NO COMMENT

1. andrywui ( 04/05/2014 08:29)
novalian'i andrywui ny 05/05/2014 18:14
2. andrywui ( 04/05/2014 08:42)
tapeo eo amin'ny google direct ity fa tsy misokatra le page ! NO COMMENT ihany .

SIGNES DE LA GRANDE APOSTASIE VATICAN 2
3. andrywui ( 04/05/2014 08:47)
PHOTOSHOP sy MONTAGE fotsiny ireo hoy ilay ranamana anakiray izay rehefa tsy mahita ho avaly izy.
4. hery ( 04/05/2014 09:52)
Ary liana mafy mints andriwui loll
Tsy hitako ze ivakiana loha na manompo losifera aza reo. Ze tiny io.
Raha tsy hoe te ho katolika
5. andrywui ( 05/05/2014 10:43)

hery:

Ary liana mafy mints andriwui loll
Tsy hitako ze ivakiana loha na manompo losifera aza reo. Ze tiny io.
Raha tsy hoe te ho katolika

somary boraingona ihany le valintenin'i hery nefa tsy maninnn
- fa te hiditra kato ihany ah fa mbola nisalasala alou rehefa nahita an'ity zavatra ity oe photo shop ve sa tena zava misy
tsy haiko zao oe iza no olona afaka hanaporofo oe tena tsy photo shop izy ireo fa tena izy

mba mangataka anizay manana porofo aho , fa raha ohatra ka photo shop fotsiny ireo de hiditra kato ah ry hery fa efa ela aho no naniry ny asan'ny pretra a , mba tehiditra frere koa aho mantsy
6. rradolly ( 05/05/2014 14:34)

andrywui:

NOCOMMENT
7. andrywui ( 05/05/2014 18:14)
Merci dolly ,,, avotra alou i hery . Ary le sasany ry dolly toa tsy mba namboarinao tamle Photoshop kou ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0413