Liste des messages
Liste des messages, inserés par endriny, par ordre de date
endriny
(
01/03/2020 07:19)
Ny fanambadiana arak’i Jesosy
Mahavariana ahy fa samy manana ny fandikany ny izany hoe fanambadiana Kristianina izany ny sekta tsirairay. Ao ny hoe izay natambatr’Atra tsy azo sarahin’olombelona. Misy anefa ny hafa afaka misol...
suite
répondu par RBNIR le 03/04/2020 21:47
endriny
(
02/02/2020 04:54)
Efa manomboka ny fahatanterahan'ny apokalipsa
Efa manomboka tsy ho hay intsony ny fiandohan'ny fahavaratra sy ny ririnina ary ny fararano. Miha maro ny valan'aretina. Ka mibebaha ianareo izay mbola variana, fa ho avy tsy ho ela ny andro farany.
...
suite
répondu par graharimanana le 13/03/2020 07:17
endriny
(
09/08/2018 15:04)
Ireo mpitondra fivavahana sy ny mpanara-dia azy?
Raha nanao ny alikany tamin'ny fanonganam-panjaka I Odon Razanakolona. dia mbola vory lanona foana ny toerana rehetra izay anaovany famoriana ara-pivavahana. Ary hoy ny Kristianina Katolika hoe: "Tsy ...
suite
répondu par endriny le 01/09/2018 12:36
endriny
(
05/06/2018 12:49)
Fa nahoana no mila Andriamanitra vao mahalala manao ny tsara?
Fanontaniana mba tena manitikitika ahy io hoe: Nahoana kay raha mba manao ny tsara fotsiny dia samy milamina? Fa maninona no mila Atra vao hoe afaka manao ny tsara?...
suite
répondu par rhaj0 le 01/07/2018 16:04
endriny
(
11/05/2018 14:52)
Hafa ihany ny vazaha: Vazaha samy vazaha
Nampandre ny Tompoko (Monseigneur) Aubry, fa ho avy eto Madagasikara ny Papa amin'ny taona 2019.
Dia tena mahamenatra, raha ry zareo ao La Reunion indray no nilazan'ny Papa fa ho avy eto Madagasikara...
suite
répondu par endriny le 14/05/2018 03:18
endriny
(
08/05/2018 12:46)
Fanoharana
Rehefa tezitra ny Malagasy dia ohariny amin'ny alika ny olona. Ary tena mahatezitra olona mihintsy ny atao hoe: "Ilay alika ity"
Ka nefa raha misy zaza kely mahafatifaty dia atao hoe: "Alikalika kely...
suite
répondu par rhaj0 le 31/05/2018 12:54
endriny
(
24/03/2018 13:22)
Manomboka ety an-tany e! manomboka ety an-tany ny Paradisa
Io ilay hiran'ny Katolika,
saingy Ifiran'ny Katolika (Hoy I Rhaj0) izay.
Dia ahoana izany ilay hoe sambatra ny mahatra fa izy ireo no handova ny lanitra?
Dia ahoana koa ilay vodin-dRameva, raha to...
suite
répondu par endriny le 08/05/2018 12:58
endriny
(
07/03/2018 03:18)
Inona indray re izao no resaka ho ataon’ny mpitondra fivavahana manoloana ny antsojay mahazo ny Malagasy e
Sa mbola variana mikarepoka ny raki-pisaorana omen’ny Totabe?...
suite
répondu par davidduke le 29/03/2018 07:25
endriny
(
14/02/2018 17:00)
Fivavahana sy politika. Hetsiky ny mpitondra fivavahana
Miala any indray ry mpanakorotana. Rehefa ianareo ve no mitarika sy manohana fanjakana an-salama-be ry mpitondra fivavahana, dia tsy maninona ary tsy politika izany.
