Tsy tia vehivavy

1. hery ( 13/01/2015 23:16)
Nanaitra ahy ny nahita an'ity sary ity. Nesorindry zalahy fotsiny tsotra izao tamin'ny montage photo ny vehivavy. Fa dia nahoana? Tsy mendrika hifampitantana amin'ny lehilahy ve sa tsy mendrika ho mpanao politika ve sa tsy haiko.


Noheveriko fa ny silamo ihany no manao toa izany.
novalian'i vazivazo ny 10/02/2015 07:05
2. mpisotrtoaka ( 14/01/2015 07:03)
Nefa d resaka fanavakavahana ve ilay nitambarana !? Sa ve hoe an an an
3. vazivazo ( 10/02/2015 07:05)
tsy aleonareo chakasssssss sa oe vehivavy ihany, hi3
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5172