Mitady statistika vitsivitsy

1. hery ( 08/02/2004 15:05)
Mitady statistika vitsivitsy momba ny resaka internet any Madagasikara aho ka tsy haiko na efa misy boky milaza an'izany na voatery hanangona "angona" (données) amin'ny namana izay hita.
Ireto avy ny zavatra mety ilaiko.

- Oviana mou no tonga tany Madagasikara ny Internet? Iza no FAI (Fournisseur d'Accès Internet) nisokatra voalohany?
- Firy ny FAI amin'izao fotoana izao?
- Firy ny mampiasa internet amin'izao fotoana izao? (Araka ny voalazan'ny CIA - The world Factbook http://www.cia.gov/cia/publications/factbook/geos/ma.html#Comm dia 35.000 fotsiny no mpampiasa internet tamin'ny taona 2001... marina ve zany?)
- Isaorana be dia be i fanalanaazy izay nametraka fanazavana misimisy momba ny FAI any Dago http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewthread&msgid=m3f8b2146ad3cd

Misaotra antsika izay afaka manampy.
novalian'i ramoul ny 08/04/2004 15:21
2. besoiiin ( 09/02/2004 10:12)
ireto misy information vitsivitsy!

T@ taona 1995 no tonga teto ny internet ! raha ny tena marina dia talohakelin'io fa io 1995 io vao tena niorina ny FAI voalohany! dia ny DTS ( Data Telecom Service) sté semi privée izy io , 49% an'ny France Télécom ary ny 51% an'ny Télécom malagasy! ankehitriny novidian'ny DISTACOM ny TELMA dia azy indray izany izao ny majorité!
@zao fotoana dia 2 alou ny FAI principale eto dia ny DTS sy ny BLEU LINE , ny simicro sy ny namany dia karazana sous traitance no ataony!
mbola hitrandraka kely aho dia hanome anao ny statistika momba ireo isan'ny abonnés!
bye
3. ramoul ( 08/04/2004 15:21)
dia misaotra an'i besoiiin zany ny tenako nanolotra ny statistika izay tsara ho fantatra ihany amin' izao dago efa manomboka mandroso izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0963