Praiminisitra vaovao Jean Ravelonarivo sy ny accent frantsay

1. hery ( 17/01/2015 18:03)
Ho an'ireo izay mitsikera ny praiminisitra amin'ny fomba fiteniny frantsay dia izao no hafatra kely. Nitantana orinasa nandritra ny taona maro sy distrikan'ny Rotary Club izy. Betsaka ny frantsay nifanerasera taminy tamin'izany. Noho izany hainy tsara ny teny frantsay. Ny fomba fiteny (accent) indray dia tsy misy olana. Be dia be ny amin'ny firenena hafa no zara raha mahay teny frantsay ny praiminisitra. Ny accent-n'ireo filoham-pirenena na praiminisitra afrikana (izay francophones) koa aza dia mampihomehy. Ary na i John Kerry aza mba hafahafa ny fiteniny frantsay.

Sady aok'izay ity manao référence amin'ny Frantsay isaky ny mihetsika ity e.

répondu par Dreamlover14 le 21/01/2015 15:49
2. mpisotrtoaka ( 19/01/2015 05:18)

hery:

Ho an'ireo izay mitsikera ny praiminisitra amin'ny fomba fiteniny frantsay dia izao no hafatra kely. Nitantana orinasa nandritra ny taona maro sy distrikan'ny Rotary Club izy. Betsaka ny frantsay nifanerasera taminy tamin'izany. Noho izany hainy tsara ny teny frantsay. Ny fomba fiteny (accent) indray dia tsy misy olana. Be dia be ny amin'ny firenena hafa no zara raha mahay teny frantsay ny praiminisitra. Ny accent-n'ireo filoham-pirenena na praiminisitra afrikana (izay francophones) koa aza dia mampihomehy. Ary na i John Kerry aza mba hafahafa ny fiteniny frantsay.

Sady aok'izay ity manao référence amin'ny Frantsay isaky ny mihetsika ity e.



Marina izany e ! Zavatra hafa handaniana ron-doha fa tsy tenin'i dada io tsy an'i mama ka hanahirana raha tsy hay tsara ! Môtamô aza azo foana io ! Rehefa tsy miasa izy asiana kiana !
3. Dreamlover14 ( 21/01/2015 15:49)
Ka naninona ary Dada Ravalomanana no noenjehina ôtran'ny inona ery satria tsy niteny frantsay kanefa @ izao fotoana izao toa tsy mahay miteny frantsay ilay PM ? izay ilay tsy azoko. Ce qui veut dire hoe ny Frantsay no nanala an'i Dada satria sady tsy miteny frantsay no tsy azo ahodinkodina ny lohany @ fitantanana ny firenena dia lasa hoe halako bika tsy tiako tarehy fa rehefa ny olony (Hery sy Jean) dia tsy olana satria azo ahodinkodina ny lohan'ireo ?

mampalahelo ihany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4973