Ireo pretra maro an'isa tsara fitondran-tena
41. ombelline
(
16/12/2014 10:17)
rhaj0:
ntsss... iana(re)o no kaody aminareo ao dia mi-generaliser, mandray tsy raisina toa tsipolitra, hozy ny gasy. Izaho nanipika foana hoe "sasany". Izaho efa nilaza foana hoe, maninona i Fransisy tsy miala tsiny ? Maninona izy no toa mandray responsabilite-n'izay pretra hafa adala rehetra any ???...
Ka i Fransisy izao tsy eo fa lasa nivoaka any kanou ...
42. RBNIR
(
16/12/2014 10:56)
ombelline:
Nareo ve efa nahare ity blagy ity :
Tany am-pianarana : lesona 3 no natao t@ Siansa : 1- ny parasy , 2- ny trondro, 3- ny alika.
Nilaza ny mpampianatra hoe hanao fanadianana isika ka dia mila ianaranareo daholo ny momba azy 3 ireo.
Ny an'i Koto dia ny momba ny parasy ihany no nianarany.
Tonga ny fanadinana (am-bava) :
Mpampianatra : Koto, tantarao ahy ny momba ny trondro.
Koto : ny trondro dia biby any anaty rano, misy kirany, noho izany tsy mba misy parasy, fa ny parasy dia biby toy izao sy toy izao ...
Gaga ny mpampianatra, ary nametraka fanontaniana manaraka
Mpampianatra : Koto , tantarao amiko azy ny momba ny alika
Koto : ny alika dia mana-tongotra 4, mivelona ety ambonin'ny tany , misy volony ary mety misy parasy. Ny parasy dia biby toy izao sy toy izao ...
Fehiny : misy olona rehefa hoe parasy no ao an-dohany, dia parasy no hotantarainy aminao na alika na trondro no resaka :-)
Au bon entendeur , salut !!!!
Normal ihany surtout raha forum (fivavahana sy finoana ny resaka) tsy tokony hihitatra any amin'ny lafiny hafa raha tsy hoe ngah misy hifandraisany mivantana amin'ilay lohahevitra ilay izy......
43. rhaj0
(
16/12/2014 11:25)
RBNIR:
Normal ihany surtout raha forum (fivavahana sy finoana ny resaka) tsy tokony hihitatra any amin'ny lafiny hafa raha tsy hoe ngah misy hifandraisany mivantana amin'ilay lohahevitra ilay izy......
Ny fahitako azy dia ny antenain'ny sasany (attente) @ ilay forum "fivavahana sy finoana" dia "fivavahana sy finoana kristiana".. ilay hoe miresaka "fivavahana" azany dia ataony fa ho resaka sahala @ any am-piangonana. Ka ny mahazatra azy na hoe ny tiany ho hitan'ny masony eto, dia n'inon'inona tenenina dia ... (tokony ho) amen halleluiah oye-oye. Ary raha vao mi-contredire ilay "F&F", indrindra "Kristiana", dia tena manimba ny... masony. Ary dia lasa masiaka... sahala @ tsy any am-piangonana zareo... :-)
[size=8]ka ny "polisy" eto toa hitako malala-tsaina tsara tokoany ihany, ka dia hotry ny mandeha foana ihany ny resaka, fa hotrhotry ny raha mitsangana eo angamba ny "milisy", izay aho vao ho voadaka :-)[/size]
44. RBNIR
(
16/12/2014 12:32)

