Raha toa mpitantana Chorale ianao, na vondrona mpihira, na olon-tsotra te hanana raki-kira tsotra fotsiny ihany koa dia nivoaka izao ny Hymn'All izay fitaovana mety hanampy anao.
Tehirizo ao amin'ny toerana iray ny Raki-kira misy ireo tononkira fihiran'ny tarika misy anao
Asaivo maka ny application Hymn'All ny mpiara-mihira aminao
Omeo azy ireo ny lien manokana na ny fichier misy ilay rakikira. Dia iny no hampidirin'izy ireo amin'ny application.