Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 10/03/2019 12:01)
Nodorana indray re ny toaka gasy e
Mahalasa saina ihany ny fanakanana ny famokarana toaka gasy. Marina aloha fa tsy voafehy izy ireny, na ny dôziny na ny zavatra ao anatiny. Misy tokoa ny toaka gasy tena mamono mihitsy satria misy zav... tohiny
novalian'i hery ny 10/03/2019 11:45
hery ( 10/03/2019 11:38)
Resaka momba ny soatoavina
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/21e5ef196a717e4dfe2f80132401e701.png][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/21e5ef196a717e4dfe2f80132401e701.png[/img][/url] Tsy vao tato ho ato fa... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 23/04/2019 11:28
hery ( 06/03/2019 20:18)
Application tononkira
Apetrako eto ihany ho an'izay tsy mandeha n'aiza n'aiza :-p Efa nivoaka indray ny version 1.15 tamin'ny application tononkira malagasy izay misy hira 8890 Ao amin'ny Google Play Store no hakana azy ... tohiny
hery ( 02/03/2019 18:40)
Miara-mionona sy mifanotrona amin'i Sipagasy
Noho isika atambatry ny fihavanana na dia hoe betsaka aza ny tsy mifankahalala dia tsy hoe miara-mifaly amin'izay mifaly ihany fa miara-ory amin'izay ory ihany koa. Izany indrindra no anehoana ny ten... tohiny
novalian'i ikalamako ny 05/03/2019 11:12
hery ( 17/02/2019 18:29)
Kolikoly eny amin'ny Aeroport Ivato
Rehefa tonga eny Ivato dia mitaintaina foana hoe ohatrinona indray no homena andry zalahy vao ho tafavoaka tsy misy rahoraho ny entana. Tsy maintsy lazaina fa misy zavatra tsy mety foana ka na dia zav... tohiny
novalian'i aldien2 ny 22/03/2019 07:48
hery ( 12/01/2019 08:15)
Manaraka ny lojika
Raha tena hoe nisy ny hala-bato kosa dia tsy tokony hizesta eo anatrehan'Andriamanitra [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/d4f676e60a6b855348037887758a4c56.jpg][img]http://forum.serasera.or... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/01/2019 03:25
hery ( 06/01/2019 08:56)
Nofoanan'ny Fitsarana Avo ny valim-pifidianana
Noho ny tsy fanarahan-dalàna sy mangarahara nataon'ny Vondrona manokana sy mahaleotena mikarakara ny fifidianana dia nofoanan'ny Fitsarana avo ny fifidianana. Izany no niseho tany Kenya tamin'ny fifi... tohiny
hery ( 04/01/2019 16:20)
Nahoana no mbola Ravalo sy Rajoelina no tafa 2e tour?
Anisan'ny mahavaka ny saiko mihitsy io fanontaniana iray io. Efa 36 be izao ny kandidà nirotsaka. Nisy tamin'ny karazany avy, artista, pasitera, avocats, mpamboly, olontsotra sns, nefa dia mbola Rava... tohiny
hery ( 08/11/2018 21:38)
Milamina loatra ny CENI
Dia mba efa tsy rariny kosa aloha ny fikan'ny CENI tamin'ity fifidianana 2018 ity. Zara ve raha nisy 200 bureaux de vote nandritra ny alim-pifidianana... ary 24 ora aty aoriana mbola tsy ampy 500 foan... tohiny
hery ( 10/09/2018 19:27)
Fampitaha?
Tsy mbola tena ao anaty propagandy isika fa efa mba misy afaka mampitaha tsikelikely ireo kandidà ve? Na ireo manana foto-drafitr'asa na ireo tsy manana fa araka ny fahitana ny fomba niainany hatrami... tohiny
novalian'i sonita ny 23/10/2018 21:15
hery ( 27/08/2018 18:03)
Miala tsiny fa amiko ny homosexualité dia...
Hitako hoe lasa resaka lava be indray ny tenin'ny Papa momba ny homosexualité tamin'ny journalistes iny. Marina fa nanindrona loatra ny fitenin'ny Papa ary efa nahitsin'ny Vatican kanefa ny vetin-ke... tohiny
hery ( 13/08/2018 20:02)
andrana
andrana votoatiny... tohiny
novalian'i jentilisa ny 28/08/2019 19:11
hery ( 28/02/2017 08:24)
Application Tononkira sns amin'ny IOS (Iphone, Ipad etc)
Sao dia isika ato indray no tompon-trano mihono fa dia apetrako ato koa ity. Fanamarihana manokana: Tsy maty antoka aho na tsy atao aza io :-) Fa mahazo tombony koa nefa raha vita io. Jereo eto: htt... tohiny
novalian'i ihangy ny 08/05/2017 08:58
hery ( 05/01/2017 17:50)
Mba nampitsiky dia natao video
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=28LC8amVy9I[/youtube]... tohiny
hery ( 20/12/2016 15:45)
Misy migafy indray ny serasera :-)
Misy migafigafy indray izao ny serasera. Dia efa miezaka manadio eo aloha. Tena tsy mbola fotoana fanamboarana goavana izao fa tsy ampy ny fotoana (mila mamelom-bady aman-janaka koa mantsy)...... tohiny
hery ( 30/11/2016 23:37)
Andramo eto ara raha mbola mandeha ny solonanaranareo.
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/b338eddc6e04c177f2686fdd3952d292.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/b338eddc6e04c177f2686fdd3952d292.jpg[/img][/url] Mamalia eto ambany fo... tohiny
novalian'i elien8 ny 22/11/2018 12:10
hery ( 21/11/2016 06:22)
Sao tsy tokony ho eny amin'ny oniversité
Avy namaky sy nihaino ity tononkalo anakiray ity aho dia tonga saina ihany hoe sao tokoa dia tsy tokony ho any amin'ny oniversité ary ny tanora Malagasy zanaky ny tsy dia ampiampy loatra. Toa andania... tohiny
hery ( 03/10/2016 14:12)
Raha misy virus ny kaonty Facebook-nao
Amin’ny maha fitaovana be mpampiasa ny kaonty Facebook dia betsaka ihany koa ireo fanafihana mety hihatra aminy. Ny tanjona matetika dia ny hahafahana mangalatra ny kaontinao na koa hahafahana manap... tohiny
hery ( 28/07/2016 10:24)
Nisy olana kely
Nisy olana kely teo ny forum. Tsy nahita internet oa ny tena satria tany ambanivohitra aty an-tanindrazana ka elaela kely ny fanamboarana azy. Efa mandeha izany amin'izao fotoana izao. ... tohiny
novalian'i hery ny 11/08/2016 07:18
hery ( 30/03/2016 12:58)
Mandalo fanamboarana
Manao mise-à-jour-n'ny site serasera tsikelikely (mamindra azy amin'ny serveur vaovao) dia mety hisy olana vitsivitsy...... tohiny
novalian'i hery ny 17/04/2016 05:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.173