hery - 18/01/2015 22:56
|
![]() ![]() ![]() ![]() ![]() ![]() ![]() |
hery - 19/01/2015 09:27
|
![]() ![]() Napetrak'i Patrick Raharimanana Tandremo, tapaka ny làlana mianavaratra mampitohy an'Antananarivo Antsiranana. Feno rano ny radier eo anelanelan'ny Mampikony sy Port-Berger. Aza miampita lakana hanao transbordement fa mety ho zava-doza. Ahemory ny dia na andraso ihena ny rano. Nisy 4*4 efa lasan'ny rano araky ny vaovao voaray. (Sary nindramina) |
mpisotrtoaka - 23/01/2015 05:59
|
![]() Ireto kosa efa mety hivadika hoe Andavabato ilay anaran-toerana e ! Nefa miteny ihany ilay hoe An-kady + vato a ! |
taro - 08/03/2017 15:13
|
![]() ![]() |
taro - 08/03/2017 15:15
|
![]()
Vaovao avy aty ivato miakatra NY rano NY mamanba amizao fotoana izao ![]() |