Tonga Ravalo nefa milamina ny tanàna

21. hery ( 14/10/2014 07:43)

andrywui:

Ka izy ary ty lasa rano tsy hita ndray ze nasian'ny oul ny vatabeany kou ,,,
Vo tonga v ry hery de vava be (tsy niova mits) no nararadrarany kou . Nihantsy ady tanteraka mitsy , tsy mila miandry élection 2018 zan hono fa tonga d haka fahefana amn korotana .
Zany v de ahafaly ny vahoaka malagasy ??


Otran'ny tsy naheno an'zany hoe haka fahefana izany aho. Fa hoe tsy hiandry 2018 izy dia hiasa. Betsaka anie ny asa azo atao na dia tsy maka fahefana aza e.
22. vahiny2004 ( 14/10/2014 08:24)

hery:


Otran'ny tsy naheno an'zany hoe haka fahefana izany aho. Fa hoe tsy hiandry 2018 izy dia hiasa. Betsaka anie ny asa azo atao na dia tsy maka fahefana aza e.


Ny tena hita hatreto izao dia ilay maka fahefana fa tsy miasa :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1691