Et voilà de nouveau Pappy Jeannot loll

1. hery ( 18/04/2014 06:24)
I Jeannot Ramambazafy angamba no manana dossiers be indrindra ho an'ny olona be indrindra ao Madagasikara. Na ianao io aza :-) Fa ny tena mampihomehy dia tsy mivoaka mihitsy ireny dossiers ireny raha mbola mifanaraka amin'ny zavatra ataony no ataonao.
Nivoaka tampoka indray ny dossier-n'i Maharante Eto :-) Dossiers efa nananany taloha ve sa hitany tampoka? Raha efa nananany taloha maninona no tsy navoakany, indrindra talohan'ny fifidianana ohatra? Sa inona no dikan'izany? Complicité sa miandry kendry tohina?
Koa ho anareo namanaman'i Jeannot ireo, tandremo mivadika aminy fa mivoaka tampoka ny dossiers loll
Mino aho fa ananany dossiers miafina daholo na i Andry Rajoelina sy Augustin Andriamananoro aza fa mbola akolitany aloha izao dia tsy mivoaka ireny... fa raha vao mivadika aminy eo ireo dia tonga dia voky indray madagate :-)
novalian'i andrywui ny 20/04/2014 12:36
2. hadji ( 18/04/2014 06:36)
aza minamana aminy dia vita amin'izay ny dossier ny no avoakany
3. essera ( 18/04/2014 14:21)

hadji:

aza minamana aminy dia vita amin'izay ny dossier ny no avoakany



Mersenera no fijeriko an lery. Ohatran'ny Lalatiana sy Fidèle. Tompony ireo a. Rehefa izy no milaza hoe mainty io dia mainty na lamba fotsy be aza. Ary raha mainty maizim-pito indray dia izy afaka manao analyse fa fotsy botsiaka mangatsakatsaka io.


4. andrywui ( 20/04/2014 12:36)
essera ---)) tratrin'ny taona alou e

elaela elah a !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7847