Fa raha ny miaramila no mba manan...
suite
répondu par endriny le 25/03/2018 12:56
endriny
(
14/02/2018 13:59)
Ety an-tany tahaka ny any an-danitra hoy Jesosy sy Coco
Tao anatin'ny Coco dia nisy nampihariny tokoa io ety an-tany tahaka ny any an-danitra io: Nisy mpihira malaza iray, izay nalaza rehefa avy namono ny namany mpamoron-kira. Ka rehefa tonga tany an-danit...
suite
répondu par endriny le 17/04/2018 12:47
endriny
(
01/02/2018 14:51)
Ny fivavahana sy ny fitafiana
Nisy tovovavy nandalo, nanao mini-mini. Rehefa lasa ilay tovovavy, dia niakatra ny feo: "Jesosy o! zanak'iza koa iny tsy manaja vatana? Ireny ve no fitafy ety imasom-bahoaka! Mpivarotena no fetra!"
D...
suite
répondu par endriny le 08/03/2018 16:21
endriny
(
29/01/2018 17:28)
Mampiasa Coco fa misy ny fiainana mandrakizay
Dia mba nampiasa aho ary nahita fa misy ny fiainana mandrakizay
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=GgNXcqj-PPU[/youtube]...
suite
répondu par bichette le 22/03/2018 15:31
endriny
(
26/01/2018 14:33)
Mino aho fa efa lany ho Prezida hitondra fanindroa i Rajaonarimampianina
Mino izay finoako izay ve ianao?...
suite
répondu par endriny le 02/03/2018 14:42
endriny
(
15/11/2017 15:54)
Afaka miova ve ny finoana?
Raha ny fambaran'ireo mpino isan-tokony aloha dia zavatra iray tokony fikirina ary tsy azo hozongozonina ny finoana.
Hitantsika anefa ohatra ny fivakian'ny antom-pinoana noho ny faha-samy hafan'ny fa...
suite
répondu par Miharena le 12/12/2017 10:06
endriny
(
01/11/2017 06:11)
Tokony tsy hisy Kristianina mankalaza ity 1 Naovambra ity izany mihintsy
Tokony miasa daholo ianareo Kristianina androany...
suite
répondu par rhaj0 le 06/11/2017 13:22
endriny
(
27/10/2017 05:02)
Nadeha aloha andeha hiasa fa tss
Tena tsy mety amin'ny fitadiavako ilay manangana fiangonana hanangonana rakitra sy 1/10, dia aleoko mampijaly tena miasa 5 andro. Indraindray aza mbola mitondra asa mody.
Mazotoa daholo e...
suite
répondu par endriny le 01/11/2017 06:08
endriny
(
03/10/2017 05:14)
Matahotra ho resy @ 2018 e
Dia aparatika sy a ela hianaka ny pesta @ ireo faritra atahorana fa ho resy
Dia aparitaka ny pesta mba tsy ahafahan'ny rehetra maneho hevitra an-dalam-be
Dia aparitaka ny pesta hamono Malagasy fa ...
suite
répondu par tovorandria le 25/11/2017 12:38
endriny
(
03/10/2017 05:10)
Raha Izaho no minisitra miala aho
Vao oviana no nilaza izy fa voafehy ny pesta kanefa izao firy indray ny maty. Natsahatr hatramin ' ny fianarana....
suite
répondu par KELIMANATSAINA le 07/10/2017 18:53
endriny
(
27/09/2017 04:11)
Aiza aza Andriamanitra amin'ity fahoriam=be eto Madagasikara ity kanefa ny fiangonana an'alin-kisa?
Mba marina moa?
Tsy mandaitra intsony ve ny vavaka tarihin-dry mopera sy pasitera isana'andro e?
Sa tsy misy Kristianina tena mino mihintsy eto? sa ilay Andriamanitra mihintsy no tsy misy, fa mpivar...
suite
répondu par Miharena le 23/11/2017 07:24
endriny
(
15/08/2017 11:58)
Aleo angamba afindrako eto ny mikasika ny Lioka 13. 3
« Tsia, hoy Izaho aminareo; fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho ringana tahaka azy koa ianareo rehetra. » (Lioka 13:3)
Ka ny fanontaniako amintsika izany dia izao: Mpanota sy tsy nibebaka izany ry...
suite
répondu par endriny le 27/09/2017 04:06
