Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 24/02/2004 10:39)
Tatitra ofisialy fihaonana 15/02/04
Tanteraka soamantsara ny fifampiarahabana tratry ny taona niraisan'ny fikambanana namana ny 15/02/04 teo Ireto ny lisitry ny solonanarana voaray tamin'ny namana tonga tamin izany : lucienr, voahiran... tohiny
novalian'i kokoa ny 26/04/2004 11:40
hery ( 17/02/2004 10:00)
Jery todika momba ny namana
Efa nisy vitsivitsy ihany ny programa fihaonan'ny namana na tao Madagasikara na tany Andafy. Azo anaovana jery todika kely eto ve hahitana hoe inona no tokony hohatsaraina, inona no tokony mbola hatao... tohiny
novalian'i unik ny 16/06/2004 19:54
hery ( 17/02/2004 09:51)
Dia nino tokoa
Inona avy ny finoanoam-poana tena ninoanareo tamin'ny mbola kely? - Rehefa mody alina fa tara nijery video dia asiana vatokely ao ambany lela. Amin'izay hono dé tsy bedin'i dada sy neny ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 22:42
hery ( 08/02/2004 20:49)
Harerahan-tsaina (stress)
Tahaka ny olona rehetra dia hitako fa mafy ny asa sy ny fianarana. Dia ohatry ny tsy milamina izany foana ny saina. Ny tena anefa tsy te handray fanafody fa tsy te ho za-dratsy. Misy afaka milaza sak... tohiny
novalian'i idealy ny 30/06/2004 07:37
hery ( 08/02/2004 15:05)
Mitady statistika vitsivitsy
Mitady statistika vitsivitsy momba ny resaka internet any Madagasikara aho ka tsy haiko na efa misy boky milaza an'izany na voatery hanangona "angona" (données) amin'ny namana izay hita. Ireto avy n... tohiny
novalian'i ramoul ny 08/04/2004 15:21
hery ( 04/02/2004 19:42)
Tafaverina i ratsiraka
Tafaverina sahady i ratsiraka dia eto amin'ny namana no seranantsambo voalohany nikasihany an'i Madagasikara. Izany hoe ny site namana no hitany voalohany tamin'izao fiverenany izao. Vao tonga ane... tohiny
novalian'i six ny 06/03/2004 19:32
hery ( 04/02/2004 19:26)
Olana ho an'ny fanokafana hafatra
Misy mitaraina hoe tsy misokatra ny hafatra rehefa cliquer-na. Hitako aty am-pianarana fa misy ordinatera tsy manokatra an'ilay hafatra. Désactivé ny target blank @ ordi sasany. Tsy mbola tena hita... tohiny
novalian'i hery ny 04/02/2004 19:26
hery ( 02/02/2004 12:21)
Fanovana vitsivitsy
Momba ny isa Narahana ara-dalàna ilay fampitomboana isa ao amin'ny namana. Amin'izao ary : Isaky ny mamangy ny takelaky ny namana.serasera.org dia mahazo isa 1 Isaky ny mandray hafatra alefan'ny... tohiny
hery ( 30/01/2004 16:36)
Fifampiaraban'ny Namana
Hanao fifampiarahabana sy firariantsoa tratran'ny taona ny namana ao Antananarivo sy ny manodidina amin'ny alahady 15 febroary ho avy izao. Amin'ny 1ora tolakandro ka hatramin'ny 6ora hariva. Toer... tohiny
hery ( 23/01/2004 10:54)
Azonao atao tsara
Betsaka ny manontany ahy momba ny fomba tsaratsara kokoa hampitana ity takelaka ity amin'izay namana mbola tsy ato. Efa misy ilay hoe ampitampitao fa voafetra ihany ny fampiasana azy. Koa ity misy hev... tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:47
hery ( 15/01/2004 10:14)
Kilalaon'ny ankizy
Inona avy ny kilalaon'ankizy taloha azonareo tanisaina eto? Betsaka izy ireo kanefa mitady ho voasolon'ny PlayStation2 sy ny jeux video isankarazany. Dia asio famaritana kely sao tsy hay. Ireto no... tohiny
hery ( 12/01/2004 15:05)
Urbanisation
Aiza ho aiza ny fanatsarana ny tananan'Antananarivo amin'izao fotoana izao? Hita eto amin'ny forum fa be dia be ny zavatra bloqués (hatramin'ny spaoro, kolotsaina, fampianarana sy ny sisa) vokatr'io.... tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2004 11:39
hery ( 12/01/2004 10:35)
Mitady mpiara-miasa
Mbola tsy tena appel officiel nifanarahako tamin'ny sasany ity kanefa na izany aza dia mitady mpiara-miasa izahay eto amin'ny serasera. - Olona manana internet matetika - Olona afaka mifandray tsar... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2004 12:28
hery ( 08/01/2004 20:04)
Fandefasana vola any Dago
Hevitra sendra nandalo. Raha tokony handefa vola amin'ny Western union na mandat poste, mety azo atao ve ny mamorona zavatra anakiray miankina amin'ny fifampitokisan'ny namana? Ohatra hoe rehefa te h... tohiny
novalian'i ralay ny 25/02/2004 19:07
hery ( 07/01/2004 09:48)
Momba ilay fety tamin'ny 28 dec 2003
Ny biraon'ny Fikambanana Namana avy amin'ny serasera.org dia faly mirary soa ho an'ny namana rehetra na avy eto an-toerana na avy any ivelany. Dia hitondra soa sy fahombiazana ho ... tohiny
novalian'i kitjo ny 04/07/2004 09:06
hery ( 27/12/2003 19:15)
SPAM
Manomboka mandreraka ny fahazoana spam eto amin'ny internet amin'izao fotoana izao. Indrindra rehefa tsy manana connexion firy. Maharay email be dia be tsy dia misy ilana azy akory ny tena. Inona no ... tohiny
hery ( 13/12/2003 19:50)
Nahoana no voasivana ny hafatro???
Raha mametraka fanontaniana ianao hoe nahoana no voasivana ny hafatra nalefako (censuré) dia ireto no antony. - Jereo sao dia tsy mifanaraka amin'ilay fitsipika napetraka ato amin'ity forum ity. Jer... tohiny
novalian'i hery ny 13/12/2003 19:50
hery ( 11/12/2003 19:46)
Mba ho iray
Sady misalasala aho isaky ny hanoratra resaka momba ny firaisam-pinoana satria vavaka nataon'i Jesoa mihitsy ny hoe "Mba ho iray ihany izy rehetra". Misy anefa ny mpino sasany, izay tsy omena tsiny, m... tohiny
novalian'i besoiiin ny 23/01/2004 19:32
hery ( 11/12/2003 09:11)
Hetsika 28/12/2003
Vokatry ny fivorian'ny birao tamin'ny alarobia 10/12/2003 farany teo Tapaka izany fa - Hisy koranan'ny namana ao Antananarivo ny alahady 28 desambra 2003 amin'ny 1 ora - Ny toerana dia ao amin... tohiny
novalian'i kitjo ny 04/07/2004 09:11
hery ( 10/12/2003 09:47)
Record miara-tafiditra
Mba jereo angé ilay record-n'ny namana miara-miditra ato ao anatin'ny 10 min. Efa t@ 1er décembre io 40 io... dia tsy resy intsony. Andao hifanao fotoana dia miara-miditra ao anatin'ny fotoana iray ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2003 11:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.115