Vaovao cyclone
22. hery
(
19/01/2015 09:27)
Lalana mandeha Diego

Napetrak'i Patrick Raharimanana
Tandremo, tapaka ny làlana mianavaratra mampitohy an'Antananarivo Antsiranana.
Feno rano ny radier eo anelanelan'ny Mampikony sy Port-Berger.
Aza miampita lakana hanao transbordement fa mety ho zava-doza.
Ahemory ny dia na andraso ihena ny rano.
Nisy 4*4 efa lasan'ny rano araky ny vaovao voaray.
(Sary nindramina)