Ireo pretra maro an'isa tsara fitondran-tena

61. rhaj0 ( 17/12/2014 19:16)
no worry.. in-1 andro any ho atambatro amina bilaogy ny redirediko :-)
62. booboo ( 17/12/2014 19:44)
( dia aza atao soratra zôn zôn sy rôzy rôzy fa lasa mankarary maso tsy hay vakiana ilay bla² n'ny blaogy :-D :-D )
63. rhaj0 ( 17/12/2014 19:51)
[size=8]http://gasy-mkm.blogspot.ca/
Ito izao nataoko.. tena lasa noaranoara sy veravera sy blanblan sy bleble k'le... :-)
t@ fotoan'androny izay no choix namen'i google fa dia ho ovaina indray koa izany io rahatrizay manam-potoana e...[/size]
64. RBNIR ( 18/12/2014 02:49)
rhaj0:

Rahefa amenareo verset ve moa... dia efa ny anareo izany dia efa "manaiky-tsisy-porofo-tsisy-adi-hevitra" izany e...

Fa rahefa miady hevitra, na rahefa te-ahalala ny hevitry ny hafa (ny ahy ohatra) ianareo izany dia... dia efa "fondamentaliste-extremiste-puriste" izany e... sa ahoana?

Fa tsy hitako anie, inona no maha-kaody anareo ka tsy te-ho "fondamentaliste-extremiste-puriste" izany e... Mety io indrindra anie no idealy (ho anareo) e... ny (kristiana) hafa no sadasada...

faly misera hatrany namana,
Izao ilay izy : ny MARINA dia 1 ihany fa tsy misy 2 na 3.
Rehefa fantatrao ILAY MARINA TOKANA, tsy hitako izay antony tsy hijoroanao amin'izay fahamarinana izay!
Mety ho fondamentaliste-extremiste-puriste....ny fijerin'ny hafa azy! nefa rehefa izay ILAY MARINA dia izay e mila mijoro ianao ho FAHAZAVANA ho an'ny HAFA!

Anjaran'ny hafa indray kosa ny MANDISO na koa MANAMARINA (dia miverina eto indray ilay noteneniko tamin'ny namana bor2lais namana hoe "raha hitanao fa diso ny lazaiko dia ento eto ilay marina avy aminao fa tsy misy bedy eto akory (hatramin'izao aloha :-))

Dia enga anie "ireo ankizy" mba hahay hamantatra ny MARINA tokoa namana!

Dommage inao nivadika idefix.....

Samia ho tahin'ny Tompo namana!
65. sitlo ( 18/12/2014 18:11)
Maro koa ireo tsy mpino ny baiboly no tsara fanahy. Fa olona ihany anefa izy ireo fa tsy mpitarika, tsy mpamela heloka, tsy FFKM...
66. RBNIR ( 22/12/2014 20:46)

sitlo:

Maro koa ireo tsy mpino ny baiboly no tsara fanahy. Fa olona ihany anefa izy ireo fa tsy mpitarika, tsy mpamela heloka, tsy FFKM...

« [BOKY VOALOHANY][Ny tsi-fitovian'ny tsara fanahy sy ny ratsy fanahy] Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny lalana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'ny fipetrahan'ny mpaniratsira; » (Sal.1:1)
« Fa ny lalàn'i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman'alina. » (Sal. 1:2)
« Dia tahaka ny hazo ambolena eo amoron'ny rano velona izy, izay mamoa amin'ny fotoany, ny raviny koa tsy mba malazo; ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa. » (Sal.1:3)
« Fa tsy mba toy izany ny ratsy fanahy fa toy ny akofa aelin'ny rivotra izy. » (Sal.1:4)
« Ary noho izany ny ratsy fanahy dia tsy hahajanona eo amin'ny fitsarana, na ny mpanota eo amin'ny fiangonan'ny marina. » (Sal.1:5)
« Fa fantatr'i Jehovah ny lalan'ny marina, fa ny lalan'ny ratsy fanahy kosa dia mankany amin'ny fahaverezana. » (Sal.1:6)
Ireo no famaritana ny "tsara fanahy" sy ny "ratsy fanahy" namana, ka mahagaga ahy ihany ilay hoe tsy mino ny baiboly nefa "tsara fanahy".
Singaniko manoka,"Fa ny lalàn'i Jehovah no sitranyn.....saintsininy andro aman'alina......

