PASKA FANDRESENA SY FIAINANA MANDRAKIZAY

1. Azrael666 ( 25 andro lasa)
Miarahaba ny Fiangonana Kristiana rehetra manerana izao tontolo izao nahatratra izao Paska izao. Velona Jesosy, velona koa isika!
Nandresy Jesosy ka nandresy koa isika! Mila iainana anefa izany fandresena izany fa tsy tenenina am-bava fotsiny. Aza miteny @ devoly fotsiny hoe: "fahavalo efa resy ianao"; fa tena tohero ny devoly dia handositra anareo izy! Tohero ny asan'ny devoly, toy ny: asan'ny mpamosavy, ny asan'ny mpimasy, ny herin'ny maizina... Fahavalo efa resy avokoa ireny! "Miadia ny ady tsaran'ny finoana" (I TIM 6:12). AMENA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0893