Liste des messages
Liste des messages, inserés par midrou, par ordre de date
midrou
(
09/08/2022 06:54)
Salama daholo ve ry namana isany a!
Elaela tsy hita2 fa zao ndray vao mba mandalo de manontany vaova..:-)...
suite
répondu par Aivon le 18/05/2025 11:39
midrou
(
17/01/2021 10:01)
TOMBO-KASE FAHAEFATRA!!!!
Ry namako isany! Mba efa fantatrao ve hoe tombo-kase faha4 isika izao.
[u]FANONTANIANA[/u]
1- Inona no zavatra tena manamarika ny tombo-kase faha4?
2- Inona no tokony ho hataonao?
...
suite
répondu par RBNIR le 29/06/2021 11:40
midrou
(
19/05/2020 16:23)
Tsy ny fahafatesana nihatra,na ny fijaliana niaretana fa ilay rà latsaka
Aleo hiverina any @ lay tena fototra mihintsy satria ....
Ity no tena fototry ny famonjena.....
suite
répondu par midrou le 11/06/2020 16:21
midrou
(
21/04/2020 17:39)
Mba efa renao tokoa ve ilay antso hatao farany ho ...
Mba efa renao tokoa ve ilay antso hatao farany ho an'izao tontolo izao ???
Matio 24 : 14. Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena reh...
suite
répondu par RBNIR le 01/05/2020 15:59
midrou
(
03/11/2019 17:30)
MANDALO DIA MIRARY SOA E!!!
Mandalo dia mba mirary soa e,samia mazoto @ izay rehetra hatao avokoa,namana isany a!!!!!
Mahereza daholo......
suite
répondu par midrou le 12/06/2020 20:12
midrou
(
23/10/2019 17:54)
METY VE NY MIVAVAKA FOTSINY NEFA TSY MAHALALA AKORY NY SORATRA MASINA?
Maro tokoa mantsy no mihevitra fa rehefa mivavaka @fo dia ankasitrahan A/tra.ny
Mat .7:21-23 anefa dia milaza fa tsy ampy raha mivavaka fotsiny(Tompoko2)kanefa tsy manao ny sitrapon'A/tra..!
Arak'i...
suite
répondu par gasy1zay le 10/12/2019 16:41
