Ireo pretra maro an'isa tsara fitondran-tena
21. ombelline
(
12/12/2014 08:56)
Nareo ve efa nahare ity blagy ity :
Tany am-pianarana : lesona 3 no natao t@ Siansa : 1- ny parasy , 2- ny trondro, 3- ny alika.
Nilaza ny mpampianatra hoe hanao fanadianana isika ka dia mila ianaranareo daholo ny momba azy 3 ireo.
Ny an'i Koto dia ny momba ny parasy ihany no nianarany.
Tonga ny fanadinana (am-bava) :
Mpampianatra : Koto, tantarao ahy ny momba ny trondro.
Koto : ny trondro dia biby any anaty rano, misy kirany, noho izany tsy mba misy parasy, fa ny parasy dia biby toy izao sy toy izao ...
Gaga ny mpampianatra, ary nametraka fanontaniana manaraka
Mpampianatra : Koto , tantarao amiko azy ny momba ny alika
Koto : ny alika dia mana-tongotra 4, mivelona ety ambonin'ny tany , misy volony ary mety misy parasy. Ny parasy dia biby toy izao sy toy izao ...
Fehiny : misy olona rehefa hoe parasy no ao an-dohany, dia parasy no hotantarainy aminao na alika na trondro no resaka :-)
Au bon entendeur , salut !!!!
22. bor2lais
(
12/12/2014 10:25)
ombelline:
Fehiny : misy olona rehefa hoe parasy no ao an-dohany, dia parasy no hotantarainy aminao na alika na trondro no resaka
;-)
23. rhaj0
(
12/12/2014 11:18)
raha hoe atao tantara fampitaha @ resak'alika sy parasy indray kosa aloha ny resaka "zaza-voaolan'ny-olona-en-position-d'autoritE-morale" dia asakasakareo ny mivaninika @ izany... sa ahoana ry Bor2lais sy Ombelline ?
Izaho indray raha hanao tantara fampitaha dia hoe, nozanahan'ny frantsay ny gasy, na hoe noavakavahan'ny fotsy ny mainty.. fampitaha (mety) mitombona, raha ny fahitako azy, satria @ andaniny, olona marefo/malemy, @ ankilany, olona an-position-d'autoritE-sy-bokony.
Dia rahefa fanina sy ory sy maratra ao ny gasy, sy ny mainty, dia hoz'nareo hoe, TSiSY dikany izany, fa "ndao aloha hiresaka an'ireo frantsay sy fotsy maro an'isa tsara fitondra-tena"...

24. bor2lais
(
12/12/2014 11:33)
rhaj0:
raha hoe atao tantara fampitaha @ resak'alika sy parasy indray kosa aloha ny resaka "zaza-voaolan'ny-olona-en-position-d'autoritE-morale" dia asakasakareo ny mivaninika @ izany... sa ahoana ry Bor2lais sy Ombelline ?
Tsy ny fanondron'i ombelline no "mampiomehy" ahy ry rhaj0 fa ny zavatra tondroiny a ! :-)
25. rhaj0
(
12/12/2014 11:41)
dia diniho ao anatin'ny 5 segondra fotsiny azany ny reciprocite-n'ny ihomehezanao ao ry bor2lais a... 5.. 4...3...2..1 .. mi-click sa tsy mi-click ? :)
26. bor2lais
(
12/12/2014 12:12)
[size=8]Sendra nitselika fotsiny aho dia nahita an'i ombelline nanondro zavatra dia hitako ilay zavatra tondroin'i ombelline ka ! Tsy mahazo mitsiky intsony izany nefa dia hoe "tsiky dia ampy" hoy i hery izay ! :-)[/size]
27. rhaj0
(
12/12/2014 13:21)
[size=8]Ny resaka serieux sy mampalalelo, satria ny ain-dehibe-n'olona na ankizy no lalaovina aloha dia tsy mivanitika aho.. fa ny zavatra hafa rehetra, dia tsoriko aminao fa izaho koa anie ka mivanitika gaigibe foana ato e... izany ihany no iverenako matetika eto, fa mampi-relax ahy ato am-piasana ny serasera eto... fa ... rizareo iretsy no toa hotry ny montontra manipy point d'exclamation lava io...[/size]
28. ombelline
(
12/12/2014 13:26)
bor2lais:
rhaj0:
raha hoe atao tantara fampitaha @ resak'alika sy parasy indray kosa aloha ny resaka "zaza-voaolan'ny-olona-en-position-d'autoritE-morale" dia asakasakareo ny mivaninika @ izany... sa ahoana ry Bor2lais sy Ombelline ?
Tsy ny fanondron'i ombelline no "mampiomehy" ahy ry rhaj0 fa ny zavatra tondroiny a ! :-)
Tena tsy aritro ity, hoy ny Ntaolo vazaha hoe " quand le sage désigne la lune, l'idiot regarde le doigt " :-P
29. Fiffi
(
12/12/2014 13:26)
rhaj0:
Dia rahefa fanina sy ory sy maratra ao ny gasy, sy ny mainty, dia hoz'nareo hoe, TSiSY dikany izany, fa "ndao aloha hiresaka an'ireo frantsay sy fotsy maro an'isa tsara fitondra-tena"...
...oula...grave be lé fisainanao ry rhajO an !
hoz'nareo hoe !!!!! nareo iza kalou ireo ??? ianao no mamorona an'zao ka lazainao we hoz'nareo
bon ! mbola mivadika foana ny dinika....
aiza ny valiny ?
Ireo pretra maro an'isa tsara fitondran-tena
Ireo pretra maro an'isa tsara fitondran-tena
Ireo pretra maro an'isa tsara fitondran-tena
? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ? ?? ? ? ? ? ? ? ? ?
30. rhaj0
(
12/12/2014 14:52)
Ilay pretra ato ambadikay ato ho'a, izay no "tsara fitondra-tena" (tout est relatif), satria io be mpiaro io, dia izay izany no efa naboakako teto e... ka dia ahoana indray azany hoz'ianao..
Fa tantarao azany ny tsara fitondra-tenan'ny pretra taminao hanombohana azy e... Izaho tsy mpandeha Leglizy ka tsisy lazaina.