Samia ho tahiny isika rehetra namana!....
67. rhaj0 ( 22/12/2014 21:19)
RBNIR:
Ireo no famaritana ny "tsara fanahy" sy ny "ratsy fanahy" namana, ka mahagaga ahy ihany ilay hoe tsy mino ny baiboly nefa "tsara fanahy".

Miezaka mafy aho hahazo ilay lojika...

Izany hoe, ny "tsara fanahy" (araka ny Baiboly izany) dia izay manaraka ny Baiboly.

Dia nefa ny "tsara fanahy" anie ka teny "gasy" izay nampiasain'ny gasy talohan'ny nidiran'ny Baiboly teto. Izany hoe TSISY "tsara fanahy" izany ny Malagasy talohan'ny nidiran'ny Baiboly teto. Satria TSISY nanaraka ny BAiboly ny Malagasy fa TSY fantany akoriny ny fisiany.

Dia mampiasampiasa foana ny teny hoe "tsara fanahy" izany ny Malagasy talohan'ny nidiran'ny Baiboly...

[size=8]Aoka re ry RBNIR fa hotry ny ... aoka fotsiny e...[/size]
68. RBNIR ( 22/12/2014 22:23)

« Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron'ny tsi-fahalalana; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin'izao tontolo izao hibebaka, » (Asa.17:30)

Raha mbola tsy nampahafantarina ny momba an'Andriamanitra ny olona iray dia Andriamanitra minia tsy mijery.....

Raha efa nampahafantarina azy kosa ny Marina momba an'Andriamanitra dia manana adidy amin'ny tenany izy, satria tokony hibebaka izy manomboka hatreo ka tokony hamantatra sy hanao izay rehetra sitrapon'Andriamanitra....

Samia ho tahin'ny Tompo namana

69. rhaj0 ( 22/12/2014 23:39)
[size=8]Ka ny Ntaolo efa lasana any ambany rangolahy, TSISY mahalala izany Baiboly izany nandritrany androm-piainany, dia TSISY inoan'i RBNIR hoe "tsara fanahy" (ara-baiboly). oookkkkk.....[/size]
70. sitlo ( 23/12/2014 07:21)
Ny tena marina dia mangalatra n kristianina fa efa nisy teo amin'ny malagasy tsara ny famaritana ny tsara fanahy. Ary maro ny mahalala izany fa tsy mila mangady baiboly.
Fa rehefa tonga ny kristianina dia nezahany nofoanana ireny mba hitoeran'ny finoana kristianina ka nofaritany ho azy ilay teny ka ny tompony indray no lazainy fa mahagaga azy.
71. RBNIR ( 23/12/2014 09:29)

rhaj0:

[size=8]Ka ny Ntaolo efa lasana any ambany rangolahy, TSISY mahalala izany Baiboly izany nandritrany androm-piainany, dia TSISY inoan'i RBNIR hoe "tsara fanahy" (ara-baiboly). oookkkkk.....[/size]

Tsy mitovy ny olona "mihezaka ny ho tsara fanahy" sy ny olona "tsara fanahy".

