Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rehousingindia ( 1 andro lasa)
packers and movers services
Rehousing [url=https://www.rehousingpackers.in/Mumbai/local/packers-and-movers-in-chembur.php]packers and movers Chembur[/url] specialists play a vital role in assisting people who are relocating with... tohiny
Bob Ramananamiraka ( 16 andro lasa)
FITIAVAN'NY TANORA
FITIAVAN'NY TANORA[img]https://forum.serasera.org/media/images/2024/05/12/m/20240512_210800.jpg[/img] Ny tanora ankehitriny dia tanora miana-mitia Hany ka tsy mahalala izay tokony ho atao Satria ... tohiny
Bob Ramananamiraka ( 27/04/2024 18:32)
Teny Malagasy
TENY MALAGASY Ry teny Malagasy, ianao no safidiko Mamiko loatra ianao ka kajiko Ianao ilay teny mamiko indrindra Ka tsy avelako ho lany taminga Ny teny Malagasy no fianatro Izay hanaperako n... tohiny
novalian'i hery ny 27 andro lasa
MIANTSA08 ( 17/04/2024 09:19)
Mividy mercur
Mividy mercur blanc na couleur izahay  Raha blanc dia tsimaintsy sur groutte Mila preuve sy test mazava mmemoriamode@gmail.com ... tohiny
rasera ( 01/04/2024 14:01)
Baiboly
 Saika nampiditra ilay baiboly diem aho fa tsy mety amin'ny version  android ko ilay izy fa mila ilay taloha hono  Samsung s8 ny findaiko  Mirary Alatsinain'ny Paka feno fifaliana any am-pitsa... tohiny
novalian'i hery ny 24 andro lasa
hery ( 31/03/2024 10:34)
Foana ny facebobaka: Vahaolana
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2024/03/31/m/serasera.org.jpeg[/img] Araka ny vaovao heno izany izao dia tsy azo atao intsony ny mivarotra data internet latsaky ny 0,93$ ny 1Go. Noho iza... tohiny
novalian'i hery ny 24 andro lasa
RBNIR ( 28/03/2024 09:58)
PASKA
Faly misera amin'ny namana rehetra indray, Mirary Soa sy fanambinana ary fahasoavana ho an'ny rehetra Inona no fantatrao momba ny paska fa ho avy indray ity fety manandaza eran-tany ity? Misoka... tohiny
hery ( 04/03/2024 22:08)
Tosa-panavaozana 2024
Nanomboka ny faramparan'ny taona 2023 dia mandalo fanavaozana daholo indray ny takelaky ny [b]serasera.org[/b]. Efa nanomboka hatramin'ny [url=https://login.serasera.org]Vavahady fidirana[/url] izany,... tohiny
novalian'i hery ny 20/03/2024 05:23
hery ( 03/03/2024 22:27)
Fifaninanana tononkalo marsa 2024
Araka ny efa nampanantenaiko herinandro vitsivitsy izay dia hanomboka hanao fifaninanana tononkalo isika eto amin'ny Serasera.org  Fifaninanana voalohany ity fa ny manetsa be mbola ho avy. Koa toa i... tohiny
novalian'i hery ny 25 andro lasa
Rafalimamitina ( 30/01/2024 09:56)
FANOTREHANA AKONDRO
Miarahaba ny rehetra! Sao mba misy afaka manoro ahy ato ny fomba fananganana lafaoro fanotrehana akondro ato?  Ny refiny,velarany ,ny endriny ary ireo singa mandrafitra azy?... tohiny
Tanteliharisoa ( 06/01/2024 18:27)
Solfa
Salama daholo tompoko!ndao mb hifampizara izay traikefa sy fahaizany @ resak solfa isika@ alalan'ny fanontaniana ohatra.Ny ahy zao ny ts mazava amiko le we 6/8 ,9/12... tohiny
badboy ( 21/11/2023 15:20)
Fanafody lohalika
Inona no fanafody lohalika mahasitrana?... tohiny
KAVINAH ( 18/11/2023 16:04)
Je m'appelle Kavinah, j'ai 24 ans et je cherche un homme qui puisse m'épouser, merci
Je m'appelle Kavinah, j'ai 24 ans et je cherche un homme qui puisse m'épouser, merci... tohiny
Azrael666 ( 19/10/2023 09:25)
OLANA POLITIKA=VAHAOLANA POLITIKA ?
Tsy azoko mihitsy io hoe "aleo ny olana politika hitadiavana vahaolana politika" io! Amiko dia ny Lalana no mifehy ny zavatra rehetra matoa misy ny Lalana velona (Droit positif) sy ny Lalan'ny Natior... tohiny
Azrael666 ( 13/10/2023 19:18)
FANJAKAN'I BAROA
Fanjakan'i Baroa: izay no misy eto Madagasikara amin'izao taona 2023 izao! Nandritra ny fitondrana Rajoelina dia nahay voambolana sampona maro ny Malagasy: krizy, manara-penitra, varira, operation ap... tohiny
Azrael666 ( 11/10/2023 21:36)
RAJOELINA NA CEDRIC
Cedric ilay any amin'ny sary miaina dia zazalahy tahatahaka izao: - Kamo mianatra, ary saika aotra na zero hatrany ny bulletin-ny ka afeniny, ary bedin'ny dadany hatrany izy noho izany - Kely veta: ... tohiny
Azrael666 ( 11/10/2023 21:24)
NORAHONANA TSY HANDRAY NY FAHEFANA MAHA CHEF D'ETAT INTERIMAIRE ny Filohan'ny Senat HERIMANANA Razafimahefa
Dia tena mahagaga ahy ny fiainana ara-politika eto Madagasikara eto! Efa declaration gidragidra ireny dia tsy misy reaction na dia faran'izay kely sy bitika aza ny Tafika sy ny HCC! Tsisy enquete, ts... tohiny
antsa31 ( 17/09/2023 21:09)
Recherche Nounou à Paris
Manao ahoana daholo, je cherche une nounou pour les sorties de crèche pour un bébé de 15 mois, 18H15 19H45 mardi mercredi et jeudi à Paris métro Nation. Idéalement nous cherchons une nounou qu... tohiny
HaryNome ( 05/09/2023 08:03)
Fanontaiana
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/09/05/m/54032-copia-de-womens-day-quotes.jpeg[/img] ... tohiny
novalian'i midrou ny 31/03/2024 20:01
Quinn ( 28/08/2023 10:30)
Miarahaba tompoko! Saika hanonatany anareo mpikamban za hoe, inona kay mety ho dikan'izany hoe : olona efa maty dia hita matetika anaty nofy foana? Indraindray anaty nofy tsara izy mipoitra indraindra... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 12/10/2023 04:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.6487