31. gasy1zay
(
12/12/2014 16:21)
rhaj0 > Mba mila maka récul kely ianao ry namana fa raha ny fahitako azy ireo olona miaro an'ilay pretra any Québec no tokony ho resenao lahatra fa efa nambarako teto hoe ny mpisera eto efa miaiky fa diso izy ary tsy misy miaro azy eto fa ireo pretra tsara fitondratena hafa no resahina eto fa tsy ilay voisin-nao ao ambadika ao.
32. rhaj0
(
12/12/2014 16:49)
Amafisiko kely: raha miresaka @ ilay pretra ato ambadikay ato, dia tena "tsara fitondra-tena" tokoany izy ary dia ... kepoka ny olona fa kay io izy izany. Raha ny marina dia "tsara fanafina fitondra-tena" izy. Ka hors-sujet ve izany ???
hi hi hi... Fa iana(re)o no toa tena lasa naka recul lavitra be :-)
Satria toa mandrevirevy loatra any @ "imaginaire" dia tsy mahita ny ambony tany intsony, sady miangatra @ akamanareo ao @ "imaginaire" ao.
Resaka "fanolanana" boaikely ny niantombohany. Ny ahy aloha dia noararaotiko ampianarana ny zanako ny fiainana ho'a ny toa izany. Hoe misy olona "en position d'autorite", ka raha matoky anjambany, mikimpy maso ianao, dia izay no (mety ho) alehany.
Ka rahefa misy occasion @ vaovao toa izao, dia araraotina aboaka daholo izay "manararao-pahefana", "manararaotra ny influence" ananany @ olona.. ary ohatra parfait ireto pretra ireto.

33. rhaj0
(
12/12/2014 17:23)
Jereo anie e.. izaho izao ohatra manao angona (compilation) lahatsoratra an-gazety atsy @ bilaogiko. Dia ito izao vaovao (jereo io ambany io), mikasika ny Vehivavy izay ampijalian'ny Lhl. Mety voaolana akoriny moa izany, tsy ferana.
Gasy - Misotro Kafe Maraina: Mikama - Sep 24, 2014
Sep 24, 2014
Selon l'étude menée récemment par l'Instat, 60 % des femmes de 15 à 49 ans pensent que l'homme a le droit de battre sa femme ou sa partenaire et n'osent pas dénoncer les sévices exercés à leur encontre. C'est seulement ...
Dia io izany izao Vehivavy lehibe no voaporitra. Ka rahefa Ankizy no voaporitra, tsy ho avo 2 heny ny alahelonao ? Soloy "Ankizy" ny "femmes" dia soloy "pretra" ny "l'homme" io ambony io...

