MIJANÒNA EO IHANY IZAY TEIHINANA TONGOLO MANITR'I EJIPTA E

1. andrywui ( 27/01/2014 09:58)
Ny vahoaka rehetra efa mivonona hande hiala an'i Ejipta hamonjy ny tany Kanana zao ,,ny adala ihany no mbola midongy tsy mety miaraka am maro fa be fo.
Efa misokatra amin rehetra isika zao , ho avy ny vola fanampiana avy amin'ny firenendehibe zao ,handroso vetivety isika fa mila tolotanana amin vahoaka tsy vakivolo e . Efa te ihinana ny tondradronono sy tantely any Kanana isika eee ,,,
novalian'i andrywui ny 01/02/2014 18:00
2. ragonza ( 27/01/2014 10:56)
marin'izany fa ovay @zay alou ty pseudo nao ty raha ny tianao lazaina de tokony ho herywui @zay fa tsy andrywui tsony de hita eo
3. andrywui ( 27/01/2014 12:21)
Huhuhuh. Gaigy ndray zany ragonza à ka ny anarako mintsy no andrywui fa tsy pseudo mintsy io ka ,,,zah mintsy ane no Andry Rajoelina e , nga tsy hainao ? Sady mifangaro amn hery Eugène eo ko vao ovaina io , i hery Eugène aza hono zao anova anarana any amn Tribunal fa tsy reviny le izy mitovy anarana amn président io kou ,,,
4. cbd ( 27/01/2014 15:18)

andrywui:

Ny vahoaka rehetra efa mivonona hande hiala an'i Ejipta hamonjy ny tany Kanana zao ,,ny adala ihany no mbola midongy tsy mety miaraka am maro fa be fo.
Efa misokatra amin rehetra isika zao , ho avy ny vola fanampiana avy amin'ny firenendehibe zao ,handroso vetivety isika fa mila tolotanana amin vahoaka tsy vakivolo e . Efa te ihinana ny tondradronono sy tantely any Kanana isika eee ,,,



MANKALEO BBBBBBBBBBBB
5. andrywui ( 27/01/2014 18:09)
Via ve ry cbd à ,,,, mamangy amn fahoriana leroa à
Isika lasa foana ,,
6. ombelline ( 28/01/2014 07:34)

andrywui:

Via ve ry cbd à ,,,, mamangy amn fahoriana leroa à
Isika lasa foana ,,


Mba lazao izahay rehefa tonga nareo
7. andrywui ( 28/01/2014 09:25)
Aokzay ny "adilahy politika"e ndao hiampita ny ranomasina mena ho any Kanana. IHery vaovao no mosesy ,
8. mesi ( 28/01/2014 12:08)

andrywui:

Aokzay ny "adilahy politika"e ndao hiampita ny ranomasina mena ho any Kanana. IHery vaovao no mosesy ,
Haleo alo ho hita eo izay ataony de aveo ho hita eo ny tohiny eh, .Makaleo be le politika eto @ ntsika , tokony havela hiasa alo izy aveo mahita azy
9. andrywui ( 01/02/2014 18:00)
Za manao.oe mahavita io ranga vaovao fa le panipy hoditrakondro aminy no mety hampiditra krizy ny firenena eo ndray ,,iza mo fa tsy ireo very seza e ,,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3944