Hymn'All ho ana vondrona mpihira

1. hery ( 2 andro lasa)
Raha toa mpitantana Chorale ianao, na vondrona mpihira, na olon-tsotra te hanana raki-kira tsotra fotsiny ihany koa dia nivoaka izao ny Hymn'All izay fitaovana mety hanampy anao.

  • Tehirizo ao amin'ny toerana iray ny Raki-kira misy ireo tononkira fihiran'ny tarika misy anao

  • Asaivo maka ny application Hymn'All ny mpiara-mihira aminao

  • Omeo azy ireo ny lien manokana na ny fichier misy ilay rakikira. Dia iny no hampidirin'izy ireo amin'ny application.


Application manokana tsy misy afatsy izay hira tianao ampidirina ao.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0474