pizza

1. shannie ( 18/07/2013 05:23)
ho an le mpankafy pizza mmmm! le vao mafana iny iz n tena ao tsara. sanatria tsy oe manaratsy fa ny GASTRO PIZZA eto bira oa lasa nivadika foza orana e, ny an tana sy n faritany tsy aiko fa eto bira tena vola very fotsiny :-( . ny ao @ chez Jenny no itako milay hatreto.
novalian'i shannie ny 10/03/2014 18:23
2. booboo ( 01/08/2013 12:54)
Shannie > ary raha manamboatra ? tsy dia sarotra loatra, no sady mety hatsiro kokoa indray² ;-)
3. shannie ( 03/08/2013 03:32)
[quote=booboo]
Shannie > ary raha manamboatra ? tsy dia sarotra loatra, no sady mety hatsiro kokoa indray² ;-)
booboo> hevitra mety mihintsy ka, sady afaka manaram-po tsara @ ingredient sn fromage be oh! draaay..aoka fotsiny! hu3!
4. bichette ( 21/08/2013 15:36)
ilay anarana hoe "gastro "aloha raha aty andafy dia mampahatsiaro avy hatrany ilay aretina "gastro" ka tsy mampi te hihinana loatra ahahhaa
5. shannie ( 21/08/2013 15:53)
Bichette> niahahah, zany! dia tsy mahazo client ko zany gastro raha tonga aty gasikara ianao. hihih
6. booboo ( 23/08/2013 13:35)
Bichette > :-D :-D io koa ny ahy no tao an-dohako t@ nahitaa ilay enseigne voalohany zà, maty aho kiboko androany ho'aho :-D :-D :-D
7. shannie ( 23/08/2013 15:49)
zany ry GASTRO PIZZA an, ataovy tsara ny pizza-nareo dia ovao le anarana :-D
8. force02 ( 22/11/2013 05:08)
nefa zao ianareo mihinana ihany rehefa mahita hatsarao fa gasy anie ny manao azy io sady malagasy ianao "ny malagasy ka fy"
9. vahiny2004 ( 22/11/2013 08:41)
avy @ hoe "Gastronimique" kosa ilay hoe "Gastro" e
10. mpisotrtoaka ( 07/02/2014 11:30)
Koa satria ve rankizy tsy mety aminareo le ho Gastro pizza dia izay no hanovany ny anarany ! Diniho kely hoe tsy tianareo ny anarako hoe "mpisotrtoaka" nefa izany no napetraky ny RR-ko dia hovaiko ve na hamono tena aho ! Ny zavatra rehetra rhf diso mitobaka be loatra d tsy tsara intsony ! Izay fotsiny ! Taloha ny pizza vitsy ny nahatakatra azy fa izao manataka bandy iray fotsiny d mahazo !
11. radadatoa ( 10/03/2014 16:24)
zahay aty dago aloa d io mba fitsidikay fa ts manana hafa e sady gasy toa anay ka toananay merci
12. radadatoa ( 10/03/2014 16:28)
zahay aty dago aloa d io mba fitsidikay fa ts manana hafa e sady gasy toa anay ka toananay merci
13. shannie ( 10/03/2014 18:23)
Eny E, io koa anie na hanova n anarany ary izy nefa rehefa tsy miova ny fomba fiasany dia i kotozafy iany no lekisisy eh. hu3. vazivazy ny ahy iny fa ny tena marina aloha an, tena efa voa matetika za tao @ GASTRO PIZZA tao d fay, tsy in-2 tsy in-3. tsy aiko ze olana tao @zareo oe tsy mampiofana mpiasa ve fa raisiny ho manao sakafo daholo na olona tsy mahay manavaka ny sira sy ny siramamy aza, hany ka lasa manaonao foana??? andro samy hafa nefa no nahavoa ahy t@zay. ny @ zao no tsy fantatro izay fahendreny fa dia efa ny nivadika tao @ chez Jenny za. gasy koa ny ao ka, sady matsiro. miam miam be mintsy. fa na ny glace ao @ GAstro Koa aza dia maivana mora mifotetaka be zay. tokony ampiofana tsara ny mpiasa ao @ny izy fa tsy faly ny andray vola fotsiny. mba atao fitia mifamaly eh. ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2397