Tsy misy fandrarana kosa eto na tsy mpino na tsy mpino, na finoana hafa na iza na iza fa ilay olona mihitsy no hitako tsy miraika dia otran'ny hoe kristianina ihany no tena miady hevitra eto e! [size=4]ianao izao ohatra otran'ny tsy azoko loatra (dia ho sanatria antéchrist v?) tsy haiko fa ianao irery no mahalala namana, fa dia nanipy teny ihany aho nahampafantatra ilay joda 4-..... sao sanatria ho tafalatsaka ao ianao ka zava-doza![/size]
45. RBNIR
(
16/12/2014 12:34)
Izaho izao tena maniry mafy mihitsy mba hisy finoana hafa miditra eto mba hahita ny marina izy ka ho fantany izay tokony harahiny! ny tsy mpino koa dia tena asaiko be dia be mihitsy
46. rhaj0
(
16/12/2014 15:02)
RBNIR:[size=4]Aza mba "tafalatsaka" @ hoe, rahefa mifanohitra @ eritreritrao na ny finoanao ilay olona dia "antéchrist" izy izay, raha tsy izany dia ho lasa gaigy ianao raha vao mivoaka Mada, fa ho lazainao fa feno "antéchrist" ny tany.. indrindra moa raha mandehandeha any @ Oniversitia (aty ohatra)... Koa na Kristiana namanao azany dia tena "mifanohitra" @ eritreritrao sy ilay finoanao manokana ao ny eritreriny sy ny finoany manokana (fombafomba arahina)..[/size]
[size=4]ianao izao ohatra otran'ny tsy azoko loatra (dia ho sanatria antéchrist v?) tsy haiko fa ianao irery no mahalala namana, fa dia nanipy teny ihany aho nahampafantatra ilay joda 4-..... sao sanatria ho tafalatsaka ao ianao ka zava-doza![/size]
47. gasy1zay
(
16/12/2014 15:27)

isika rehetra mpisera eto (tsy silamo) anie izao ry rhaj0 @ silamo dia samy "infidèle" daoly e! Sa aona ny hevitry ny silamo ao Québec ao? :D
48. rhaj0
(
16/12/2014 15:38)
raha ny fahazoako azy, dia ny extremiste sy ny fondamentaliste ary ny puriste no mihizingizina @ io "infidele" io.. ny namako moslimo izao tsy manisy sira @ izany fa .. toa (ny sasany) @ Kristiana ihany izy : ny finoany no roboroboiny.
49. RBNIR
(
17/12/2014 01:59)
rhaj0:
RBNIR:[size=4]Aza mba "tafalatsaka" @ hoe, rahefa mifanohitra @ eritreritrao na ny finoanao ilay olona dia "antéchrist" izy izay, raha tsy izany dia ho lasa gaigy ianao raha vao mivoaka Mada, fa ho lazainao fa feno "antéchrist" ny tany.. indrindra moa raha mandehandeha any @ Oniversitia (aty ohatra)... Koa na Kristiana namanao azany dia tena "mifanohitra" @ eritreritrao sy ilay finoanao manokana ao ny eritreriny sy ny finoany manokana (fombafomba arahina)..[/size]
[size=4]ianao izao ohatra otran'ny tsy azoko loatra (dia ho sanatria antéchrist v?) tsy haiko fa ianao irery no mahalala namana, fa dia nanipy teny ihany aho nahampafantatra ilay joda 4-..... sao sanatria ho tafalatsaka ao ianao ka zava-doza![/size]
[size=4] Izay no anton'izao fitoriana izao namana, hampahatsihay an'izao tontolo izao fa manana Tompo isika ary io Tompo io dia mitaky ny hanajana azy.
Fantatro dia fantatro tokoa ny any ivelany any satria izaho mahafantatra vazaha aty ary fantatro tsara ny tsy finoan'izy ireo...
Ny antéchrist dia izay rehetra mandà an'i Jesosy ho Tompony (tsy manaiky hanompo Ilay Zanak'Andriamanitra)(izay ilay joda 4)
Mandà ny fampianarany rehetra ary koa mitaona ny olona hanohitra sy tsy hanaraka izany fampianarana izany!
Manandratra ny tenany ho mitovy kilasy amin'i Jesosy ka mandroso fampianarana hafa ho an'izao tontolo izao.
Zava-doza ny anjaran'izany raha mamaky tsara ilay joda 4....ianao namana,
Fampahafantarana fotsiny ihany ny ahy fa aoka tsy ho tezitra ianao namana.....Sady efa notsipihiko tsara teny ambohalohany hoe "tsy azoko tsara ny momba anao.....fa ianao no mahalala hoy aho.....[/size]
50. rhaj0
(
17/12/2014 15:04)
Asa raha azonareo Gasy1zay sy RBNIR tsara, fa ny moslimo "fundamentalist" sy "extremist" na koa ireo "puriste" no miziriziry, fa hoe, izay tsy miaraka aminy, izay tsy mino ny finoany (islamo), dia voakilasy ho "infidele", ka mendrika ny ho "aripaka", araka ny voasoratra tao @ Quran. Ny moslimo maro namako dia TSISY mieritreritra an'izany akoriny.
Ny anareo indray, dia izay TSY mino (ny finoana Kristiana) dia:
- voakilasy miaraka @ ireo mpijangajanga sy mpangalatra sns.. araka ny voasoratra tao @ Baiboly. Dia io izany kilasian'i RBNIR ho "antechrist" mihintsy koa
- ary anaovana "tafika masina", izany hoe ho "tafihana".. Dia ry Maranatha koa moa mamerina lava "ilay voasoratra" tao anaty Baiboly, hoe "aripaka" sns ireny.
Ka asa ho'a e... Tsapanareo @ izay ve fa dia "fondamentaliste" sy "extremiste" na koa fotsiny "puriste" nareo ireo ?
Ny ankabeazan'ny Kristiana sy Moslimo ho'a dia TSY mandray ara-baki-teny dia miziriziry @ ireo "izay voasoratra" ireo, fa ny "fiainany" sy ny "finoany" ny azy no atrehiny ary kolokoloiny sy aroborobony ao.. TSY misaina velively @ izany resaka "voasoratra" toa ny "infidele" sy "antechrist" izany ny olona... Izany no ahafahana miara-miaina eto @ ity tany ity. Fa ianareo vitsy an'isa sy belazao ireo, satria dia engagE noho ny finoany ao, ianareo ireo no fondamentaliste extremiste sy puriste io...

