fanalàna mony @ tarehy

1. shannie ( 22/08/2013 18:03)
miarahaba oh! inona oa no mba fanalàna ireny mony ireny eh! miezaka iany misotro rano be sns.. nefa indraindray dia misy mony be maharary eo @ tarehy. sady eny @ tena ita maso be eny izy no mipetraka. mahasosotra saingy tsy ita izay atao @ny ehh :-(.
novalian'i tanora14 ny 28/10/2014 17:47
2. voromailala ( 23/08/2013 13:19)
raha naturopathe no hanontanianao dia inty no valiteniny.
Jereo eto...L'ACNE

Hanontanio ihany koa ny hevitry ny dokotera.
3. booboo ( 23/08/2013 13:26)
Manao cure-na détox-n'ny aty (foie)tsindraindray. Jus na sève bouleau, jus -na radis noir no tena fantatro fa misy ifandraisany @ aty ny fiasany. Ny ahy jus de bouleau no fataoko isaka ny miova saison.
Raha HE indray, 1 goutte HE Ravintsara na HE Géranium atao @ crème de jour fampiasa. 1 goutte HE Tea Tree atao @ mony TSY ATAO raha toa ka ho tratran'ny masoandro ny faritra asiana azy (afaka ampiasaina à l'état pure ny HE Tea Tree, risque de photosensibilisation). 5 gouttes HE Thym afaka ampiarahana @ HE lavande, Citron, Géranium atao sauna facial 15 min(tahaka ireny mihevoka ireny).
Sinon,fika fi-obliger-n'i neninay anay t@ mbola be mony taloha, diovina @ ranona voatabia ny tarehy dia asiana sira, mangirifiry chien mort fa efficace.




4. voromailala ( 23/08/2013 13:39)
ireo an'i booboo ireo koa hevitra tsara.
Fa raha ny traikefa hitako tamin'ny fiainana sy tamin'ny olona manodidina dia matetika olona virijina na/sy olona te hifandamoro nefa tsy afaka na tsy sahy.

5. shannie ( 23/08/2013 15:04)
mankasitra booboo an! saingy tena tsy mbola naita radi noire zan za an. za tsy oe be mony fa nanombk maly dia nis nitiritirina be ny takolako. tena sady mahamenatra n marary. hihih. mapme ahy le dikatenin booboo oe chien mort. hihih
6. shannie ( 23/08/2013 15:14)
voromailala> mankasitraka e, hihih mampiomeh ko le oe, tia ifandamoro nef tsy afaka na tsy sahy..
7. booboo ( 23/08/2013 15:53)
hihihihi resaka pb hormonal kosa angamba no tena anton'izay e. Fa misy ifandraisany @ fomba fiasan'ny Voa sy Aty ny fisian'ny mony @ tarehy ; surchargés zareo, dia izay no ilaina ny manao détox sy drainage tsindraindray, fa tsy drainage fotsiny, izay ny nazavain'ny doko-ko ahy klou.
8. shannie ( 23/08/2013 16:27)
merci @ toro-hevitra booboo an! misy ifandraisany @ pb hormonale tokoa, tena efa mpisotro rano be mintsy za, ary mahagaga fa rehefa misy zavatra vonjenao dia mba tonga koa izy eo @ tarehy, pfff
9. Nehemiah ( 24/08/2013 05:50)
Shannie > Tiako marihina fa tsy marina mihitsy ny hoe be mony ny virjiny fa légende urbaine fotsiny ilay izy : satria mifanandrify ny fotoana anjavonan'ny acné sy ny fotoan'ny firaisana ara-nofo voalohany dia neverin'ny olona fa ny 1 no mahatonga ny 1.

Mbola tsy fantatra izay tena mety mahatonga an'izay fa heverina fa misy idiran'ny hormones sy ny fototarazo ilay izy. Mampitombo azy ny fifohana sigara sy ny stress ary ny fihinanana hanina be glucose tahaky ny ronono hono fa kosa mampihena azy ny vitamine B5.
10. voromailala ( 26/08/2013 07:04)

shannie:

merci @ toro-hevitra booboo an! misy ifandraisany @ pb hormonale tokoa, tena efa mpisotro rano be mintsy za, ary mahagaga fa rehefa misy zavatra vonjenao dia mba tonga koa izy eo @ tarehy, pfff

Mety resaka saina ihany koa ilay izy a, andramo tsy eritreretina mihintsy anie le mony e, na hoe raha vao misy eritreritra mony mandalo dia jereo fotsiny.
11. shannie ( 26/08/2013 17:02)
hihih, tadidiko za rehefa marary ka miteny @ zokiko dia tsy taitra mintsy izy mamaly oe aza eritreretina dia sitrana eh! nanandrana za t@zay, n-videko ny saiko, tsy nieritreritr in in, d nety. fa rehefa tena marary mafy dia tsy mety le izy. hihih
12. moustaraf ( 11/09/2013 17:57)
Misy "huiles végétales naturelles" aty Dago tena efficaces, ary manana vertus hafa bdb ihany koa ilay izy; dokotera farmasiana iray no manao ny fikarohana sy ny fampiasana azy fa tena afa-po daholo izay nampiasa aloha e!
ary en plus cosmétique koa ilay izy, anti rides, sns....efficace be no tsy misy effets sécondaires @ hoditra!
Huiles 100% végétales (pressées à froid) fa tsy huiles essentiels!
Raha aondrana ivelany dia eo @ 5MILLION Fmg ny 1l
izay mila fiche technique dia alefo ny message @ zafjohs@yahoo.fr
13. vale ( 20/09/2013 19:38)
Bjr, hosorana voatabia, ny faritra misy mony atao isan'andro dia ho afaka ny mony (expérience vécue t@ mbola adoléscente io) fa tena mandaitra.
Faharoa: maka vinaigre de cidre iray sotro lehibe, atao anaty rano tapaky ny vera, ampiasaina sahala amin'ny lotion, fa tena maina ny mony no madio tsy misy trace, (fanaoko amin'izao indray io) dia mazotoa oh ^_-
14. vale ( 20/09/2013 19:40)
misy tsy ampy kely () raha hampiasa ilay vinaigre de cidre atao lotion dia maraina sy hariva alohan'ny hatory no fampiasaina azy.
15. shannie ( 22/09/2013 09:50)
raha hampiasa ilay vinaigre de cidre atao lotion dia maraina sy hariva alohan'ny hatory no fampiasaina azy.


Merci Vale an. fa ny tareiko tsy oe be mony fa misy an'androny misy miseho tampoka izany eny takolaka eny, @zay fotoana zay tsy betsaka izy fa 1 na 2 eo dia sady marary n ngoza be. manala lay tache mainty aorian lay mony ko zany l vinaigre? mankasitraka eh.
16. tanora14 ( 28/10/2014 17:47)
salut!!inona kay ny fanalana ilay fivontosana eo ambany maso akoatran'ny mametaka cocombre aminy,fa tsy manana fotoana foana anaovana azy fa mianatra maraina?misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3628