34. Fiffi
(
12/12/2014 18:11)
rhaj0:
Amafisiko kely: raha miresaka @ ilay pretra ato ambadikay ato, dia tena "tsara fitondra-tena" tokoany izy ary dia ... kepoka ny olona fa kay io izy izany. Raha ny marina dia "tsara fanafina fitondra-tena" izy. Ka hors-sujet ve izany ???
non ....tsy hors sujet zany satria ny sujet dé we : "Ireo pretra maro an'isa tsara fitondran-tena"
par contre.....
rahjO:
Satria toa mandrevirevy loatra any @ "imaginaire" dia tsy mahita ny ambony tany intsony, sady miangatra @ akamanareo ao @ "imaginaire" ao.
imaginaire am inn kalou ? ny dinika ané ry rajhO dé we ireo pretra maro an'isa tsara fitondran-tena eh !
misy dé misy ary MARO BE ireo pretra tsara fa ny anao , olona iray io foana no hasesinao...
tsisy fiangarana zany , tsisy imaginaire zany fa mba hasio resaka kely kosa ny momba ireo pretra maro an'isa tsara eh !
io no nolazaiko anao hoe : enao dé manao idée fixe am olona iray...
rahjO:
Resaka "fanolanana" boaikely ny niantombohany. Ny ahy aloha dia noararaotiko ampianarana ny zanako ny fiainana ho'a ny toa izany. Hoe misy olona "en position d'autorite", ka raha matoky anjambany, mikimpy maso ianao, dia izay no (mety ho) alehany.
hitanao am zay ve rhajO fa tena hors sujet be enao ? inona no idiran'io resaka fanolanana io eto ?????? ny eto ny sujet dé io tsy satry averiko io hoe : IREO PRETRA MARO AN'ISA TSARA FITONDRAN-TENA....
donc: ne change pas le sujet....dé aleo am zay miresaka momba ny sujet.....
35. rhaj0
(
12/12/2014 18:41)
Fiffi:
olona iray io foana no hasesinao... enao dé manao idée fixe am olona iray...
1- ka tsy maintsy atomboka @ olona iray. Vao manomboka anefa izany aho dia efa "idefix" :-)
Io azany ary mba entinao, ianao Fiffi, entinao eto azany ny resaka fa aza miandry an-drazaka tsy hivalana eeee ... aiza izay pretra tsara fitondra-tena taminao Fiffi (f'hotry ny izaho foana no hasesinao...)
2- ka io olona iray io re no mi-representer an'le revin'ny sasany e... amiko dia mazavabe.. Ilay revy dia rahefa manolana ny "en position d'autorite", dia ... toa izao miseho eto @ serasera izao ny resaka.. misy ireo mitovy revy @ ilay mpanolana ka dia lasa masiaka @ izay (mbola) mitady hikitikitika an'ilay mpanolana.. na fara-fahatsarany, manova diska... Ny amabahana ny resaka mantsy mety ahitana ny lesoka sy ny lesona, dia tsy tiana(reo) ho hita (angamba) izany ...
36. gasy1zay
(
12/12/2014 21:03)

Tena tsy azonao mintsy ny tian'ny olona ambara eto rhaj0 an! Tsy misy manakana anao hikitikitika ny voisin-nao anie eto fa ianao moa zany tsy sahy miteny azy mivantana any dia izahay eto no analanao vokona.
Ny hafa izay tsy nahavanondoza no harovanay fa izahay anie tsy mahalala izany Amesse resahinao izany e! Raha hitanao fa diso ranamana dia teneno izy sy izay mpiaro azy ao fa tsy ny gasy aty @ 10 000 km no analanao ny fonao satria tsy "mitovy revy aminao".
37. rhaj0
(
13/12/2014 02:36)
Jamban'ny finoanao ianao ranamana...
Efa malaza fa manondrana manolana ry damopra (sasany) eran-tany. Aty @ tany mandroso mba afaka misy arakaraka azany izy manondrana, koa mainka fa any @ tany tsisy lalAna any, raha vao manindry ny bokony dia mangina daholo ny rehetra.
Rahefa midona ao an-tokotaninao koa io izany izay ianao vao taitra... sanatrian'izany hoe ao @ ankohonanao ao.
Koa na tsy ao an-tokotaninao azany ilay izy no midona, dia @ maha-olombelona, dia mitsetra, ary misaina hoe, TSY mba izany no hidona aty an-tokotaniko... ka dia vahabahana ahitana ny lesona sy ny lesoka ho'a...
Ny hitako, dia averiko ihany, dia sahala amin-dramatoabe aty @ tanana izay jamban'ny finoany ihany ny eto: ny "reputation"-n'ny mpanolana sy ny Eglizy no mahamendy azy.
Fa TSY "izaho" koa ny sujet e... i Hery izao mety sujet tsara : "pretra tsara fitondra-tena."

