Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery
(
20 andro lasa)
Vitres fumées
Nanjo anay tamin'ny vakansy teo, nanofa fiara nandeha Morondava, dia nosakanan'ny zandary satria fumées ny fitaratra.
Voalohany indrindra dia na izahay ara tsy nahatsikaritra satria niala vao mara...
tohiny
Azrael666
(
21 andro lasa)
Fifohazam-panahy Kristiana
Shalom.
Te hiantso antsika izay mbola mino sy tia, matoky ary matahotra an'Andriamanitra aho, mba tena hijoro tokoa amin'ny fanompoana Azy! Ity misy rohy azontsika ivalamparana ho an'izay liana amin'...
tohiny
Mjkekely
(
28 andro lasa)
Tia anao Jesosy
Jesosy no Tompo.
...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 21 andro lasa
OliviaR
(
03/08/2026 09:07)
Angaha tsisy intsony ???
Bonjour
Angaha tsisy intsony "hatsikana sy lalao " ry Hery ? :)) Enao kosa migafy a ...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 09/08/2026 16:25
Azrael666
(
23/07/2026 06:29)
Ambadiky ny halatr'olona sy fanjavonana mampahari-koditra
Manoloana ny halatr'olona sy fanjavonan'olona marobe eto Madagasikara, dia tsy manan-jo hangina isika Fiangonana Kristiana, fa mila miteny sy mandray andraikitra. Ampianaro hijoro tokoa amin'ny finoan...
tohiny
midrou
(
02/07/2026 14:55)
Zavatra tena manandanja sy manamarika fa andro farany tokoa izao.
Miainga @ [b]MATIO .24: 14[/b]
Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany.
— Matio 24 : 14...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 13/07/2026 04:17
hery
(
27/06/2026 08:41)
Fetim-pirenena 2026
Nilamina kosa aloha ny fankalazana ny fetim-pirenena tamin'ity 2026 ity e. Hita hoe miramirana ny olona na dia mbola mahantra aza.
Nisy ny fanentanana hoe hanangan-tsaina isaky ny tokantrano fa tsy n...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 27/06/2026 09:01
Azrael666
(
26/06/2026 13:10)
Narovana sy ny death note
Olana manodidina ny fanabeazana sy ny "crise d'adolescence" ary ny finoana ny olan'i Narovana, ilay zazavavy kely nitsambikina namono tena avy any amin'ny rihana fahaefatra, raha ny fandinihako manoka...
tohiny
novalian'i hery ny 27/06/2026 08:54
OliviaR
(
12/06/2026 15:01)
Mampiditra hira
Bonjour
Ahoana mampiditra hira ato ry Hery Serasera? ...
tohiny
novalian'i dualmotor ny 2 andro lasa
essera
(
29/05/2026 12:16)
Namana taloha teto am serasera.org
Mba te ho-contacter-n'izay namako taloha teto amin'ny serasera.org....
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 27/06/2026 07:57
Nyiii
(
10/05/2026 15:01)
Vehivavy 29 taona ,aty fenaratsoa ,mbl tsy niteraka no manoratra, sao ato lay silampanahiko,mb lehilahy matotra, miasa stable sy vonona hiroso aminy tokatrano sy mbl tsis zaza
Vady...
tohiny
novalian'i Nyiii ny 07/07/2026 06:53
hery
(
12/04/2026 16:21)
Hymn'All ho ana vondrona mpihira
Raha toa mpitantana Chorale ianao, na vondrona mpihira, na olon-tsotra te hanana raki-kira tsotra fotsiny ihany koa dia nivoaka izao ny Hymn'All izay fitaovana mety hanampy anao.
[ul]
[li]Tehirizo a...
tohiny
novalian'i amongusfreeio ny 24 andro lasa
hery
(
20/03/2026 18:38)
Fitsapana lainga
Nanontaniako i ChatGPT fa mbola i Madagasikara ihany aloha no firenena nampiasa fitsapana lainga izany raha ny fahafantarany. Zavatra mbola tsy nisy ???? raha toa ka hanivanana izay hitondra firenena ...
tohiny
novalian'i hery ny 21/03/2026 10:20
hery
(
18/03/2026 22:06)
Application Tononkira 3.1.4
Efa elaela ihany izay no nivoahan'ny application Tononkira ho an'ny Android. Na ny iPhone koa ara efa vonona fa tsy mbola eken'ny Apple dia avelako ao aloha.
Koa indro indray ary ny version farany ni...
tohiny
hery
(
17/03/2026 18:52)
Hajanona ve ny ady any Iran?
Saika faly ihany ho nanafika mafy be tampoka Trump nahafaty ny Gida Siprema mba ho hanafaka ny Iraniana, saingy toa tsy vitany ilay izy. Handroso maty raibe, hihemotra maty renibe, hijanona maty fotsi...
tohiny
novalian'i geometrylitegame ny 13/05/2026 02:20
hery
(
16/03/2026 08:21)
Rajaonarison Mamitiana
Elaela tsy niresaka pôlitika.
Nahafinaritra ahy ny PM teo aloha Herintsalama noho ny asa vitany. Fa avy eo moa rariny ihany ny nanalàna azy satria mbola governemanta voalohany tao anatin'ny fan...
tohiny
RBNIR
(
14/03/2026 18:19)
Fantatrao v?
Maro no mbola tsy mahafantatra misy koa no mbola manafangaro.
Inona ny helo, ary inona ny paradisa? inona ny afobe , helo ihany v? Ary inona ilay tany vaovao sy lanitra vaovao, paradisa ihany v?
Bet...
tohiny
novalian'i midrou ny 02/07/2026 15:55
bolihfriendssa
(
08/03/2026 23:31)
???? ILAY TOKANA ATO AM-POKO ????
(Toko 1)
Ny bitsiky ny foko, ianao no andrianiny
Ny lalana rehetra, ianao no fahazavany
Tsy misy hafa intsony, fa ianao irery ihany
Ilay tokana ato am-poko, mandrakizay eto an-tany.
(Refrain)
...
tohiny
novalian'i hery ny 10/03/2026 16:33
RBNIR
(
08/03/2026 13:17)
Fotoana izao handinihan-tena sy hanolorana ny fiainan-tsika amin'Andriamanitra
Faly mifanerasera amin-tsika hatrany ry namana isany.
Samia mandinika ny zava-misy ankehitriny dia MBA diniho tsara ary fakafakao lalina ity tenin'i Jesosy Kristy ity...
Fa Andriamanitra kosa nana...
tohiny
novalian'i midrou ny 02/07/2026 17:17
RBNIR
(
07/03/2026 22:56)
Faly mifanerasera aminareo i'dray
Faly mifanerasera aminareo indray ry namana isany,
Efa elaela ihany izay no tsy mifaneraserana teto, toa nangina ny saha?
MBA aiza daholo ireo namana rehetra Mbola any ihany v? Rhajo, bor2lais, ma...
tohiny
novalian'i midrou ny 02/07/2026 15:44
