Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
Azrael666 ( 17/04/2025 15:26)
FITRANDRAHANA FASI-MAINTY AO TOLIARA
Mitondra am-bavaka anareo ao Toliara, fa tsy misy atody maharesy vato e!... Vahoaka tsy maharesy inona teo tokoa moa, hoy ilay raikalahy iry?... Mahereza mitolona am-bavaka, fa ny karazan-tolona ankoa... suite
répondu par Sony1 le 28/04/2025 11:35
Azrael666 ( 09/04/2025 10:47)
OVIANA IHANY ILAY BLAOGY RA-HERY A?
Salama tompoko, miandry an'le fanokafana blaogy eto @ serasera.org e! Tsy mahatakatra an'ilay mandoa vola mantsy. misaotra ô... suite
Azrael666 ( 09/04/2025 10:47)
OVIANA IHANY ILAY BLAOGY RA-HERY A?
Salama tompoko, miandry an'le fanokafana blaogy eto @ serasera.org e! Tsy mahatakatra an'ilay mandoa vola mantsy. misaotra ô... suite
Miarimanohy ( 28/03/2025 02:55)
Miarahaba,za ry reto nisy fotoana reraka be de otrany oe marary vavony be,nanao analyse dia typhoïde no naazo ahy,en plus nanao écho ko dia misy loto hono anaty tranonjanaka,nanao alalyse perte ary ... suite
répondu par Azrael666 le 11/10/2025 17:50
hagamamytahiana2023 ( 20/02/2025 10:13)
K'ANIB
[youtube]_zUTh_NHjFk[/youtube] Salama daholo ô ! Anio aho dia hizara tsiahy kely aminareo satria tsy misy tsy mahafantatra ny tarika K'ANIB kosa angamba isika rehetra e ! Ny tarika K'ANIB (Kanto an'... suite
répondu par onstairs le 29/10/2025 07:10
hery ( 13/02/2025 21:14)
Lalao ohabolana malagasy
Efa azonao alaina ao amin'ny app store sy ao amin'ny play store ny lalao ohabolana malagasy. Fiezahana mamantatra ohabolana ilay izy, izany hoe misy tapany amin'ny ohabolana dia anjaranao ny maminavin... suite
hagamamytahiana2023 ( 13/02/2025 02:59)
Novegasy sy ny tontolony
Salama daholo, izaho dia tena anisan'ny mpankafy sy mpanaraka tantara mitohy Malagasy ao amin'ny CANAL+ (Novegasy) : vaovao tsara no azoko lazaina aminareo, hijanona tsy hilalao ao amin'ny Novegasy in... suite
ZoRan9 ( 20/01/2025 05:07)
Miarahaba e, sao mba misy mahita  asa enligne atao vadin'asa na  afaka atao  fanampina fitadiava-mbola . mitady  zavatr azo hatao mampidi-bola  ankoatran ny mangalatra sy mamono olona moa zany ma... suite
répondu par onstairs le 31/10/2025 03:45
Aichah12 ( 13/01/2025 19:48)
Mercure rouge , vert
Salama tompok ô ! Mitady patron vonona hiditr @ source sy hak entana ireny mb matotr ireny azafad! Mercure ilay resak eto , vonona hanao engagement tompok ?... suite
répondu par Cumminger le 16/10/2025 04:35
zama91 ( 08/12/2024 12:40)
sondage vonjimaika fifidianana ho Maire antananarivo renivohitra
Tojo Ravalomanana       45% Harilala Ramanantsoa   28%  Gasikara Fenosoa         12% Tahina Razafinjoelina    9 % ... suite
répondu par Herbertare le 08/10/2025 09:21
hagamamytahiana2023 ( 26/11/2024 15:12)
Album "Fitiavantsika" - Art'Rindra
Salama daholo ô, sao dia mba misy manana hiran'i Art'Rindra hafa ohatra hoe : "Faly indray", "Ho eo", "Arindra", "Miverena", "Hanaraka", fa anankifito izao no hirany mba hananako ato : "Fitiavantsika... suite
répondu par WayneBaker le 26/03/2025 08:59
oriela ( 05/09/2024 20:58)
Faly hifanerasera amitsika eto indray ny tenako raha nangina elaela. Manantena hifandray amin ny namana maro izay vonona hifandray. Mankasitraka sahady... suite
répondu par RexSampson le 16/05/2025 08:55
Eld24 ( 05/09/2024 07:20)
mitady torohevitra avy aminao
salama daholo ianareo eto @ serasera. Ahoana kay no atao rehefa mitady asa ry zareo mba efa lehilahy lehibe ihany ny tena nefa dia mbola mipetraka RAD ihany, niveau terminale tsy manana bac no manora... suite
hery ( 29/08/2024 12:14)
Miteny gasy ny bots
Tena tonga saina ihany aho amin'ireo bots lasa miteny gasy eto amin'ny forum. Mamaly hafatra dia mametraka liens. Ilay teny gasy amin'io mikasika tanteraka ny lohahevitra. Tahaka an'ireny olontsotra i... suite
hery ( 26/08/2024 17:16)
Tsy ny pasitera na ny filoham-pirenena no diso
Resaka taorian'ny hetsika fitoriana lehibe nataon'ny Vahao ny oloko teny Antsonjombe tamin'ny asabotsy teo. Taloha aho no nanome tsiny an'i Pasitera Maihol, nanome tsiny an'i Rajoelina, rehefa avy ... suite
répondu par huanmarie le 19/12/2024 06:35
edon ( 19/08/2024 20:07)
Vady
Inona atao mba azakana toetra rats sy vehivav tia mamal2 vady.tia manome ten tsy voahevitra..ka inona atao mba ialany amin'izany .fa zao tia anafay azi.mb atrapahany fa tsy meti zavtra ataony io.... suite
répondu par seraphina le il y a 1 jours
edon ( 19/08/2024 20:02)
Tokatrano
Manao ahoana!.lehilahy no manoratra eto.manana olana eo amin tokatrano aho.ka mba mila toro hevitra.manambad aho ar vadi vita mariag.nis zavatra tsi nety nataok anefa tao.nisy ady2 ka lasa tafikasika ... suite
Fonengo ( 22/07/2024 15:44)
Manomanontany
Otrany 2020 oa farany dinidinika tato,f'aona???... suite
répondu par Azrael666 le 02/05/2025 10:59
Fonengo ( 20/07/2024 13:11)
Lehilahy beminono
Cc daoly zanak'i gaskara hoy Kopoze zay e!Misy vadin'ny akamako zay oa,efa nitsahatra nampinono ny zanany izy,de ny vadiny ndray mandimby minono.Miara-miasa zahay de ny vadiny mahandro sakafonay am at... suite
répondu par Azrael666 le 18/04/2025 15:15
RBNIR ( 16/07/2024 15:31)
Salama daholo
Salama daholo, Mandeha Dia mandeha izany fotoana izany 2024 sahady nefa otran n'y vaovao vetivery no nifampiserasera teto, aiza ry rhajo, bordelais gasy1zay sns....?... suite
répondu par LouisRhodes le 12/01/2026 02:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6202