palpitation

1. shannie ( 17/07/2013 21:48)
miarahaba antsika rehetra! inona kay no tena mahatonga ny palpitation ? tsy aiko fa isaky ny avy misakafo atoandro aho dia tena tia hatory be, tia ikipy ny masoko na dia 1minitra iany aza. vao manakipy ny masoko anefa aho ka taitra na dia 50 segondra monja aza, avy dia manao dobok'aponga be ny foko, toy ireny ho vaky ireny ny foko, tsaroako mampijaly ahy ilay izy sady tsy mahazo aina. rehefa mahazo fanafody any @ dokotera aho dia mijanona ilay izy, raha vao lany ny fanafody dia miverina indray lay izy. tsy aiko oe inona no tena tokony ataoko mba tsy haovako izany. ilay mihinana fanafody betsaka iany koa mankarary vavony.
misaotra anao sahady mamaly!
novalian'i endriny ny 24/07/2013 16:26
2. voromailala ( 18/07/2013 12:21)
Salama

Ny Cardiologue angambany no tena afaka manampy anao, fa raha resaka fitsaboana natioraly dia misy rohy ity azonao angalana hevitra fa hanotanio ny dokotera hoe azo hatao.

http://santenature.over-blog.com/article-les-palpitations-26932731.html

3. 5laody ( 19/07/2013 06:59)

Manontania ihany dokotera vao manomboka mikotrana a.
4. endriny ( 22/07/2013 03:59)

shannie:

miarahaba antsika rehetra! inona kay no tena mahatonga ny palpitation ? tsy aiko fa isaky ny avy misakafo atoandro aho dia tena tia hatory be, tia ikipy ny masoko na dia 1minitra iany aza. vao manakipy ny masoko anefa aho ka taitra na dia 50 segondra monja aza, avy dia manao dobok'aponga be ny foko, toy ireny ho vaky ireny ny foko, tsaroako mampijaly ahy ilay izy sady tsy mahazo aina. rehefa mahazo fanafody any @ dokotera aho dia mijanona ilay izy, raha vao lany ny fanafody dia miverina indray lay izy. tsy aiko oe inona no tena tokony ataoko mba tsy haovako izany. ilay mihinana fanafody betsaka iany koa mankarary vavony.
misaotra anao sahady mamaly!

Fa tena palpitation ve ilay izy sa meteorisme.... Raha ilay hoe manao dobok'amponga be mantsy dia ako avy amin'ny fisian'ny rivotra ao anaty ilay izy, ka lasa manakoako be ny fitempon'ny fo ary mampatahotra mihintsy aza fa ohatran'ny beso nahazo fanamafisam-peo. Fa ilay palpitation indray dia ny fitempon'ny fo mihintsy no mihazakazaka izay tsy izy, saingy tsy voatery ho re io. Harerahana, tsy fahampiana oxygen na tsy fampiana eo amin'ny sokay ka mahareraka ny hozatra no mahatonga ny fitempon'ny fo hiazakazaka matetika. Saingy ny fisotroana zavatra manaitaitra toa ny sakay, kola, dite vazaha, kafe ary toaka sy sigara ihany koa ny mahatonga io tranga io ka tokony ho ialana.
5. shannie ( 22/07/2013 04:29)
sady miarahaba no misaotra anareo namaly.
fa tsy ilay dobok'aponga manao beso nahazo fanamafisam-peo ka, hihih. fa ilay fo mihintsy no manao tic-tac rehefa mietsika izay izy, sendra taitra @ alina za tsy manina izy fa @ atoandro no tena tsy zakany. ary tena tsy mampahazo aina fa ita mihetsika h@ akanjo anaovana. za tsy mihina-tsakay, tsy mifoka, tsy misotro tôka, tsy misotro kafé... . ilay izy sady tsy mahazo aina. rehefa mahazo fanafody any @ dokotera aho dia mijanona ilay izy, raha vao lany ny fanafody dia miverina indray lay izy. tsy aiko oe inona no tena tokony ataoko mba tsy haovako izany. ilay mihinana fanafody betsaka iany koa mankarary vavony.
misaotra anao sahady mamaly!
[/quote]
Fa tena palpitation ve ilay izy sa meteorisme.... Raha ilay hoe manao dobok'amponga be mantsy dia ako avy amin'ny fisian'ny rivotra ao anaty ilay izy, ka lasa manakoako be ny fitempon'ny fo ary mampatahotra mihintsy aza fa ohatran'ny beso nahazo fanamafisam-peo. Fa
6. endriny ( 24/07/2013 16:26)

shannie:

sady miarahaba no misaotra anareo namaly.
fa tsy ilay dobok'aponga manao beso nahazo fanamafisam-peo ka, hihih. fa ilay fo mihintsy no manao tic-tac rehefa mietsika izay izy, sendra taitra @ alina za tsy manina izy fa @ atoandro no tena tsy zakany. ary tena tsy mampahazo aina fa ita mihetsika h@ akanjo anaovana. za tsy mihina-tsakay, tsy mifoka, tsy misotro tôka, tsy misotro kafé... . ilay izy sady tsy mahazo aina. rehefa mahazo fanafody any @ dokotera aho dia mijanona ilay izy, raha vao lany ny fanafody dia miverina indray lay izy. tsy aiko oe inona no tena tokony ataoko mba tsy haovako izany. ilay mihinana fanafody betsaka iany koa mankarary vavony.
misaotra anao sahady mamaly!


Mhhhh, Ilay palpitation mantsy dia toa ny hoe kirampy vao miandoha mahazo ny tongotra sy ny tanana ihany, saingy ity ny hozatra amin'ny fo mihintsy no reraka.

Ny fanafody mahomby sy moravidy izao dia ny nivaquine tapany, raha tsy izany da misotroa tonic kely iray isan'andro.

Nefa tokony maka aina tsara fotsiny ianao ary mihanana zavatra be sokay sy phosphate dia tokony hiato miandalana io palpitation io.

MIrary soa

Manantona cardio eny amin'ny hopitaly mba ho zahana akaiky ihany koa e..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5088