Ny mahafantatra ny secret n'ny fiainana mandrakizay no ho lasa "tsara fanahy" fa ny tsy mahafantatra kosa dia hihezaka hatrany ny "ho tsara fanahy",

Samy hafa ireo namana,
Ilay tsara fanahy no atao hoe olo-marina fa ilay mihezaka ny ho tsara fanahy kosa dia olona mihezaka manao ny marina"

Izay nanaraka sy nianatra tamin'ilay fandaharana no mahafantatra izany secret izany, fa n'iza niza kosa tsy nanaraka ary tsy nianatra dia hijanona amin'ny fahalalan'ny olona (sy ny fahendren'ny olona ihany izy) ka dia hihezaka mandrankariva ny hanao ny marina sy hihezaka ny ho tsara fanahy satria tsy mahafantatra izireo fa misy ny fahasoavana izay nampanantenain'Andriamanitra homena maimai-poana ho an'izay tia.

Izay manana maso aoka hahita! izay manana saina aoka hisaina!

Samy hotahiany anie isika rehetra
72. RBNIR ( 23/12/2014 09:42)
Ireo fariseo sy mpanora-dalàna dia tsy mba nahafantatra izany "secret" izany satria nandà Azy,
Hany ka dia nijanona ho olona mihezaka ny hanao ny marina ry zareo,

Ilay fanadiovana avy Aminy dia fanadiovana ny ao anaty, izay nodioviny dia mahatanteraka ho azy izay rehetra takian'ny lalàn'Andriamanitra. Tsy misy ezaka mafy be atao intsony amin'ny fanaovana ny sitrapon'Andriamanitra satria ilay tena "tsy marina teo aloha" dia novainy maimaipoana ho tonga "olo-marina".

« Ary ny olona tsy hanao hoe: Indro, ety! na ery ! fa, indro, ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo*.[*Na: efa eo aminareo] » (Lio.17:21)

Io no anton'ny fihazakazahana izay atao! io no antony hidirana amin'ny vavahady ety, sy andehanana ilay lalàna tery.

Izay maharesy no avelany ho tonga amin'izany, n'iza n'iza koa mandà, na tsy mahatody hatramin'ny farany dia tsy hahatratra izany na oviana na oviana.

Izay manana maso aoka hahita! izay manana saina aoka hisaina!
73. rhaj0 ( 23/12/2014 11:52)
sitlo:
Ny tena marina dia mangalatra n kristianina fa efa nisy teo amin'ny malagasy tsara ny famaritana ny tsara fanahy. Ary maro ny mahalala izany fa tsy mila mangady baiboly.
Fa rehefa tonga ny kristianina dia nezahany nofoanana ireny mba hitoeran'ny finoana kristianina ka nofaritany ho azy ilay teny ka ny tompony indray no lazainy fa mahagaga azy.

Misaotra nanokatra maso ry Sitlo. Ary dia mahavariana tokoany. Hotry ny resaka tatsy @ ilany, dia ny hoe "masina" lasa hafa ny dikany. Nefa anie mba "manan-kasina" @ tompon'ilay teny ihany ilay teny. Ny an-dry Moustaraf nefa io izao hita tsara fa saro-piaro @ "teny orijinaliny" ao izy, ary mety hotry ny dia tena mametaveta ianao raha miteniteny foana ny azy. Nefa izy koa kay io izany ka "mangalatra ny tenin'ny Malagasy".

Fa ity hoe "tsara fanahy", dikan-teny kristiana, ity dia hotry ny manomboka azoko. Toa ny hoe "sambatra" koa. Dia ho an-dreo izany dia niova (na novainy koa) izany ny famaritana ny teny malagasy fa ny "olon-tsambatra" ihany no "sambatra" fa ny sisa dia asa... "sambatsambatra" fotsiny ihany ??

Fa mino aho fa ny ankabeazan'ny Kristiana dia tsy "puriste" sahala @ RBNNIR sy ry Moustaraf eto ohatra, ka mihenjakenjana sy masiatsiaka @ n'a pas eo...

Purisme: Trop grand respect de..., pointillisme, rigorisme.
Qui fait preuve d' un conformisme excessif relativement à un idéal.
Celui, celle qui préconise une grande pureté en matière de mœurs

Le fondamentalisme désigne l'attachement strict aux principes originels d'une doctrine, généralement religieuse1.
Courant théologique, d'origine protestante, développé aux États-Unis pendant la Première Guerre mondiale, et qui admet seulement le sens littéral des Écritures. (Il s'oppose à toute interprétation historique et scientifique et s'en tient au fixisme.)
Tendance de certains adeptes d'une religion quelconque à revenir à ce qu'ils considèrent comme fondamental, originel.

