Matahotra ho resy @ 2018 e

1. endriny ( 03/10/2017 05:14)
Dia aparatika sy a ela hianaka ny pesta @ ireo faritra atahorana fa ho resy

Dia aparitaka ny pesta mba tsy ahafahan'ny rehetra maneho hevitra an-dalam-be

Dia aparitaka ny pesta hamono Malagasy fa andeha omena frantsay indray ny tany (efa lafo ambongadiny mantsy e)
2. endriny ( 04/10/2017 13:13)
Gadraina izay mbola miresaka pesta.... ahahahahahaha
3. tokym ( 06/10/2017 06:45)
Sady mahazo famasim-bola miady @ pesta no mahazo aina satria mangina ny resak grevy etsy sy eroa ;
dia milamintsaina amzay ary manan-tena fa haazo ny fon'ny tsy tia hatrizay satria niasa sy niady tao antin'ny sarotra hono e!nandray andraikitra araka izay tratry ny ainy ;
mora adinoina tokoa mantsy ireny soamahamanina sy ny sinoa mameno tanĂ na ireny.

4. endriny ( 08/10/2017 14:11)
Tsy adino tails ireny a. Mbola moa oh ireto Tantsaha 500 voaroaka tamin'ny taminy any Moramanga, fa lasan'ny frantsay ny tany
5. mirananirina ( 08/10/2017 19:17)
Tsy mahazo mivorivory
Mety misy fahamarinana ihany an
6. tovorandria ( 25/11/2017 12:38)
hita fa efa resy na dia izao dia izao aza no hisy fifidianana ko. Vahoaka iza no hifidy mpandainga, mpampiesona sy mpampijaly vahoaka?
Koa raha tsy vitan ny mievotrevotra otran ny ressort izy ity koa. hvm tsy haharesy antoko politika zany. eritrereto ny delestage, fidanganan ny vidim piainana, ny insecurite, ny fahantrana lalina mianjady ny vahoaka dia valio raha mbola hisy hifidy azy. tokony ahalala menatra ny mbola hilatsahany i rajao satria tsy any am fitondrana firenena ny no idedadedahany fa any am kabary vita vava ohatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0934