KELY SISA , TENA KELY SISA DE ....

1. andrywui ( 08/08/2014 11:36)
HIHORAKORAKA NDRAY ZAO NY VAHOAKA AFAKA VOLANA VITSY HOE :....

AVERENO RAJOELINA , AVERENO RAJOELINA ,

ALEO IHANY TGV , ALEO IHANY TGV


JEREO NDRAY RA MISY MIDILATRA ZAY TENIKO ZAY ..!!!!

HUHUH
novalian'i andrywui ny 27/08/2014 08:55
2. rabaradaka ( 08/08/2014 13:16)
ke efa izay zao no zava-misy fa tsy miandry ela intsony. Ny frantsay dia miketrika mafy hamerina an'i ANR
3. kolo ( 27/08/2014 08:16)
Inona tsara hoe e ??? I Andry rajoelina no nanimba an'i gasikara potika tahak'izao ko iza intsony no hamerian an'iny. Tsy aleoko mamerian'i Zafy toa izay iny kilalao saribakolin'ny renimalalan'ny sasany iny ; tssss

4. andrywui ( 27/08/2014 08:55)

kolo:

Inona tsara hoe e ??? I Andry rajoelina no nanimba an'i gasikara potika tahak'izao ko iza intsony no hamerian an'iny. Tsy aleoko mamerian'i Zafy toa izay iny kilalao saribakolin'ny renimalalan'ny sasany iny ; tssss



O ry Kolo Roger à , zay mits le izy ane e le fisainan'ny gasy mihitsy no otrzany ...tsy itanao anga tamn Ratsiraka tam 1991 ?? Otran oe tena vita teo mihitsy ny momba azy ,,nefa taona vitsy kely monja de niverina ho filoha ndray ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3923