Liste des messages
Liste des messages, inserés par andrywui, par ordre de date
andrywui
(
19/01/2015 20:38)
MAIZIMAIZINA ATO ZANY MOMPERA AAA
MAIZIMAIZINA ATO IZANY AN!
Tantaran’I renin’I Lezisy izay mampiditra lehilahy ao an-trano rehefa tsy ao an-trano ny vadiny.Rehefa vita ary ny ataon-dry zareo dia matory ravehivavy ary lasa mody ra...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 07/04/2015 11:35
andrywui
(
16/10/2014 07:47)
Virus Ebola ,,,
Mba nataondry zalah "mise en quarantaine" any Diego aza zany izy fa tsy tonga de Supr na cont+alt+ supr ko . Misaotra an'Anandriamanitra !!...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 16/10/2014 08:23
andrywui
(
15/10/2014 07:07)
Tsy "niova i dada " ....
Tsy niova mintsy dada fa vo maika pire aza amin fiteny , fanabatibatina , fanambaniana oul (miaramila ,av7...)
Grav be ne zany oe tsis pport nefa miditra amn territoire anakiray zany . De aveo tokony...
suite
répondu par moi le 27/10/2014 13:10
andrywui
(
13/10/2014 21:20)
Fa nakaia i dada ?
Nentindry le babakoto b reny nakaia ary i dadanay ?? Tsssshhh ...
suite
répondu par shannie le 16/10/2014 06:31
andrywui
(
08/08/2014 11:36)
KELY SISA , TENA KELY SISA DE ....
HIHORAKORAKA NDRAY ZAO NY VAHOAKA AFAKA VOLANA VITSY HOE :....
AVERENO RAJOELINA , AVERENO RAJOELINA ,
ALEO IHANY TGV , ALEO IHANY TGV
JEREO NDRAY RA MISY MIDILATRA ZAY TENIKO ZAY ..!!!!
HUHUH...
suite
répondu par andrywui le 27/08/2014 08:55
andrywui
(
02/08/2014 18:17)
cybercriminalité.... (?)
Ssssh zavatra tsotra kely ny miala amnio e .innn fa tsy ity IP IP ty no hanarahany olona eo huhuhu ...donc mila miantso ani hery alou ianarana ny fomba fi caché na ny IP na PC fa tadiaviny amnio ze ...
suite
répondu par andrywui le 07/08/2014 20:02
andrywui
(
04/06/2014 15:03)
NY FANJAKANA MAHEFA MIAMPY NY AV7 NO OLANA
Fa tsy misy Rajoelina ,Rajoelina zany.tsony no manome NOTAM eo raha misy zany fa ny tribunal tsy tia gidragidra anga satria mbola b no miandry ani dada hono amnireo rovitra patalou. Ireo AV7 alou de ...
suite
répondu par andrywui le 12/06/2014 15:10
andrywui
(
04/05/2014 08:29)
NO COMMENT
[img]http://img.over-blog.com/501x384/3/29/25/58/1-LES-ILLUMINATI-SES-ALLIES-ET-LES-CHEFS-JESUITES/JESUITE-ILLUMINATI-MACON-3/4-croix-renversee-symbole-occulte-vatican.JPG[/img]...
suite
répondu par andrywui le 05/05/2014 18:14
andrywui
(
17/04/2014 07:53)
NO COMMENT ,
[quote] http://www.nouvelordremondial.cc/2014/01/02/lenfer-nexiste-pas-et-adam-et-eve-nont-jamais-existe-selon-le-pape-francois/[/quote]
NO COMMENT ...
suite
répondu par andrywui le 17/04/2014 21:30
andrywui
(
28/02/2014 13:56)
ENTO AMBAVAKA I DADA RY RETO A
ratsy be ny situation ny amzao fa ialan'ny rehetra i dada e , mba ento ambavaka izy fa tsy fantany zay ataony , na raha misy afaka manao tsipaipiaka kely ho azy fa lany vola izy ,
lany teo amn Magro ...
suite
répondu par hadji le 17/04/2014 14:26
andrywui
(
23/02/2014 23:05)
tena ity Rajoelina ty mintsy no latety fopla eto ka ....
