Fa nakaia i dada ?

1. andrywui ( 13/10/2014 21:20)
Nentindry le babakoto b reny nakaia ary i dadanay ?? Tsssshhh
novalian'i shannie ny 16/10/2014 06:31
2. shannie ( 14/10/2014 02:30)
Samia mitolona am-bavaka e, mba isian'ny filaminana eto @ty firenentsika ty fa efa tena marary gasikara sn vahoakany.
ny madinika iany mantsy no tena lasibatra.
D tsy ay tkoa ze misy an dada an, d tsy mba afaka mifandefitra ve fa atao gidragidra lava ty fiainana ty e? mampalaelo.
3. rabaradaka ( 14/10/2014 04:04)
ntsôôô, ireto izy mianaka toa faly ery ny tarehy,nefa ny ao an-tsaina efa hoe dia hiala sahady ve zany isika ? Ho rava sahady ve zany ny nofinofy sy ny afera efa nokotrehina, dia hitsoaka any ivelany koa ve zany ?
4. andrywui ( 15/10/2014 06:52)

rabaradaka:

ntsôôô, ireto izy mianaka toa faly ery ny tarehy,nefa ny ao an-tsaina efa hoe dia hiala sahady ve zany isika ? Ho rava sahady ve zany ny nofinofy sy ny afera efa nokotrehina, dia hitsoaka any ivelany koa ve zany ?





Huhuh ....

Toa oe netina tany Majunga ( camp militaire n'Androva) de tsy noraisin'ny tao kou de netina any à Diego i dada amzao à

Hanafarana roplann manokana oe de ho averna any à Sud Af ndray .
Enjana zan !!! .....
5. shannie ( 16/10/2014 06:31)
Hihih, Ka ny sud af ary oe tsy te andray azy ko, d.....?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3403