Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 05/02/2014 21:45)
Adihevitra momba ny sambo fiara Bill Nye sy Ken Ham
Nahafinaritra ny nanaraka ilay adihevitra nataon'i Bill Nye izay siantifika sy i Ken Ham izay mpandala ny resaka fahariana tao amin'ny Youtube. Mbola azo arahina ilay izy (amin'ny teny anglisy) [youtu... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 27/02/2014 14:21
hery ( 27/01/2014 08:16)
Kabarin'i Hery Rajaonarimampianina
Efa omaly ity resaka ity no niparitaka be tao amin'ny twitter sy facebook ary saika tsy hapetrako eto kanefa rehefa ratsy dia ratsy na iza manao azy na iza ka hapetrako ihany. Ny fandikàna be fahatan... tohiny
novalian'i andrywui ny 05/02/2014 13:07
hery ( 25/01/2014 19:39)
Iza no mety ho nanapoaka baomba?
Eritreritra mandalo momba ilay baomba vao nipoaka teny Anosy io hariva io. Iza no mety ho nanapoaka ny baomba? [list] [*]Mety ho ny mpanohitra satria tsy faly tamin'ny tsy nanekena ny fitoriana nale... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/01/2014 00:00
hery ( 23/01/2014 14:04)
Arahabaina tafiditra e
Toa hoe nisondrotra 90ar be izao hono ny litatry ny solika any Madagasikara? Manomboka sahady izany ny hoza-piainana? Tonga tokoa ny hery vaovao fa tsy maintsy ovaina vaovao daholo ny vidin'entana reh... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/01/2014 12:58
hery ( 23/01/2014 14:02)
Tsy Maintsy Manohy Tetezamita Hery Rajao
Dia i Hery Rajaonarimampianina izany no lasa filoham-pirenena ara-dalàna amin'izao Repoblika faha-4 izao. Marihina fotsiny hoe ny atsasaky ny Malagasy no tsy nifidy, ary mbola atsasaky ny Malagasy ih... tohiny
novalian'i ombelline ny 27/01/2014 08:15
hery ( 22/01/2014 21:17)
Mbola tsy voaasa any USA amin'ny volana aogositra aloha i Hery Rajao
Hanasa filoham-pirenena afrikanina 47 ho any Etazonia i Obama amin'ny volana aogositra. Tsy anisan'izany i Madagasikara satria mbola tsy "ara-dalàna" hoy ny fanambaràna ny filoha vao lany. Dia mbol... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/01/2014 14:22
hery ( 13/01/2014 13:48)
O ry CUA Tanà
Tsy azoko intsony ny zava-misy ao Tanà ao... Ny fako aloha iny efa tsy lazaina intsony fa dia isaorana ny orana manadio. Izao indray dia lava-davahana ny ankamaroan'ny arabe fa hoe hambolena hazo hon... tohiny
novalian'i jantina ny 16/07/2014 09:29
hery ( 31/12/2013 09:01)
Hala-bato mihoampampana hoy Sarah Georget
Manana porofo hono izy ka izay manana porofo mifanohitra amin'ny azy dia aoka hampiseho. Fa aminy dia hosoka mihoa-papana (fraudes massives) no nisy tamin'iny fifidianana iny. Izany hoe tsy hala-bato ... tohiny
hery ( 02/12/2013 08:29)
Hifidy "Miaraka amin'i Andry Rajoelina" ve Antananarivo?