L'extrémisme est un terme utilisé pour qualifier une doctrine ou attitude (politique, religieuse ou idéologique) dont les adeptes refusent toute alternative à ce que leur dicte cette doctrine.
Une personne adoptant un point de vue extrémiste est persuadée de détenir « la » vérité. Elle considère a priori comme faux ce qui ne va pas dans son sens, sans fournir de preuve ou de raisonnement construit.

74. gasy1zay ( 23/12/2014 14:46)
Ary nareo ve ry rhaj0 mba efa niheno ny toritenin'i Pasitera Ranjavola ao @ FJKM Ankadifotsy? Izy io hono zanaka mpimasy na mpisikidy fa saingy izy nanolotena hoan'ny Tompo dia lasa mpitandrina fa tsy nanaraka ny finoan'ny rainy.

Mba jereo eto : http://www.fjkm-ankadifotsy.mg/Soratra-Masina/Toriteny/Toriteny-Alahady-29-jona-2014-fidirana-I

75. rhaj0 ( 23/12/2014 14:56)
hi hi hi... dia "adala tokoany ny toa an-drainy"... asa izao ahoana no ho ataon-janany :-)

fa misaotra, f'aza tsiny fa tsy manana faharetana (patience) mihaino resaka lavabe intsony aho e... na koa mamaky boky lavabe.. fa resaka fohy toa izao no mahafinaritra ahy.. ny mi-tweet 140 mots kosa alongany fohy loatra...
76. sitlo ( 24/12/2014 06:14)
gasy1zay:
Ary nareo ve ry rhaj0 mba efa niheno ny toritenin'i Pasitera Ranjavola ao @ FJKM Ankadifotsy? Izy io hono zanaka mpimasy na mpisikidy fa saingy izy nanolotena hoan'ny Tompo dia lasa mpitandrina fa tsy nanaraka ny finoan'ny rainy.

Mba jereo eto : http://www.fjkm-ankadifotsy.mg/Soratra-Masina/Toriteny/Toriteny-Alahady-29-jona-2014-fidirana-I

Dia lasa milaza aman'olona fa raha tsy izao sy izao izy dia very?
77. rhaj0 ( 24/12/2014 16:12)
Raha io lazain'i Sitlo io izany ny kabarin-dRanjavola dia ... hi hi hi ... nivoatra marina izy fa TSY "adala toa an-drainy"...

TSY tapa-kazo no lalaoviny, fa dia nivoatra izy ary dia tena "Kibay" no arantirantiny.. "Kibay" sahala @ ilay ao @ "carotte et baton" :-)
78. gasy1zay ( 24/12/2014 20:03)

rhaj0:

Raha io lazain'i Sitlo io izany ny kabarin-dRanjavola dia ... hi hi hi ... nivoatra marina izy fa TSY "adala toa an-drainy"...

TSY tapa-kazo no lalaoviny, fa dia nivoatra izy ary dia tena "Kibay" no arantirantiny.. "Kibay" sahala @ ilay ao @ "carotte et baton" :-)

Raha ny asan'ny pastera sy ny mopera anie dia ny mitory ny filazantsara e, manoro ny olona ny lalam-pamonjena araky ny filazantsara fa tsy hoe hanao clientèlisme mandambolambo olona mba hahazo mpiangona nefa fampianarana tsy hitondra ny olona any @ fiainana mandrakizay akory, tsy maintsy toriana ny famonjena araky ny voalazan'ny baiboly na dia tsy metimety @ sasany aza izany.

Izaho aloha dia midera an'io pasitera io nahasahy nandao ny fomban'ny ray aman-dreniny mba hanaraka ny Tompo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1226