Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
Azrael666
(
13/10/2023 19:18)
FANJAKAN'I BAROA
Fanjakan'i Baroa: izay no misy eto Madagasikara amin'izao taona 2023 izao!
Nandritra ny fitondrana Rajoelina dia nahay voambolana sampona maro ny Malagasy: krizy, manara-penitra, varira, operation ap...
suite
Azrael666
(
11/10/2023 21:36)
RAJOELINA NA CEDRIC
Cedric ilay any amin'ny sary miaina dia zazalahy tahatahaka izao:
- Kamo mianatra, ary saika aotra na zero hatrany ny bulletin-ny ka afeniny, ary bedin'ny dadany hatrany izy noho izany
- Kely veta: ...
suite
répondu par Azrael666 le 17/04/2025 18:30
Azrael666
(
11/10/2023 21:24)
NORAHONANA TSY HANDRAY NY FAHEFANA MAHA CHEF D'ETAT INTERIMAIRE ny Filohan'ny Senat HERIMANANA Razafimahefa
Dia tena mahagaga ahy ny fiainana ara-politika eto Madagasikara eto!
Efa declaration gidragidra ireny dia tsy misy reaction na dia faran'izay kely sy bitika aza ny Tafika sy ny HCC! Tsisy enquete, ts...
suite
antsa31
(
17/09/2023 21:09)
Recherche Nounou à Paris
Manao ahoana daholo, je cherche une nounou pour les sorties de crèche pour un bébé de 15 mois, 18H15 19H45 mardi mercredi et jeudi à Paris métro Nation.
Idéalement nous cherchons une nounou qu...
suite
HaryNome
(
05/09/2023 08:03)
Fanontaiana
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/09/05/m/54032-copia-de-womens-day-quotes.jpeg[/img]
...
suite
répondu par jojo-bebe le 20/11/2024 20:29
Quinn
(
28/08/2023 10:30)
Miarahaba tompoko! Saika hanonatany anareo mpikamban za hoe, inona kay mety ho dikan'izany hoe : olona efa maty dia hita matetika anaty nofy foana? Indraindray anaty nofy tsara izy mipoitra indraindra...
suite
répondu par Azrael666 le 12/10/2023 04:19
IrisOrigami
(
22/08/2023 07:39)
#fitaovam-piadiana toetr'andro~Vaky! Ny British MI6 manokana dia nanambara ny vaovao fa ny afo Hawaii any Etazonia dia manana tsikombakomba lehibe, izay nahasarika ny saina.
Vao haingana, nisy doro tanety lehibe nitranga tao amin’ny Nosy Hawaii any Etazonia, ka niteraka fahasimbana ara-tontolo iainana sy fatiantoka ara-toekarena goavana. Araka ny filazan'ny tompon'andra...
suite
répondu par juirke le 04/02/2025 03:20
Fittiavana
(
07/08/2023 13:04)
Libertinage
Miarahaba antsika rehetra ! Efa misy an ity ve eto Madagasikara ? Ary efa matanjaka ve izy eto ?[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/08/07/m/Logo_libertinage_1.jpg[/img]...
suite
répondu par Azrael666 le 13/08/2023 18:38
hezadome
(
04/08/2023 13:57)
Salama daholo isika ato!
Saika hanontany ny tompon'andraikitra @ ity serasera gasy aho hoe maninona no tsy mety mivoha mihitsy ny "bizna" @ ilay petites annonces.
Misaotra mialoha @valinteny.
C...
suite
répondu par hezadome le 05/08/2023 10:45
hezadome
(
02/08/2023 18:20)
Vente de poids Paris Tana
Bonjour
Je vends 2 poids de valise 23kg à 200€ chacune. Paris Tana pour début Octobre 2023.
Pour plus de renseignements veuillez appeler au [url=tel:0635412350]0635412350[/url].
Cordialemen...
suite
Aminata
(
17/07/2023 07:48)
Salama, misaotra betsaka anareo fa tsarabe pejy ity....
suite
tiavanafi
(
14/07/2023 14:21)
Mila hevitra @ fanangananna trano
Bonjour daholy,
Saika mba agnontany za manana vola 200 millions fmg afaka atomboka vé n'y fanaovana trano sa mbola tsy ampy ? Marihiko fa trano tiko atao trano vato étage satria kely n'y tokota...
suite
répondu par Shawowning le 30/12/2024 07:25
tiavanafi
(
14/07/2023 14:21)
Mila hevitra @ fanangananna trano
Bonjour daholy,
Saika mba agnontany za mana vola 200 millions fmg afaka atomboka vé n'y fanaovana trano sa mbola tsy ampy ? Marihiko fa trano tiko atao trano vato étage satria kely n'y tokotani...
suite
MENDORAVE
(
30/06/2023 09:40)
MENDORAVE
Efa nahita na nahafantatra ny Hazo MENDORAVE ve isika ?
Misy sary na video azo jerena ?
Masina izy io, satria nahoana ?[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/06/30/m/mendorave%20script%...
suite
répondu par Jamesda05 le 15/02/2025 04:50
Java
(
29/06/2023 06:56)
TSY ARITRA
Rahoviana nga vao mba hisy fandrosoana eto madagascar eto. Toa ze toanga ao dia mampandiso fanantenana daholo. ...
suite
répondu par emeraldclas le 03/12/2025 06:57
Java
(
29/06/2023 06:41)
Informatique
Sody mba misy olona afaka hampanao formation mikasika ny informatique programation mikasika ny application endroide ato....
suite
répondu par bekeanloinse23 le 29/08/2024 02:36
Java
(
29/06/2023 06:40)
Informatique
Sody mba misy olona afaka hampanao formation mikasika ny informatique programation mikasika ny application endroide ato....
suite
Aminata
(
05/06/2023 17:49)
Salama.
Azafady, saika mba hanontany ny maha samy hafa hoany sy ho any. Misaotra....
suite
répondu par seraphina le 18/06/2026 02:31
hery
(
28/05/2023 10:55)
Teny malagasy : latsaka sa nianjera?
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/05/28/m/latsaka_sa_nianjera.jpg[/img]
Rehefa tena mpiteny malagasy isan'andro hatramin'ny mbola kely dia tsy mahatsapa hoe misy teny maromaro izay ...
suite
répondu par bekeanloinse23 le 29/08/2024 02:38
koolmga
(
26/05/2023 08:25)
Mitady mp3 Nono
Salama daholo,
Mba mitady mp3 Nono ra misy mbola manana fa very ny tahiry.
Na ho vidiana ts maninona, efa nikaroka ihany fa tsy mbola nahita (tsy conversion Youtube).
Misaotra mialoha...
suite
répondu par LouisRhodes le 06/01/2026 06:46
