mitsako sy mampiady nify rehefa matory!
1. shannie
(
11/09/2013 03:37)
miarahaba antsika rehetra! za re mba mila fanampina an, mijaly mintsy fa rehefa matory za dia mampiady nify, lasa simba mintsy ny nifiko, tanatin iray volana zay in-3 namboarina ny nify iray. nefa dia lafo n manao azy. tsy oe ny lay dentiste no tsy mahay fa le za mampiady nify mintsy n mahasimba azy faona. za nefa tsy tia anao solonify. hihih. tena tsy fanainiko izy io fa dia miady ho azy ambavako ao. misaotra sahady @ valiny. mirary soa.
novalian'i shannie ny 11/10/2013 18:00
2. booboo
(
11/09/2013 07:25)
Misy zavatra maha tezitra an'i Shannie angaha na maha tendue anao no lasa mi- "serrer les dents " ianao dans la journée ? Mahagaga ny nanaovana ny vatantsika fa rehefa alina matory rehefa détendu tsara iny dia @ iny izy vao manararaotra mi-regler ny trucs tsy voalamina hatr@ izay, sy mamoaka ny trucs nangonina be loatra ao anaty ao @ alalan'ny nofy, miresaka, grincements de dents, miesona, sns. Mety manampy koa io piste io miampy ny efa fitsaboana ataon'ny dentiste.
3. hery
(
11/09/2013 08:48)
Fa tena mafy be mihitsy zany matoa manimba nify an... sa ny nify no malemy?
Raha ny henoko dia resaka stress ihany io. Tokony miezaka mandamin-tsaina na manao fanatanjahan-tena manala hamohamo... Mety manampy koa ny misotro dité mafana alohan'ny hatory. Tsy mijery télé alina loatra ary tsy miari-tory alina loatra. Mihaino mozika malefaka alohan'ny hatory. Manala stress rehetra izany alohan'ny hatory e.
Raha ny henoko dia resaka stress ihany io. Tokony miezaka mandamin-tsaina na manao fanatanjahan-tena manala hamohamo... Mety manampy koa ny misotro dité mafana alohan'ny hatory. Tsy mijery télé alina loatra ary tsy miari-tory alina loatra. Mihaino mozika malefaka alohan'ny hatory. Manala stress rehetra izany alohan'ny hatory e.
4. shannie
(
11/09/2013 18:21)
misaotra an Booboo sy Hery! ie itako tokoa izany fa avy @ stress sy ny havizanana ilay izy. tadidiko koa t@ izaho tany @ dentiste dia niteny lay dokotera oe, tandremo fa efa malemy ilay nify namboarina an. mitambatra izany ireo rehetra rehetra ireo dia izay no tsy mampateza azy. iezaka be aho ny tsy ho tratry ny stress fa tena manimba zavatra. mirary soa eh!
5. vahiny2004
(
16/09/2013 15:53)
Bruxisme ?
Vao haingana io no nitranga taminao sa efa ela ? Raha vao haingana dia stress tokoa fa raha efa ela mety ho antony hoe misy tsy mifanandrify ao @ valanorano ao
Rehefa sarotra maitriser-na dia asaivo anaovan'ny dentiste ilay gouttière de protection iny aloha mba tsy hanimba nify loatra
6. shannie
(
11/10/2013 18:00)
Misaova an Vahiny2004. miala tsiny, zao vao itako n hafatra napetrakao. vao haingana aho no nanao azy io. dia tsapako izao fa rehefa reraka be na tratry ny stress aho dia manao azy io. t@ izaho nanao vacance kely teo ko dia tsy hain ilay dentiste tsara ny namboatra azy dia lasa mora mifandona @ nify hafa fôna, avy dia simba raha vao mandilitra nify aho. namboarin ilay dentiste mahazatra indray dia tsy maninona intsony. saingy ilay mandilitra nify mbola ao iany indraindray. efa miezaka be aho manala ny stress.
mankasitraka eh!
mankasitraka eh!