Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 25/01/2015 17:41)
Governemanta vaovao
Dia ireto izany ny membre-n'ny governemanta [i]"vaovao"[/i]. Ny fijerinareo azy? MEMBRES DU GOUVERNEMENT RAVELONARIVO - Ministre d'État chargé des projets présidentiels, de l'aménagement du ter... tohiny
novalian'i endriny ny 26/01/2015 15:12
hery ( 21/01/2015 17:54)
Pilates sa Zumba ?
Te hikotrana nefa tsy te hivoaka ny trano. Dia isaorana izay namorona ny zumba sy ny pilates... inona no mahomby kokoa? ilay kotrakotrana be (zumba) sa ilay sport malefaka (pilates)? Mba izarazarao t... tohiny
novalian'i ombelline ny 10/02/2015 15:28
hery ( 21/01/2015 09:18)
Azo ampiasaina sa tsia ny tonelina Ambanidia
Mifamahofaho be ihany ny resaka momba ity Tunnel Ambanidia ity. Ny fanjakana miteny an'avona hoe tsy misy atahorana, angamba tezitry ny voatery nidina teny an-toerana nanao fanadihadiana akaiky. Ny ol... tohiny
hery ( 19/01/2015 10:36)
ILY na I Love You sign
Ny endriky ny rantsan-tanana telo (Fanondro, ankihikely, ankihibe) misokatra ary ny rantsan-tanana roa mikombona (fanondroadala sy mpanarampoana) ho an'ny fitenin'ny moana sy marenina dia midika hoe ... tohiny
novalian'i booboo ny 19/01/2015 14:51
hery ( 19/01/2015 08:53)
Raha hanao reportage video live camera 2
Salama daholo. Misy conférence izay dia tiako halefa mivantana amin'ny internet ilay izy saingy eritreretina hoe mba video camera 2 no ampiasaina. Manjary tsy maintsy hisy mixage izany... dia eo no o... tohiny
hery ( 17/01/2015 19:19)
Ny niavian'ity sary ity
Nisy nanaparitaka sy nilaza hoe sary teny Mahamasina nandritra ny rivodoza teo ity sary eto ambany ity. Rehefa natao anefa ny fanadihadiana dia sarin'ny Kianja Kota Bharu any Malaisie izy ity. Ireo am... tohiny
novalian'i Maningana ny 15/09/2015 09:46
hery ( 17/01/2015 19:11)
Vaovao cyclone
Tondra-drano sy mifafy orana be ao Antananarivo amin'izao fotoana izao. Efa tafiditra an-tanety ny rivodoza ka mitombo koa ny rivotra. Faritra afovoany andrefana mianatsimo no tena voany. Fanambaràna... tohiny
novalian'i taro ny 08/03/2017 15:15
hery ( 17/01/2015 19:00)
Mba nanao mofomamy
Misaotra anareo mpampiditra recettes eto fa mba nanao mofomamy koa aho na dia lehilahy aza :-) Toa izao ny nanaovako azy: ny famarana nampiasaina dia vera plastika 1. Yaourt: 1 famarana 2. Atody roa... tohiny
novalian'i bazylou ny 09/02/2015 16:42
hery ( 17/01/2015 18:03)
Praiminisitra vaovao Jean Ravelonarivo sy ny accent frantsay
Ho an'ireo izay mitsikera ny praiminisitra amin'ny fomba fiteniny frantsay dia izao no hafatra kely. Nitantana orinasa nandritra ny taona maro sy distrikan'ny Rotary Club izy. Betsaka ny frantsay nifa... tohiny
hery ( 16/01/2015 15:56)
Aiza ny mpanao gazety malagasy?
