GRAVY IANY LE ZAFERA A ...TONGA DE NANAIKY DAOLO NY REHETRA

1. andrywui ( 21/01/2014 13:34)
Tena tonga dia tsisy nitsipaka anle valimpifidianana daholo izao tontolo izao ry zareo aa
tonga de niara nanaiky sy niara nilaza hanolotanana daholo ary hiara hanarina sy hitondra anjara biriky daholo ny firenena rehetra na UI , UA , hatramin SADC aza de mba nilaza koa fa hanohana tsisy fe petra sady faranizay haingana hanarina miaraka ny firenena ,,,

fa saojo iray lohasaha anefa le izy fa mbola misy olombitsy very fihinanana sy zatra lalandririnina
vitsy dia vitsy fa mbola manakevitra hamotika anle firenena sy hanakorotana sy handroba ndray ane zao ,, otranle olombitsy nandoro pneu sy nanao sakana teo a behoririka (magro) ireny ,,,de mampalaelo ry zalahy ka , ny firenena iray manontolo , izao tontolo izao na afrikann na amerikann na eropeann defa samy niarahaba sy nanaiky hanohana tanteraka de mbola misy ihany ireo sobakaka tsy mampididrano ketsa tsy mahalala menatra akory hamotika ny malagasy !!!
2. ombelline ( 21/01/2014 15:30)

andrywui:

Asa ny mamotika ny firenena raha ny mandoro pneus sy manakan-dalàna mitaky ny rariny, na ny manondrana bois de rose sy ny mivarotra tanindrazana @ frantay .
3. hery ( 22/01/2014 21:22)
Mbola tsy sur io fa zany hoe ho hita eo :-)

Barack Obama invite 47 chefs d’Etats africains à la Maison Blanche pour « ouvrir un nouveau chapitre »

(Agence Ecofin) - Les dirigeants de 47 pays africains sont conviés à la Maison Blanche les 5 et 6 août prochains pour faire « progresser les objectifs de l’administration en matière de commerce et d’investissement en Afrique » et mettre en évidence « l’engagement des Etats-Unis envers la sécurité de l’Afrique, le développement de la démocratie et de ses habitants?», à l’exclusion de « ceux qui n’ont pas de bonnes relations avec les Etats-Unis ou sont suspendus de l’Union africaine?». La présidente de la commission de l'UA, Nkosazana Dlamini-Zuma, sera également invitée.
Parmi ceux qui ne recevront pas le carton d’invitation figurent donc, sans surprise, le Zimbabwe, le Soudan et la Guinée Bissau, mais aussi l’Egypte et Madagascar dont le président fraîchement élu ne semble pas encore légitimé. ?«?Le président Obama se réjouit d’accueillir dans la capitale des dirigeants venus de tout le continent africain, afin de renforcer les liens avec l’une des régions les plus dynamiques?» a déclaré Jay Carney, porte parole de la présidence.C’est en juin 2013, depuis l’Afrique du Sud, que Barack Obama avait évoqué pour la première fois l’organisation de ce sommet destiné à « ouvrir un nouveau chapitre dans la relation entre les Etats-Unis et l'Afrique »
4. mpisotrtoaka ( 23/01/2014 09:59)
Afera maloto io ! Marary fo amin'ny pôlitika eo nareo ! Tam fitondran-dRatsiraka zao ny rafitra socialiste no tena nahazo laka d ireo sinoa sy japonea mahazo vahana amzao fotoana ireo ! Tsy misy sahy mandroaka fa manao izay danin'ny kibony eto amin'ity lazaina fa "TANINGAZANA MALALANTSIKA" ity ! Tolokevitra avy any mantsy izy iny ! Teo koa Ravalo nanao monopolisation d io ndray zao ry "ZAFONARAO" fa hanao ny ataony ! Mety ny zafekeliko sy ny zafiafiko no hibata ny taolambe tsy mitapaka amin'ny ataon'ireo mpanao pôlitika ireo ka SANATRIA mety hanofa trano baoritra amin'ny SINOA SY INDÔNEZIANINA MAINTY HODITRA (Izay hita miha-betsaka eny Tsaralalana mivarotra ilay firavaka vita amin'ny varahana). INDRISY RY M/KARA ! Iray metatra tora-droa ihany no anjarako aminao ! (ILEVENANA IO NA OFAINA A)
5. andrywui ( 23/01/2014 11:28)
O Rapisotro pins à ,,, tena 1m2 ihany ve letiee,,,, ndana makany amn Topo de mitenena hoe hanajary tany ah oe ka aiza no mba afaka mamaritra tany fa hanamaintimolaly anio zahay mianakavy oe ,,,de sur fa mety ahazo 700m2 any ho any Rapipins hilevenana hanaovana fasana ngodangoda ee
6. mpisotrtoaka ( 23/01/2014 12:34)
hou hou hou ! Iray m2 ihany d ampy hilevenako ra-andrywui a ! Ataoko in tany ngezabe hanototra ahy ka raha avy izany fitsanganana am maty d sahirana eo manala izay eo ambonin'ny tena !
7. andrywui ( 23/01/2014 12:44)
Fa efa nisy lalàna tokou ane nivoaka eto m/car oe raha mahavita manabe voho sy mahavita manamaintimolaly ny tany de afaka mangataka e ,,,otran'ny iny à Tampoketsa , Marozevo sy Ambonin'ny Mandraka akaiky an'Ambatolaona ireny hono mbola mety !! De afaka an'ny Behenjy ireny koa hono mety ,,asa na marina alou na aona fa manontanotania iany eny amn Domaine sy Topo eny makamaka renseignements à
8. mpisotrtoaka ( 23/01/2014 12:56)
Marina mitavozavoza izany ! Ny tena marina am firenena marefo d izay be vola ihany no ara-dalana ! Na efa ara-dalana aminao aza mantsy ny tany iray ka misy sinoa na karana na gasy manam-bola te ahazo azy d azony io ! Ohatra iray tena mampalahelo ity ! Nalefa teto afovoan-tany ny foza orana d tsy hamoka-bary intsony ny lemak'i betsimitatatra d ho totofana ary ireo vahiny no ahazo tombony voalohany ! Indrisy e ! Mazotoa ise !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2753