Ka isika mino izay hinoantsika, fa ny hinoanao mety tsy hinoako. Hinoako tsy voatery hino anao.
Ka matetika finoana dia zavatra ampidirina ao andohanao sy hitaizana anao. Ahoana mahatonga Hindou sary vongana sady izay ratsy be misy tanana marobe iny? Satria izay nampianarina sy nampidirina ao andohany.