Liste des messages

Liste des messages, inserés par shannie, par ordre de date
shannie ( 21/08/2014 16:46)
fiainam-pitiavana
Ny tsy mbola manambady tia hanambady, ny efa manambady tia iala @ vadiny ny sasany, fa maninona? aôna ny hevitrao?... suite
répondu par tiris8786 le 30/04/2015 16:43
shannie ( 10/10/2013 03:45)
Mba mila fanampiana!
Miarahaba Antsika rehetra. mba mila torohevitra avy aty @nareo. izaho irery no mitaiza sy mikarakara ny zanako vavy. 5 ans izy. miezaka aho ny mamalifaly azy, nefa tato ho ato dia miteny sy miantso da... suite
répondu par shannie le 14/03/2014 16:18
shannie ( 11/09/2013 03:37)
mitsako sy mampiady nify rehefa matory!
miarahaba antsika rehetra! za re mba mila fanampina an, mijaly mintsy fa rehefa matory za dia mampiady nify, lasa simba mintsy ny nifiko, tanatin iray volana zay in-3 namboarina ny nify iray. nefa dia... suite
répondu par shannie le 11/10/2013 18:00
shannie ( 22/08/2013 18:03)
fanalàna mony @ tarehy
miarahaba oh! inona oa no mba fanalàna ireny mony ireny eh! miezaka iany misotro rano be sns.. nefa indraindray dia misy mony be maharary eo @ tarehy. sady eny @ tena ita maso be eny izy no mipetraka... suite
répondu par tanora14 le 28/10/2014 17:47
shannie ( 17/08/2013 12:19)
inona ary no mba mahatonga ny olona sasany eny and...
inona ary no mba mahatonga ny olona sasany eny andalam-be eny rehefa misy zavatra tsy mifanaraka @ny sainy, avy dia manalika olona" ohatry ny alika ty" na mampinana maloto. manohina sy mankarary sofin... suite
répondu par danbal le 03/11/2013 18:10
shannie ( 18/07/2013 05:23)
pizza
ho an le mpankafy pizza mmmm! le vao mafana iny iz n tena ao tsara. sanatria tsy oe manaratsy fa ny GASTRO PIZZA eto bira oa lasa nivadika foza orana e, ny an tana sy n faritany tsy aiko fa eto bira ... suite
répondu par shannie le 10/03/2014 18:23
shannie ( 17/07/2013 21:58)
T@ taloha aho miazakazaka fôna isaky ny maraina. ...
T@ taloha aho miazakazaka fôna isaky ny maraina. 6 taona lasa izay, rehefa niteraka aho dia nijanona. izao aho tia iverina izakazaka maraina indray, dia mba manontany aho oe, impiry isakerinandro no ... suite
répondu par 5laody le 19/07/2013 06:55
shannie ( 17/07/2013 21:48)
palpitation
miarahaba antsika rehetra! inona kay no tena mahatonga ny palpitation ? tsy aiko fa isaky ny avy misakafo atoandro aho dia tena tia hatory be, tia ikipy ny masoko na dia 1minitra iany aza. vao manaki... suite
répondu par endriny le 24/07/2013 16:26
shannie ( 14/07/2013 18:12)
ratram-po
inona no mahatonga ny lehilahy efa manambady amanjanaka nefa mbola mahavita mamitaka veivavy hafa? mahasahy manome toky ny @ny ho avy ary mahavita miresaka @ Ray sy Renin-razazavavy fa haka vady ny za... suite
répondu par tanimamiko le 25/07/2013 14:43
shannie ( 23/06/2013 05:57)
fibroscopie
tsy nahazaka ilay fanafody nomen'dokotera fa mahery be ilay izy, dia asainy manao fibroscopie, mba misy afaka manazava ve oe aôna ny tena fandehan ilay fibroscopie? ilay dokotera mantsy kizitina be s... suite
répondu par shannie le 24/06/2013 11:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4197