38. rhaj0
(
15/12/2014 02:54)
Ohatra hafa koa izao, tratry ny alokany sirika i Bill Cosby fa hoe "nanolana" koa efa ho 30 taona lasa izay. Izao ibainina efa io dadabe io vao oainina.
Dia rahefa mivoaka toa izao ny zafera maimbo taloha, dia rahefa avadibadika eo an-tsenabe io, dia lasa mba mahasahy mivoaka sy miteny koa ireo "voaolana" hafa, izay tsy nahasahy niteny satria maty lolo h@ izay. Averiko indray. Ny namabahana ny resaka eo io no nahasahian'ireo voaolana hafa koa miteny ny marina ary mba hanasitrana ny ratram-pony ao.
Jereo ohatra eto
http://news.nationalpost.com/2014/12/12/bill-cosby-drugged-me-former-model-beverly-johnson-writes-in-vanity-fair-essay/
For a long time model and actress Beverly Johnson thought that she was the only one Bill Cosby had drugged, but with so many women coming out and sharing their stories Johnson now knows that she’s not alone.
Dia jerevo tsara, fa na dia fan na tia an'i Bill Cosby azany ny olona maro, izaho anisany, dia TSISY mba miaro an'i Bill. Ny aktera ao Hollywood izao dia TSISY mikonetaka hoe, ireo aktera "maro an'isa tsara fitondran-tena" mba resahina, fa samy mijery daholo ny olona, ary mijery kokoa ireo voaolana..
Fa dia ny iriana, na iriako, dia mba mivoaka mahasahy miteny koa ireo Malagasy (raha misy) ka hoe voaolan'ny Mopera any. Izaho tena "mino" fa tena misy any. Mety ho zaza, mety ho lahy na vavy, mety ho lehibe. Ary na dia iray fotsiny azany no voany, dia fiainan'oloan iray izany, zava-dehibe noho ny "reputation"-n'ny Eglizy...

39. gasy1zay
(
15/12/2014 15:19)
Matoa namorina ity sujet ity ny namantsika dia tsotra : nahita cas 1 na vitsivitsy ianao rhaj0 dia tonga dia nogénéralisenao na noextrapolénao hoan'ny pretra hafa ilay izy na dia nasianao "sasany" aza ilay sujet anao.
raha sarotra be aminao ny tian'ny hafa hiavina dia ezahiko fintinina toy izao :
Rehefa misy manao na nanao ny tsy mety dia rariny tokoa raha tsaraina izy araka ny tsy nety nataony araka ny lalàna velona misy, na inona na inona position-ny, FA tsy tokony ho généralisena anefa ny fahadisoana ataon'ny sasany fa izany no mampisy "préjugé" eo @ fiaraha-monina,
Reciprocité :
mba mahafinaritra anao ve ny raha lazain'ny mpiara miasa aminao ianao hoe "nareo gasy hono tena mpanao kolikoly , mpiatsara ivelantsihy, mpangalatra, sns..." satria nahalala gasy vitsivitsy manana ireo toetra ratsy ireo izy?
Ny réaction anao raha mitranga izany dia mino aho fa hitovy ny maro hoe na misy aza ny gasy manao izany dia mbola misy gasy mijoro @ fahamarinana, mandala fihavanana, sns...
Aza atao @ hafa ny tsy tian'ny hafa atao aminao.

40. rhaj0
(
15/12/2014 17:30)
ntsss... iana(re)o no kaody aminareo ao dia mi-generaliser, mandray tsy raisina toa tsipolitra, hozy ny gasy. Izaho nanipika foana hoe "sasany". Izaho efa nilaza foana hoe, maninona i Fransisy tsy miala tsiny ? Maninona izy no toa mandray responsabilite-n'izay pretra hafa adala rehetra any ???...
Dia miresaka koa ianao fa raha olona manana prejuge hoe, ny gasy dia ... tsy miankanjo ? (nisy sinoa nanana izay prejuge izay niteny ahy an'io) Na koa hoe, ny gasy dia mihinam-pako ? Raha izaho dia mitsetra ny gasy ary manazava an'izay mampiresaka ahy.
Fa raha miteny izy ohatra hoe, ny gasy dia mpanao kolikoly, na mpanao coup d'etat ohatra ? dia heeeeee.. aza tsiny fa "TSY ny gasy no mpanao coup d'etat". Ireny gasy mpanao coup d'etat ireny amiko dia efa notapahiko ny fihavanana.
Koa na miteny koa azany ohatra izy hoe : "ny gasy dia Kristiana, matahotra an'A.tra".. .dia heeeee.... ny gasy SASANY angamba izany eeee..... :-)