51. gasy1zay
(
17/12/2014 15:33)
rhaj0 > ny zavatra nolazaina ry sakaiza dia voalazan'ny baiboly mazava, afaka amarininonao, fa tsy sanatria hoe zavatra noforoniko handresena lahatra olona, raha kristianina tena mijoro ho kristianina dia tokony hanaraka sy hanaja ny voalazan'ny baiboly, tena voasoratra ao @ baiboly io fa izay "Tsy mino" dia tsy hanana toerana ao @ fiainana mandrakizay.
Apokalypsy 21-8 :"Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin’ ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa."
Ka raha hoy ianao hoe extremiste, fondamentaliste sy puriste izay rehetra mino ny voalazan'ny baiboly dia tsy maninona fa izy aho izany satria izaho dia mino izay rehetra voalazan'ny baiboly.
Tadidio nefa ny coran tsy milaza velively hoe ndana ianareo silamo manao "kamikaze", terrorisme sns , izay no mahasamihafa azy, ny extremiste silamo tsy misy soratra mazava ny voalazany ny coran, fa ny ambarako momba ny TSY MINO dia TENA hitanao ary afaka vakianao ao @ baiboly na inona na inona dikateny raisinao na baiboly DIEM, protestant, katolika, français, anglais sns sns...

52. rhaj0
(
17/12/2014 15:55)
Io indray ry Gasy1zay dia, araka ny nolazaiko tatsy, dia izay k'lou ny fahazoako azy...
Fa na izany na tsy izany, dia tsarovy fa tena inspirer-be tahak'n'inona t@ Baiboly ireo nanao croisade taloha, na ireo maritiora. Ka sao dia ianao no manao filtre mahery dia be filaza fa tsy manao toa ny silamo lazainao manao "kamikaze" ny Kristiana...
Raha ny kely takatro, dia ny fivavahana Kristiana, dia tena crane-be ireo, na ilay namorona azy. Ary tena voa-prevoyer-ny tsaratsara mihintsy izay reaction-n'ny olona.Izany no mampa-be mpanaraka ny fivavahana Krisitiana izao io.
Fa na izany na tsy izany, dia tsarovy fa tena inspirer-be tahak'n'inona t@ Baiboly ireo nanao croisade taloha, na ireo maritiora. Ka sao dia ianao no manao filtre mahery dia be filaza fa tsy manao toa ny silamo lazainao manao "kamikaze" ny Kristiana...
53. gasy1zay
(
17/12/2014 16:24)
Afaka misafidy ny tsy hino ianao fa zonao izany, fa tsarovy anefa fa ny famonjena omen'ny Tompo anao dia tsy vidiam-bola fa raisina maimaimpoana, fa safidinao ny handray na tsia, hino na tsia, aza mitady "excuse" hanamarinanao tena @ ny tsy handraisanao an'i Jesoa Kristy, fa izy efa maniraka olona maro hampitodika anao aminy indray fa ianao no manamafy ny fonao. Mba meteza hanandrana izany mivavaka izany na dia @ ity krismasy ity fotsiny aza fa tsy handoavambola ny mivavaka e! :)
https://www.youtube.com/watch?v=PUyeJ_HVROo

