NY FANJAKANA MAHEFA MIAMPY NY AV7 NO OLANA
1. andrywui
(
04/06/2014 15:03)
Fa tsy misy Rajoelina ,Rajoelina zany.tsony no manome NOTAM eo raha misy zany fa ny tribunal tsy tia gidragidra anga satria mbola b no miandry ani dada hono amnireo rovitra patalou. Ireo AV7 alou de tokony ataon'i dada zay handravana anio fa tsy manao be loha fotsiny amnreo izy (atsoina amn fivoriana de omena tambiny amnireo havany najedaky dada )
Mba mahay manetry tena kely dada à ...!!!
De refa milamm reo de reo.ihany no ampandravana ny statut an'ny av7 sy misintona ny plaintes napetrany .
Fa ny afera nataon'i dada sasany( tsy de mavesatra loatra anga ) satria halatra sy soloky (affaire matériel ) fa le affaire corporelle nahafaty olona io no maha paingotra ani dada .

novalian'i andrywui ny 12/06/2014 15:10
2. rabaradaka
(
05/06/2014 04:39)
fa maninona i dada no tsy tin'ny olona nefa jereo vao 4 volana no nahateo an'ny HVM dia sokatra , bois de rose tsy lazaina intsony no tratra any ivelany. Dia mbola tazonina ihany Kolo nefa efa hita fa tsy mahafehy mihitsy
3. andrywui
(
05/06/2014 06:49)
rabaradaka:
fa maninona i dada no tsy tin'ny olona nefa jereo vao 4 volana no nahateo an'ny HVM dia sokatra , bois de rose tsy lazaina intsony no tratra any ivelany. Dia mbola tazonina ihany Kolo nefa efa hita fa tsy mahafehy mihitsy
Fongorina tsikelikely manomboka amin fotony io ozy président fa tsy Vitan'ny hoe mazi , mazi de fongotra itsy sy iroa e .
Aza maika fa Ho fongotra foana reo lalandririnina reo ka ,,,
4. endriny
(
07/06/2014 05:54)
Dia nandainga koa izany ilay Hery nilaza hoe mbola ho jerena ny fampodiana an'i Ra8... Inona no tokony mbola jerena amin'izany fa asaivo mody izy dia sambory rehefa hoe samborina e... Fa ny tahotra be dia be dia mody hie ory ora... Volontsaka lokon-tanala...
5. andrywui
(
07/06/2014 08:16)
endriny:
Dia nandainga koa izany ilay Hery nilaza hoe mbola ho jerena ny fampodiana an'i Ra8... Inona no tokony mbola jerena amin'izany fa asaivo mody izy dia sambory rehefa hoe samborina e... Fa ny tahotra be dia be dia mody hie ory ora... Volontsaka lokon-tanala...
Ny vahoaka sao.hirohotra hamono azy no.mapisalasala kely tsy amelana azy hody satria tsy ho.voatohitra raha ny famille nireo 100 notifiriny no hiandry azy eo ivato hamaly faty ,,,zay le izy
6. endriny
(
07/06/2014 12:06)
andrywui:
Ny vahoaka sao.hirohotra hamono azy no.mapisalasala kely tsy amelana azy hody satria tsy ho.voatohitra raha ny famille nireo 100 notifiriny no hiandry azy eo ivato hamaly faty ,,,zay le izy
Tonga dia ento helikoptera avy eny Ivato mankeny Tsiafahy izy fa inona no olana? Moa Miaramila an'aliny ireo ve tsy aharo azy? Fa ny tahotra no betsaka. Mafy rehefa manompo karana hoy ilay namana izay....
7. andrywui
(
08/06/2014 07:39)

Ah non non non diso be i endriny fa tsy mbola tsiafahy ny resaka alou zao fa tsy maints jerena ny fitoriana napetrakireo AV7
8. dodakely1
(
09/06/2014 10:50)
andrywui:
endriny:
andrywui:marina ny an'i andrywui e,atao tsara aloha ny enkety ,dinihana tsara ny fitorian'ireo AV7,hoe saika haninona teny @ palais ireo vahoaka ireo dia iza sy iza no naniraka azy teny,dinihana ihany koa ny raharaha 26 janvier fa mbola maro ny maty sy zavatra potika ,io no tena olana tsy hampodiana an'i ra8

9. endriny
(
12/06/2014 09:09)
dodakely1:

Tena za ve no Vendrana a, fa na ilay firesaka na ilay fiseho amin'ity sera ity dia andrywui ihany no dodakely1, ary dodakely taloha fa nanadino mot de passe sy anarana tamin'ny internety fa efa zatra misalotra solon'anarana be dia be dia tsy maintsy dodakely1 no natao.
Fa avelako eo iny
Fa raha misy filoham-pirenena namono vahoaka dia any La Haie no fitsarana azy?
AV7 ve tsy voafehin'ny tafibahoaka sy ny znadary ary ny polisy misy e? Fa resabe ka mba atao?
Vao omaly izao nibaradaka mihintsy ilay Poraiminisitra Metisy vazaha fa tena manahirana hono ny mamerina an'i Ravalomanana.
Ahahahha, olona iray mampatahotra mpanao politika sy miaramila an'aliny... Ahahahhahha
10. andrywui
(
12/06/2014 10:29)
ENDRINY ,,,fotana rah zany dodakely zany à ,,zao ary andefaso MP i hery fa izy mahita ny anaty patalou n'y rehetra , de antanio izy ra zany dodakely zan ah ,,
11. endriny
(
12/06/2014 10:49)
andrywui:
ENDRINY ,,,fotana rah zany dodakely zany à ,,zao ary andefaso MP i hery fa izy mahita ny anaty patalou n'y rehetra , de antanio izy ra zany dodakely zan ah ,,
Koa raha tsy olona tsy misy atao toa ahy i Hery koa izany no ivakiany ati-doha
Fa mamily resaka indray a
12. andrywui
(
12/06/2014 15:10)
Hihihi endriny ,,marna zan oa fa tsy za zany dodakely zan ...
Valio kely ne hery ra ao enao de lazao ani endriny oe ts za zany