Efa mandamina ny fiainampirenena ny olona de korotanindry Rajoelina ndray ,,zao nihantona ndray hono alou ny fanampiana saika ho azon'ny firenena letie ,, en plus no vidé ndrajoelina kou ny vola tao ...
suite
répondu par andrywui le 28/02/2014 09:39
andrywui
(
04/02/2014 09:13)
HAMINGANA DE HANDRAVA FOANA fffff...
Fa isika Malagasy ireto ve defa voaozona handrava Fitondrana foana e ,,,sao de mba efa VOAOZONA hijanona anaty tunnel maizina sy toekarena ambany , vahoaka mahantra fa matavin'ady nefa !! Maninona rah...
suite
répondu par hadji le 23/02/2014 14:43
andrywui
(
01/02/2014 18:04)
FANAPOAHANA BAOMBA VONO OLONA TEO ANOSY
MPIAMBINA TELOLAHY MIAMPY SIVILY MAROMARO NO EFA MITOROKA ANY AN'I JLR SY I DADA SY NY FORONGONY AO ZAO ,,
ABORABORAKY RY LERONY DAHOLO NY DAOLY
AZA MBA MAHAFOY AINA LERETSY FA TSY MAHAVANONA A
MB...
suite
répondu par radadatoa le 15/03/2014 13:33
andrywui
(
27/01/2014 09:58)
MIJANÒNA EO IHANY IZAY TEIHINANA TONGOLO MANITR'I EJIPTA E
Ny vahoaka rehetra efa mivonona hande hiala an'i Ejipta hamonjy ny tany Kanana zao ,,ny adala ihany no mbola midongy tsy mety miaraka am maro fa be fo.
Efa misokatra amin rehetra isika zao , ho avy n...
suite
répondu par andrywui le 01/02/2014 18:00
andrywui
(
21/01/2014 13:34)
GRAVY IANY LE ZAFERA A ...TONGA DE NANAIKY DAOLO NY REHETRA
Tena tonga dia tsisy nitsipaka anle valimpifidianana daholo izao tontolo izao ry zareo aa
tonga de niara nanaiky sy niara nilaza hanolotanana daholo ary hiara hanarina sy hitondra anjara biriky daholo...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 23/01/2014 12:56
andrywui
(
19/01/2014 14:08)
Aza mataoatra e , aza miahiahy nareo ry zanak'i da...
Aza mataoatra e , aza miahiahy nareo ry zanak'i dada fa lasa io à , mande io ......
Aza mataoatra fa olona manana diplômes ambony betsaka sady nahita fianarana no ambony saina i Hery Vaovao Rajaonar...
suite
répondu par andrywui le 22/01/2014 22:18
andrywui
(
17/01/2014 22:41)
MIARAHABA NY VAHOAKA MALAGASY REHETRA
TSY VAKY VOLO , NY RESY TSY ANKORAINA , ZAY NANDRESY TSY HOBIANA FA DE NAHAZO FILOHA VAOVAO INDRAY ISIKA IZANY ZAO .IZAY HITONDRA NY FIRENENA DIMY TAONA VAOVAO INDRAY AMIN'ITY REPOBLIKA FAHEFATRA ITY ...
suite
répondu par force02 le 20/01/2014 15:00
andrywui
(
09/01/2014 22:17)
samy miaina izy , samy mahazo masoandro , samy mifoka rivotra !
fa inona no mahasamy hafa azy ??........dia inona koa no itovizany ??....
[img]https://scontent-b-lhr.xx.fbcdn.net/hphotos-ash3/1512678_788221437860284_1305936412_n.jpg[/img]...
suite
andrywui
(
09/01/2014 15:12)
URGENT : io no vaovao maika ry zalah a !!!
URGENT : "Jean Louis Robinson accepte sa défaite et félicite Hery Rajaonarimampianina"
D’après Mahery Lanto Manandafy qui soutient Jean Louis Robinson, ce dernier aurait accepté sa défaite et a...
suite
répondu par ronaldo09 le 16/01/2014 07:18
andrywui
(
09/01/2014 08:40)
SOURCE IRAY MILAZA FA NANAIKY NY VALIMPIFIDIANANA I JLR ,,FA I ....
Dada any antany lavitra any no misefosefo sy romotra,be mitady bomba apoaka eto amin'ny tanana ,,mampiantso sadeky e mampiantso UI , UA sns .....source vao nivoaka anefa ary voamarina 90% fa nanaiky i...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 23/01/2014 10:20