54. RBNIR
(
17/12/2014 16:42)
rhaj0:
Asa raha azonareo Gasy1zay sy RBNIR tsara, fa ny moslimo "fundamentalist" sy "extremist" na koa ireo "puriste" no miziriziry, fa hoe, izay tsy miaraka aminy, izay tsy mino ny finoany (islamo), dia voakilasy ho "infidele", ka mendrika ny ho "aripaka", araka ny voasoratra tao @ Quran. Ny moslimo maro namako dia TSISY mieritreritra an'izany akoriny.
Ny anareo indray, dia izay TSY mino (ny finoana Kristiana) dia:
- voakilasy miaraka @ ireo mpijangajanga sy mpangalatra sns.. araka ny voasoratra tao @ Baiboly. Dia io izany kilasian'i RBNIR ho "antechrist" mihintsy koa
- ary anaovana "tafika masina", izany hoe ho "tafihana".. Dia ry Maranatha koa moa mamerina lava "ilay voasoratra" tao anaty Baiboly, hoe "aripaka" sns ireny.
Ka asa ho'a e... Tsapanareo @ izay ve fa dia "fondamentaliste" sy "extremiste" na koa fotsiny "puriste" nareo ireo ?
Ny ankabeazan'ny Kristiana sy Moslimo ho'a dia TSY mandray ara-baki-teny dia miziriziry @ ireo "izay voasoratra" ireo, fa ny "fiainany" sy ny "finoany" ny azy no atrehiny ary kolokoloiny sy aroborobony ao.. TSY misaina velively @ izany resaka "voasoratra" toa ny "infidele" sy "antechrist" izany ny olona... Izany no ahafahana miara-miaina eto @ ity tany ity. Fa ianareo vitsy an'isa sy belazao ireo, satria dia engagE noho ny finoany ao, ianareo ireo no fondamentaliste extremiste sy puriste io...
Faly misera hatrany namana,
Io ny fomba fijerinao azy sy ireo izay mety manana fomba fijery tahaka anao namana!
Fa amintinako ny valiteniko dia ity teny ity namana!
« Ary noho izany koa no iaretako izao zavatra izao, ka tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako, ary matoky aho fa Izy dia mahatahiry ilay zavatra natolotro Azy* mandra-pihavin'izay andro izay. [* Na: ilay zavatra natolony ahy] » (2 Tim.1:12)
Koa dia samia ho tahin'ny Tompo ry namana!
55. rhaj0
(
17/12/2014 16:47)
Rahefa amenareo verset ve moa... dia efa ny anareo izany dia efa "manaiky-tsisy-porofo-tsisy-adi-hevitra" izany e...
Fa rahefa miady hevitra, na rahefa te-ahalala ny hevitry ny hafa (ny ahy ohatra) ianareo izany dia... dia efa "fondamentaliste-extremiste-puriste" izany e... sa ahoana?
Fa tsy hitako anie, inona no maha-kaody anareo ka tsy te-ho "fondamentaliste-extremiste-puriste" izany e... Mety io indrindra anie no idealy (ho anareo) e... ny (kristiana) hafa no sadasada...

