Arahabaina tafiditra e
1. hery
(
23/01/2014 14:04)
Toa hoe nisondrotra 90ar be izao hono ny litatry ny solika any Madagasikara? Manomboka sahady izany ny hoza-piainana? Tonga tokoa ny hery vaovao fa tsy maintsy ovaina vaovao daholo ny vidin'entana rehetra.
Dia arahabaina izany fa misondrotra ho vaovao ny vidim-piainana
Dia arahabaina izany fa misondrotra ho vaovao ny vidim-piainana
novalian'i andrywui ny 28/01/2014 12:58
2. lefitatra
(
23/01/2014 14:09)
fa nga ny solika ihany no niakatra e,
mbola vao miatomboka de efa zany sahady , maika zany afaka kelikely eo,
tsy ta hahita za ,
mbola vao miatomboka de efa zany sahady , maika zany afaka kelikely eo,
tsy ta hahita za ,
3. andrywui
(
23/01/2014 14:19)
Ye , fa nga tsy henonareo fa hakarina be kou ny karamam-panjakana amin fifampiarahabana io ,,,donc aza de faly mitsoka anjombona alou fa miandrasa tantana ,,
4. hery
(
23/01/2014 14:41)
Mbola tsy hita aloha izany karama hiakatra izany fa ny solika izao no efa niakatra tamin'ny sasakalina.
Mbola "honohono" sy "faniriana" izany karama mety hiakatra izany. Sady tsy fantatra hoe ny an'iza no hiakatra.
Mbola "honohono" sy "faniriana" izany karama mety hiakatra izany. Sady tsy fantatra hoe ny an'iza no hiakatra.
5. andrywui
(
23/01/2014 15:06)
Ka normal daholo kou zany raha izao alou e , , ,
Iza ary no mbola filoha hitarainanao anzany eo amzao ??
Sady tsisy dikany ze solika refa azo ny famatsiambola avy amn firenendehibe rehetra e ,,,
Ho sokafana ny zone rehetra zao hiakatra io harinkarena io zao . Ka mahareta kely fa hanana ny soa e
Nanomboka tam 2002 zao no efa fijaliana be no niainana ka aleo mba hanaovan'ny tanora avarapianarana azy ndray e ,,, lasa io fa omeo tanana ...aza Ory havamanana fotsiny fa manaova otran.Japs mifanavotra

6. cyril
(
24/01/2014 03:08)
Mety tsy hivarotena tsony zany papa reny sipa kely ireny fa foronla hoe hiakatra ny karaman'ny mpiasapanjakana. Ny vazaha lesy no mahazo vola rehefa miakatra ny solika a. Misy an'la nga eo?
7. andrywui
(
24/01/2014 09:07)
Ka lalanan'ny tolotra sy ny tinady kou anefa io ry bainn à ,,,oaro amn vidin'ny solika any France ary ny eto amn tanana fa tena mbola 0,90centime aza ane na 1,04€ ny lafo indrindra amn solika zao e ,,,France nefa 1,70€ à 1,97€ ny litre ,any amin'ny 6.000ariary any zany . Nefa source iray na roa mitovy ihany no hakana ny vokatra
8. ronaldo09
(
27/01/2014 07:31)
Tamin'ny andron-dRavalo mpanankarena daholo ny olona ary Ariary roa ny lasantsy ny litatra!!
9. andrywui
(
27/01/2014 09:19)
ronaldo09:
Tamin'ny andron-dRavalo mpanankarena daholo ny olona ary Ariary roa ny lasantsy ny litatra!!
Huhuhuhh ,,,zany mintsy angamba no eritreritry zalah ry Ronaldo à , nefa votsotr'asa daholo ny fianakaviana rehetra io
Nanomboka 2002 io mihitsy ny fahoriambe niainana.
10. hery
(
27/01/2014 09:26)
Fa hanao ohatra an-dRavalo koa zany? Hifaninana amind-Ravalo? Kanefa Ravalo efa hita fa fopla?
11. andrywui
(
28/01/2014 09:38)
Tsotra be fotsiny le resaka e ,,,tsy maninana satria ny Malagasy fa tokony isika Malagasy no miady mafy n'y karama farany ambany mba hiakatra . Zay no hitolomana mafy ,na "arovan'ny Fanjakana" tsy hietsika eo.ho eo le vidiny . Fa raha ny viditsolika eto M/car tena latsaka be mihitsy ..iza io ambony milaza viditsolika fopla oe atsasakin etsy Maurice sa iza izy teo pffff,, ny litre ny Gasoil ane à Paris 1,70€ à 1,97€ e Total ihany no moramora ,ra atao conte de otrinnn io
1,97€ X 15.300fmg = 30.141fmg na 6.030ariary eo .
1,97€ X 15.300fmg = 30.141fmg na 6.030ariary eo .
12. mesi
(
28/01/2014 12:15)
ny fisondrotan'io essence io dia loza ho an'ny firenena satry ny fasahiranana aza efa tsy lazaina intsony , , raha misodrotra io dia mihakatra daholo ny rehetra eh!, mampalahelo isika eh!
13. andrywui
(
28/01/2014 12:58)
mesi:
ny fisondrotan'io essence io dia loza ho an'ny firenena satry ny fasahiranana aza efa tsy lazaina intsony , , raha misodrotra io dia mihakatra daholo ny rehetra eh!, mampalahelo isika eh!
Zay no ilana anareo député vao nofidian vahoaka teo reo hiady ho anzay karama farany ambany zay hiakatra