Miparitaka be izao ny loko orange isaky ny QG-n'ny kandidà solombavam-bahoaka TGV sady hamafisina be mihitsy hoe "Miaraka amin'i Andry Rajoelina". Toa tsy tsaroany fa vao tsy ampy iray volana akory i... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/01/2014 19:31
hery ( 26/11/2013 08:22)
Rajoelina mamadika tampoka lol
Tsetsatsetsa tsy aritra ihany hoe gravy Rajoel raha hivadika tampoka an. Ny TGV izay antokony aza moa avadiny. Ny antokony nifidy an'i Edgard harotsaka ho filoham-pirenena kay i Hery hono no kandida-n... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/11/2013 08:53
hery ( 18/11/2013 10:56)
Very tadipoitra
24 ora izay no niezahako nitadidy anaran'olona iray. Hitako izy omaly, fantatro ny endriny, 10 taona mahery izahay no tsy nifankahita sy tsy nifanoratra... fa tsy mety tadidiko ilay anarany. Inona ny ... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/12/2013 10:35
hery ( 15/11/2013 15:38)
Mpanao mariazy nandeha metro :-)
Nahafinaritra kely ny nahita azy roa nandeha metro nandeha tany amin'ny fiangonana hanaovana ny mariaziny. Tao Milan eto Italia no nitranga ny tantara. Ny fanazavana nomeny dia hoe tsy manana fiara i... tohiny
hery ( 14/11/2013 15:48)
Mitady fika hanamainana lamba amin'ity ririnina ity :-)
Manomboka ny fotoanan'ny ririnina dia efa matetika avy foana koa ny orana ka tsy azo avoaka eo an-tokotany intsony ny lamba (yes, mbola afaka mamoaka lamba eo an-tokotany izahay loll). Dia ahoana ny f... tohiny
novalian'i 5laody ny 16/11/2013 19:15
hery ( 14/11/2013 10:29)
Paozy matory
Samy manana ny fatoriny (matory fotsiny an). Fa amin'izao ririnina izao dia ilay A sy B no tena milay. Ilay F mandreraka :-p [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/67d917e9f031bacd5844c6ea6cd6... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/12/2013 10:30
hery ( 27/10/2013 19:05)
Seraser'alina 2013?
Salama daholo. Misy resaka mandeha amin'ny hisian'ny Seraser'alina 2013 amin'ny 30 novambra izao ao Paris ka iza no vonona? Misy an'ilay Insomnia izay andraisan'i Raozigasy anjara ([url=http://bizn... tohiny
novalian'i sipagasy ny 14/11/2013 21:23
hery ( 26/09/2013 15:39)
Siora ry nama a... avereno ny bois de rose
Hira hiverimberina ao amin'ny sofina ato ho ato loll Sur ry nama avelao ho avy ze ho avy Ekenay Robinson avelao rava ze rava Tsy ekenay intsony izay milaza? azy ho favy Izao izahay hiova loko sy h... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/09/2013 20:33
hery ( 17/09/2013 10:30)
Tononkira Malagasy amin'ny Android
Salama daholo. Dia vita soa amantsara omaly alina izany ny Tononkira Malagasy amin'ny android. Afaka mandeha amin'ny telephone sy tablet misy Android rehetra. Ny tononkira ao anatiny dia izay tononki... tohiny
novalian'i hery ny 18/09/2013 10:01
hery ( 16/09/2013 07:50)
JLR Safidin-dRavalo: tsara sa ratsy?
Ho an'ireo TSY mpanohana manokana an-dRavalomanana NEFA kosa MPANOHITRA mafana fo ny fanonganam-panjakana dia tena nahafaly ny safidin-dRavalo. Tsy hoe ilay JLR manokana no mahafaly satria tsy dia ten... tohiny
novalian'i Mateyous ny 04/10/2013 16:53
hery ( 29/07/2013 08:41)
Olan'ny windows 8
Salama daholo. Ohatry ny mahakivy ahy ilay windows 8. Toa manjary manana tendance smartphone ilay izy. Indraindray ara tahaka ny tsy manao multi-task intsony. Raha manokatra video ohatra dia tsy af... tohiny
novalian'i endriny ny 07/06/2014 06:10
hery ( 22/07/2013 12:50)
Mbola ilaina ve ny CEPE ?
Nivaly hono ny CEPE any Madagasikara, ilay Certificat d'Etutes Primaires Elémentaires. Raha ny tena izy dia ny CEPE no hanaporofoina hoe mahay mamaky teny sy manoratra ny olona iray. Manontany tena ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1951