56. gasy1zay
(
17/12/2014 17:02)

Efa novaliko etsy ambony hoe tsy maninona izany raha izay ny fahitanao azy ka, fantatro izay inoako ka na tsy metimety na tsy "kapoaka"n' ny sasany aza izany tsy mampihemotra ahy fa tazomiko foana ny finoako satria velona ny Tompo ary tia ahy izy no tiako koa :)
Ianao koa anie rhaj0 tena tiany e!fa ianao moa tsy mety miaraka aminy ka tsy hoazonao mintsy ilay porofo dradradrainao, ahoana moa ny halalanao hoe tena tia anao izy raha tsy nifanerasera taminy akory ianao na niaraka taminy?
HS kely : Aona ny nanaporofoin'ny vadinao anao fa tena tiany ianao? :)
57. rhaj0
(
17/12/2014 17:36)
Le fondamentalisme désigne l'attachement strict aux principes originels d'une doctrine, généralement religieuse1.
Courant théologique, d'origine protestante, développé aux États-Unis pendant la Première Guerre mondiale, et qui admet seulement le sens littéral des Écritures. (Il s'oppose à toute interprétation historique et scientifique et s'en tient au fixisme.)
Tendance de certains adeptes d'une religion quelconque à revenir à ce qu'ils considèrent comme fondamental, originel.
Purisme: Trop grand respect de..., pointillisme, rigorisme.
Qui fait preuve d' un conformisme excessif relativement à un idéal.
Celui, celle qui préconise une grande pureté en matière de mœurs
L'extrémisme est un terme utilisé pour qualifier une doctrine ou attitude (politique, religieuse ou idéologique) dont les adeptes refusent toute alternative à ce que leur dicte cette doctrine.
Une personne adoptant un point de vue extrémiste est persuadée de détenir « la » vérité. Elle considère a priori comme faux ce qui ne va pas dans son sens, sans fournir de preuve ou de raisonnement construit.
Ka tsy ny kamikaze ihany io re ry Gasy1zay sy RBNIR aaa... Ka dia samia mamisavisa.

58. gasy1zay
(
17/12/2014 17:55)

Tsy mampaninona hoy aho izay eritreretanao ho toetrako na extremista na purista na fondamentalista fa tsy mahatezitra ahy izany ary tsy manohina ahy, tsy hiaro tena @ izany aho zonao ny milaza ny fahitanao sy ny fomba fijerinao, tsy mampiova ny fiadanana omen'ny Tompo ahy ato ampoko izany, fa izaho dia hanaraka ny sitrapon'Andriamanitra araka ny voalazan'ny baiboly satria izay no fantatro fa hitondra famonjena ho ahy sy ny ankohonako sy izay rehetra zaraiko izany ka mino ary mandray izany eo @ fiainany koa.
Sanatria amiko ny hanova ny voalazan'ny baiboly raha mahanohina ny hafa ny voasoratra ao, ny tenin'Andriamanitra tsy maintsy ambara ary efa haveriko foana hoe maro ny te hanova ny voasoratra ao satria tsy mahazaka ny fampianarana tsy misy kilema :) ( asa raha tadidin'i rhaj0 iny resaka iny )
59. rhaj0
(
17/12/2014 18:29)
Tsy ny hanova "anao" anie ny atao na hoe anaovana resaka eto e... Izay aloha ny ahy no eritreritro e. Ny ahy ho'a, dia "questionnement", fa io dia "questionnement" ho an-janako, na @ ankapobeny, ho an'ny Ankizy.
Ka ny resaka eto re ry Gasy1zay dia TSY hoe, ho "anao" na ho "ahy" ho'a e... Izaho izao ohatra efa voahosotra ho "Idefix" :-)
Fa izay Ankizy mandalo eto, dia iriko mba hijery, dia hamahabaha, ary dia ... handray ny fehin-kevitra @ izay andraisany azy ao. Ary ny tena iriko mafy mihitsy dia ...
"Aza Hidina Rankizy Ny Varavaran-Tsaina Ao Fa Ndrao Mampitomany (Ahy)..."

60. gasy1zay
(
17/12/2014 19:01)
Tsara aloha ilay eritreritrao rhaj0 saingy asa raha mba manana patience hamaky ny resaka 3 pejy antsika ireo ankizy eritreretinao :)