hery ( 22/02/2014 10:40)
Governemanta italiana 50% vehivavy
Na dia hoe mitovitovy amin'ny politika any Madagasikara aza ny eto Italia dia misy fivoarana be kosa ry zareo eo amin'ny fitovian-tsaranga eo amin'ny lehilahy sy ny vehivavy. Ao amin'ny governemanta ... tohiny
novalian'i andrywui ny 03/03/2014 20:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0818