cybercriminalité.... (?)

1. andrywui ( 02/08/2014 18:17)
Ssssh zavatra tsotra kely ny miala amnio e .innn fa tsy ity IP IP ty no hanarahany olona eo huhuhu ...donc mila miantso ani hery alou ianarana ny fomba fi caché na ny IP na PC fa tadiaviny amnio ze olona manaratsy andr zalah ao ....mp hery a mbo atoroy
novalian'i andrywui ny 07/08/2014 20:02
2. hadji ( 06/08/2014 04:51)
aparitaho ry zalahy a ary i Hery no hosamborin ireto farny raha izany an dia isika no hi hio efa fantatrareo e firaisan kina no hery ary ny vato tsy mora vaky
3. andrywui ( 06/08/2014 08:11)

hadji:

aparitaho ry zalahy a ary i Hery no hosamborin ireto farny raha izany an dia isika no hi hio efa fantatrareo e firaisan kina no hery ary ny vato tsy mora vaky


Aza mataoatra zan Hery à , tsy mahazo anao zan reo . Na frais hakanesany any Italy aza tsis kou , sady nga misy informaticiens mahavita mijery Identification Protocole na PC mahay zany ao e , Efa itako le IP ry Hery fa fomba fi caché aza sisa à .
4. rhaj0 ( 06/08/2014 18:53)
Raha hanao fangala-piery @ IP aloha hono dia etoy ohatra...
http://www.pcworld.com/article/2013534/how-and-why-to-surf-the-web-in-secret.html

Fa ny fahazoako an'ilay cybercriminalite @ lalana vao nivoaka teo, ka mampandaginina ny maro, dia ilay hoe, raha manao diffamation (an'ny mpanampatra fahefana) any Dago ianao, dia tonga dia "presume coupable".. ny famaritana ny diffamation anefa @io tsy dia mazava (amiko) tsara, ary ny ho atao dia tonga dia gadraina aloha...

Izay ve aloha ilay izy sa izaho no tsy mahazo resaka...
5. andrywui ( 07/08/2014 20:02)
Tsy itako ary ze fika ipaingorany oul eo ra tsy ty IP IP nahabe resaka teto amn serasera tao ho ao teto ty ihany ....arahany amniny ilay oul mikritika sy tsy mandokadoka azy sy manala baraka azy de ao 10taona antanimorac+100millions lamandy......ppfffff
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5325