Praiminisitra vaovao: Jean Ravelonarivo

1. hery ( 14/01/2015 21:07)
Mba fantatrareo ve izany praiminisitra vaovao izany? Miaramila jeneraly, tompon'orinasa, mpandraharaha. Efa DG-n'ny SEIMAD? Efa governoran'ny Rotary Club tamin'ny herintaona.



Misy fanantenana?
2. hery ( 14/01/2015 21:02)
Itony aloha ny kabariny raha te hihaino ny feony

3. cyril ( 14/01/2015 22:28)
Fanontaniana: Ahoana no nahazoany ireo position be dia be ireo?

Efa leom-boan'anana ka tsy tia zava-boribory.
4. mpisotrtoaka ( 15/01/2015 03:33)
Ts nahagaga intsony e ! Kitranoantrano no bobaka ! Mankaiza re ity Madagasikara ity e ! Mandon-tratra fotsiny sisa e ! Tsy mba misy neutre miits ve na farafaharatsiny tsy asiana anreny tsindry bokotra ireny fa izao d efa hita fa rah vao mipelikelika eo dia eny Tsiafahy !
5. rhaj0 ( 15/01/2015 14:09)
Mouvance Ratsiraka i Ravelonarivo t@ ireny gidragidra ireny..

midika inona indray izany ?
6. Rainibalita ( 17/01/2015 13:03)

rhaj0:

Mouvance Ratsiraka i Ravelonarivo t@ ireny gidragidra ireny..

midika inona indray izany ?


Aide de camp an'i amiraly hoe ! tanatin'ny angidimby tamin'ny 10 aogositra 91...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2464