Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
RBNIR ( il y a 15 heures)
Fantatrao v?
Maro no mbola tsy mahafantatra misy koa no mbola manafangaro. Inona ny helo, ary inona ny paradisa? inona ny afobe , helo ihany v? Ary inona ilay tany vaovao sy lanitra vaovao, paradisa ihany v? Bet... suite
bolihfriendssa ( il y a 6 jours)
???? ILAY TOKANA ATO AM-POKO ????
(Toko 1) Ny bitsiky ny foko, ianao no andrianiny Ny lalana rehetra, ianao no fahazavany Tsy misy hafa intsony, fa ianao irery ihany Ilay tokana ato am-poko, mandrakizay eto an-tany. (Refrain) ... suite
répondu par hery le il y a 5 jours
RBNIR ( il y a 7 jours)
Fotoana izao handinihan-tena sy hanolorana ny fiainan-tsika amin'Andriamanitra
Faly mifanerasera amin-tsika hatrany ry namana isany. Samia mandinika ny zava-misy ankehitriny dia MBA diniho  tsara ary fakafakao lalina ity tenin'i Jesosy Kristy ity... Fa Andriamanitra kosa nana... suite
répondu par RBNIR le il y a 7 jours
RBNIR ( il y a 7 jours)
Faly mifanerasera aminareo i'dray
Faly mifanerasera aminareo indray ry namana isany,  Efa elaela ihany izay no tsy mifaneraserana teto, toa nangina ny saha? MBA aiza daholo ireo namana rehetra Mbola any ihany v? Rhajo, bor2lais, ma... suite
répondu par RBNIR le il y a 7 jours
hery ( il y a 19 jours)
Fanavaozana ny Radiovazogasy
Eo an-dalam-panavaozana tanteraka ny Radiovazogasy aho amin'izao fotoana izao. Ny site sy ny studio no hohavaozina amin'izany.  Ny site aloha dia atao mitovy amin'ny fitaovana izay ampiasain'ny To... suite
répondu par hery le il y a 7 jours
Rakoto Mpikabary ( il y a 27 jours)
Hainteny
Salama tompoko,soso-kavitra mba hatsipy ny ahy ity e!tsy mety ve raha  toa ka mba asina fizarana Hainteny fanao anaty Kabary ato?... suite
répondu par Williamlojica le il y a 18 jours
katar12 ( 31/01/2026 15:26)
Lova tsara
      Rubel__ on_y_va__RL__music Ny fianara no lova tsara indrindra Ny fianara ro maha  tafita Mianara tsara rankizy eh Fa fianara io no tena izy euh,, mianara tsara raha vao ampianarin'olo fa... suite
répondu par katar12 le 07/02/2026 12:13
katar12 ( 31/01/2026 14:54)
Lova tsara
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2026/01/31/m/1762890865802.jpg[/img][youtube]RUBELMada-b[/youtube]... suite
Samson17 ( 14/01/2026 13:27)
Fanontaniana ho anareo ao Suisse
Salama daholo, misy mahafantatra ny Labdoo ao Zurich vé ato, lay manao don ordinateur  Misaotra indrindra ... suite
Fayrah ( 16/12/2025 13:30)
Fayrah
[ul] [li]Fayrah anarako 20ans aho mitady vady vazaha ary relation matotra [img]https://forum.serasera.org/media/images/2025/12/16/m/IMG-20251122-WA0013.jpg[/img]I [/li] [/ul] ... suite
Azrael666 ( 11/12/2025 02:02)
CONCERTATION NATIONALE
Nanomboka omaly Alarobia 10 Desambra 2025 ny concertation nationale hametrahana ny tena fanovan-drafitra eto Madagasikara. Dia asa aloha izay ho "miracles mon ami" fa manahy ny ady tsy ho raikitra aho... suite
Azrael666 ( 13/10/2025 06:52)
MIARAMILA FRANTSAY HO ETO MADAGASIKARA?
Ahoana indray re zany e? Ngah tsy manana souverainneté nationale eto no hanihan'ny Frantsay? Fiarovana sezan-dRajoelina daholo ve no anton'izany? Ofisialy io vaovao io omaly nataon'ingahy Préfet any... suite
répondu par LouisRhodes le 12/01/2026 09:20
Azrael666 ( 11/10/2025 16:54)
VITA RAJOELINA: AZO NY 13 MAY 2025
Tafiditra amin'ny Tantara androany 11 Octobre 2025 ny Colonel MICHAEL CAPSAT androany! Nanao fanambarana goavana izy ireo androany maraina fa hiaro ny vahoaka izy ireo, ary hifampitana amin'ny GSIS sy... suite
Azrael666 ( 04/10/2025 11:02)
CYBERATTAQUE HONO
Tena tsy lany lainga Rajoelina! Mahita lainga foronina foana! Zao indray dia mamorona théorie de complot hoe cyberattaque avy any ivelany. Tsy filoha no tena vocation-nao fa gourou! ROBOT HONO E... suite
répondu par Leworef le 10/10/2025 04:42
Azrael666 ( 29/09/2025 17:28)
GUERRE FARANY
Rava androany 29 Septambra 2025 ny Governemanta NTSAY CHRISTIAN. Manomboka mivadika LEO RAJOELINA ny LEO DELESTAZY teny amin'ny BANDEROLES REHETRA: FIANARANTSOA, ANTANANARIVO, TOAMASINA,SNS. HALELOIA!... suite
répondu par suzy02 le 22/10/2025 04:11
hery ( 27/09/2025 06:18)
Tsy mahavita 2e mandat foana ny mpitondra
Amin'izao situation izao dia sarotra be ny hino hoe hahavita 2e mandat koa Rajoelina raha tsy hoe hampiasa herim-pamoretana tanteraka. Dia lasa ihany ny saina hoe fa maninona izany ny mpitondra eto M... suite
répondu par RBNIR le 14/11/2025 03:00
Azrael666 ( 25/09/2025 06:52)
MASISO NY VEHIVAVY NOHO NY DELESTAZY SY FAHATAPAHAN-DRANO
Fanehoan-kevitra tao @ fandaharana RIVOTRA @ RDJ nampihomehy ahy androany alakamisy 25 sept 2025 io! Asa na ho raikitra na tsia ilay grevy io androany. LEO DELESTAZY NY GASY... suite
Azrael666 ( 24/09/2025 17:35)
NANANDRO VE RAVALOMANANA?
Nanao analyse tao amin'ny RADIO VIVA ny mpanao fandaharana AOKA HAZAVA hoe: "Numero 25 RAVALOMANANA Marc tamin'ny fifidianana, 25 Septambra, 2025". Dia hoy aho hoe samia misy maty sy velona ao e! Mank... suite
répondu par suzy02 le 22/10/2025 04:12
Azrael666 ( 23/09/2025 18:21)
Fandrebirebena saim-bahoaka 2025
Manjary fandrebirebena saim-bahoaka sy famerezan-dia koa ankehitriny ny fampiboridanana artista mpanakanto malaza eto Madagasikara: tamin'ny 2023 dia nisy an'le mpisipa nanao firaisana teny ambaravara... suite
Azrael666 ( 23/09/2025 17:30)
Grevy Alakamisy 25 Septambra 2025
Asa na ho raikitra na tsy ho raikitra ilay grevy amin'io Alakamisy 29 Septambra 2025 io. Ny mpitondra mantsy tsy hitsitsy mihitsy, satria azy ny fanjakana sy ny basy ary ny baomba mandatsa-dranomaso. ... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4875