Raha Izaho no minisitra miala aho

1. endriny ( 03/10/2017 05:10)
Vao oviana no nilaza izy fa voafehy ny pesta kanefa izao firy indray ny maty. Natsahatr hatramin ' ny fianarana.
2. endriny ( 04/10/2017 05:53)
Mampalahelo kely ery ilay minisitra ny fahasalamana omen'ilay afrikanina tao @ OMS lesona a mikasika ny pesta.
3. KELIMANATSAINA ( 07/10/2017 18:53)
Ints !Aleo hanarina refa ts mahay e!Aiza ku mbetika milaza fa voafeh n pesta eo njay milaza fa mila mailo rehefa misy tranga mampanahy !izany ve ts fampiesomana ara bakiteny?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5509