Nampandre ny Tompoko (Monseigneur) Aubry, fa ho avy eto Madagasikara ny Papa amin'ny taona 2019.
Dia tena mahamenatra, raha ry zareo ao La Reunion indray no nilazan'ny Papa fa ho avy eto Madagasikara izt. Kanefa eto Madagasikara no dia alehany. Dia tsy nampandreneseny akory ireo Andriatompokoindrindra maro be eto an-Tanana.