Mampalahelo ihany fa vitan'ny mpanao gazety malagasy ny miandry adin'ny folo anaty orana sy tanin'andro eny amin'ny CCI Ivato, miandry vaovaon'izy 5 mirahalahy prezidà taloha. Fa vitsy ny tena mampit... tohiny
hery ( 14/01/2015 21:07)
Praiminisitra vaovao: Jean Ravelonarivo
Mba fantatrareo ve izany praiminisitra vaovao izany? Miaramila jeneraly, tompon'orinasa, mpandraharaha. Efa DG-n'ny SEIMAD? Efa governoran'ny Rotary Club tamin'ny herintaona. [url=http://forum.serase... tohiny
hery ( 14/01/2015 14:26)
Afera Qatar 2022 sendra hita
Ary anisan'ny voateny tato koa kay i Ahmady an. Aferan'ny risoriso tamin'ny Qatar 2022, fandaharana nandeha tao amin'ny Canal+ [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=rKKK-LmF2jg[/youtube] [url=htt... tohiny
novalian'i 2Miandry ny 31/08/2017 07:22
hery ( 13/01/2015 23:16)
Tsy tia vehivavy
Nanaitra ahy ny nahita an'ity sary ity. Nesorindry zalahy fotsiny tsotra izao tamin'ny montage photo ny vehivavy. Fa dia nahoana? Tsy mendrika hifampitantana amin'ny lehilahy ve sa tsy mendrika ho mpa... tohiny
novalian'i vazivazo ny 10/02/2015 07:05
hery ( 02/01/2015 23:11)
Hiditra sekta hono :-)
Tratry ny taona daholo aloha. Hosoratako ao amin'ny blaogiko lalindalina kokoa ity fa eto aho no maka feeling aloha :-p Samy manana ny halalin'ny salosany tokoa ny olon-drehetra. Samy manana ny fa... tohiny
novalian'i RBNIR ny 29/01/2015 20:40
hery ( 11/12/2014 08:33)
Ireo pretra maro an'isa tsara fitondran-tena
Angamba tsy ho tsiny raha mba lazaina eto koa fa misy dia misy ary maro an'isa ireo pretra katolika izay tsy manolana ankizy, tsy homo, tsy manohitra ny Papa, tsy ratsy fitondran-tena... pretra manana... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 24/12/2014 20:03
hery ( 10/12/2014 14:01)
Valin'ny fanontaniana ho an'ny Fiangonana Katolika
Hitako mahavaly ny ankamaroan'ny fanontaniana ho an'ny Fiangonana Katolika ity video ity ka tiako hozaraina amintsika. Azo valiana raha misy fanontaniana :-) [youtube]https://www.youtube.com/watch?v... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/12/2014 21:41
hery ( 24/10/2014 08:46)
Tononkira Leboto Dor's Group
Salama daholo. Sao mba misy afaka manome ny tonon'ity hiran'i Dor's group hoe Leboto ity kay? Be teny tsy fantatro ilay izy. dia misaotra. [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=GqC0OxXfp64[/yout... tohiny
novalian'i salomo ny 07/12/2014 22:52
hery ( 21/10/2014 22:18)
Fanatsaràna ny takelaka tononkira
Manatsara tsikelikely ny takelaka tsirairay aho. Ny takelaka http://tononkira.serasera.org indray izao no vita. Io takelaka io no anisan'ny tranainy indrindra eto amin'ny serasera satria tamin'ny taon... tohiny
hery ( 13/10/2014 07:36)
Tonga Ravalo nefa milamina ny tanàna
Salama daholo, Araka ny vaovao io maraina io izany (izay navoakan'ny RFI koa ho an'izay mila porofo frantsay aloha) dia tonga ao Antananarivo tamin'iny alina iny Ravalomanana. Hatramin'izao aloha dia... tohiny
hery ( 08/10/2014 13:54)
Nohatsaraina kely koa ny takelaka tononkalo
Raha sendra nandalo tao ianareo dia nahita fa novaina kely koa ny Takelaka tononkalo ao amin'ny http://vetso.serasera.org Teneno ihany raha misy tsikera na soso-kevitra. Marihina fa mahatratra 7000... tohiny
novalian'i hery ny 10/10/2014 14:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5426