Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty

hery
(
02/05/2003 15:35)
Fandokoana taxi
Noterena handoko beige ny fiarany izany ny mpanao taxi. Tsy maninona izany fa endriky ny tanana ihany koa. Fa maninona koa raha toa ka lokoina araka ny karazany avy ireo fiaran'ny mpiasam-pajakana? Am...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 21/01/2004 18:11

hery
(
02/05/2003 14:17)
Pirates?
Marina ve fa misy mpihira mihitsy indray mamoaka pirates? Izany hoe tsy mahavelona azy intsony ilay vola takian'ny producteurs-na K7 dia avy eo koa tsy ampy ny vola omen'ny OMDA dia izy ireo indray no...
tohiny
novalian'i mihanta ny 02/02/2005 12:36

hery
(
25/04/2003 15:58)
Atao ohatrinona ny cyber?
Asa na misy mpitantana cybercafé eto amintsika fa raha ny fahitako ny vidin'ny 1 minitra amin'izao fotoana izao izay 100fmg izay tena sahaza ho an'ny mpijery dia mety ho fatiantoka ho an'ny mpikaraka...
tohiny
novalian'i fyjl ny 02/08/2004 15:21

hery
(
21/04/2003 15:40)
Maty ve Darius???
Fampanantenana goavana no navoakan'ny Production La Une tamin'ny hivoahan'i Darius, ilay film futuriste malagasy voalohany. Natao indroa ny avant-première saingy nandamoka hatrany. Hatramin'izao dia ...
tohiny
novalian'i zaira ny 19/05/2005 08:25

hery
(
16/04/2003 15:04)
Jeu de couleurs
Iza no mba afaka manome jeu de couleurs hafa fa mbola misy site serasera hitadiavana couleurs.
Izany hoe lazaina ny loko afaka miaraka. Ohatry ny hoe amin'ity forum ity dia ireto no loko miaraka
#99...
tohiny
novalian'i six ny 03/03/2004 17:13

hery
(
12/04/2003 16:04)
Matanjaka ny lehilahy
Marina fa misy ireo vehivavy mitaky fitovianjo... kanefa tokony samy hahazo ny anjara tandrify azy. Dia aleo ho an'ny lehilahy ny asa mafimafy. Tsy mamely mihitsy ny mahita pôlisy vehivavy manindrits...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2004 11:19